Pazzapa
83. tax
(
22/03/2004 16:49)
Tokony matanjatanjaka kokoa ny formation an'ireny ankizy ireny vao miseho scène ohatr'ireny fa manala-baraka tena fotsiny. Mbola tsy de mahay mihira loatra e!
85. delvechio
(
13/04/2004 02:53)
tsara refa nahay naka tahaka. na tsy nety tsara aza efa nisy ezaka. fa zany we maninona no tena sipa no ankamaroana?
