fanalana kibo
1. ja
(
19/01/2005 07:51)
za ve akia lasa niha b kibo t@ grande vaconce sady lasa somary niha natavy nefa za somary fohy dia lasa ratsy b ny bikako no sarotra b ny mahita akanjo ho ahy .Inona no atao hanenana kibo?
za zao efa mba manao natation fa toa mbola ela izy izany
za zao efa mba manao natation fa toa mbola ela izy izany
répondu par fijo le 04/05/2005 21:55
3. mihanta
(
19/01/2005 08:21)
oupss misaotra an\'i ja nampiditra an\'io sujet io fa mitovy ihany izany ny adin tsaintsika
5. mihanta
(
19/01/2005 08:49)
le anjo frizy loatra sady raha hihazakazaka rery..sa hiaraka isika sy ja :D
6. ja
(
19/01/2005 08:54)
marina mihitsy izany tenin\'ni Mihanta izany.Ny andro frizy b dia kamo miazakazaka sady @ io tsy misy mimotivé hiazakazaka.
Mamanay miteny foana hoe handao hiazakazka nefa tsy hita akory sady 2 metatra dia efa vizaka
Mamanay miteny foana hoe handao hiazakazka nefa tsy hita akory sady 2 metatra dia efa vizaka
7. mihanta
(
19/01/2005 09:00)
manao abdo kou mety fa le motivation mintsy no tsy ao,mila fanampiana hafa
8. chipie1
(
19/01/2005 09:03)
ndana makany aminy salle de sport reny mihintsy aza, mafana sady , manana choix tsara na abdo fessier na natation ... misy oul fona ane amreny eh !
9. ja
(
19/01/2005 09:07)
aiza no misy?za zao aloha efa mba manao natation e!(mbola voa mianatra an!)dia efa manomboka mitsilana anaty rano.
Za @ io menatra fa ny mpianatran\'ilay maitre nageurko ankizy 8 na 10 dolo hihihi
Za @ io menatra fa ny mpianatran\'ilay maitre nageurko ankizy 8 na 10 dolo hihihi
11. majakely
(
19/01/2005 09:14)
efa maman aho dia tena sahirana be aho après ny niterahako an-janako faharo rah hampiena ny kibo , ka izao ary mba ataoko :D an :(mihinana voankazo zay tinao retrareta rah vô noana ;ary aza hadino ny mampiditra ny kibo foana toute la journée;ho hitanao fa efficace be io !!!)
12. chipie1
(
19/01/2005 09:17)
ja> feno erany tanana fa aiza njy klou!
majakely> sotsa :-*
mihanta> nenjy kouss zany defa ... :wink:
majakely> sotsa :-*
mihanta> nenjy kouss zany defa ... :wink:
14. ja
(
19/01/2005 09:22)
merci bcp i majakely!
chipie1 andraso fa andeha haka renseingnement za.
Mihanta ny an-dry kosa efa adalana e!za kosa nisy appareil saika novidiako fa tsy nety mamanay fa soa lo eo fotsony hono tsy ampiasa eo za.sady mety misy mi motivé za rehefa any @ salle de gym kou
chipie1 andraso fa andeha haka renseingnement za.
Mihanta ny an-dry kosa efa adalana e!za kosa nisy appareil saika novidiako fa tsy nety mamanay fa soa lo eo fotsony hono tsy ampiasa eo za.sady mety misy mi motivé za rehefa any @ salle de gym kou
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ja le 19/01/2005 09:23
15. mihanta
(
19/01/2005 09:24)
chipie1 hihihi,le mampiditra kibo zany alou henoko efficace kou é,majakely njainjay kou ane ny maso refa mahita kaly d tsy matanty
16. ja
(
19/01/2005 09:25)
ka mety izay no mahab kibo ana rehefa ato an-trano za dia mitsaingoka foana na nona na tsy noana.dia @ io zavtra mamy foana na zavtra matavy.Andraso fa hividy voankazo betsaka za
17. mihanta
(
19/01/2005 09:28)
k za kou matetika mihinana fruit na yaourt maigre ange,fa misy andro tena mba tsy lefitra le izy
18. majakely
(
19/01/2005 09:50)
zay kalou de marina e,fa ny voankazo mate -hihinana refa be ny azo safidianana ao anaty panier -nao eo akaikinao : (manga ,paoma,orange,paiso ,voaloboka (l) )
19. mihanta
(
19/01/2005 10:05)
raha maha fehy tena kou ane d tsara fa za raha vao mahita gâteau sy ny douceur hafa d noana ho azy
20. sipagasy
(
19/01/2005 10:12)
:-o ;-) kay ve tsy izaho irery no misy olana é! hihihihi, fa ny mba henoko indray koa dia hoe rehefa avy misasa @ maraina iny dia hosorana citron ny kibo fa izaho aloha tsy mbola nanandrana é!, fa tena marina ny anareo fa ilay \"motivation\" io mihintsy ny olana, hihihi miandry \"solution miracle\" daholo isika izany hihihi, mahereza ary é!!! :)