fanalana kibo

21. mihanta ( 19/01/2005 10:16)
sipagasy ny miracle ngamba tsy misy fa miankina am tsirairay io ô
22. majakely ( 19/01/2005 10:16)
le citron alou efa henoko fa tsy mety e aleo hanaovana jus izy ouahh,,mafy ny majno antsike,nefany dago ny olona te hatavy
23. ja ( 19/01/2005 10:36)
mampiome mihitrsy isika sipa ireto!
Te hahi daholo kay nefa tsy te hanao sacrifice,rahioviana ary voa misy solution miracle ry chipie1?
hihihihihihi :-D :-D :-D
24. majakely ( 19/01/2005 10:48)
de toute façon isika vehivavy mahita zavatra tsy mety foana eny amin-tsika;; eny fa na dia ny plus belle du royaume aza!! say zany ve ? :roll:
25. ja ( 19/01/2005 10:53)
marina mihitsy izany
au fait fantatro fa hors sujet ity fa misy manana msn v ianareo o!!
26. ja ( 19/01/2005 11:01)
marina mihitsy ny tenin\'i majakely.Inona ary ny mahatonga an\'izany?@ io tsy mety hafa-po mihitsy?ohatra izao mividy ankanjo dia tsy ampy 2 andro dia mitady hividy indray
tsy azoko mihitsy
27. booboo ( 19/01/2005 12:15)
ja>dé aôna zany zô @ zô soldes zô ? Tsy terrible ? :^) :-D :-P
28. bichette ( 19/01/2005 16:22)
ahena mihitsy hono ny ration ny sakafo. allez les filles, un peu d\'effort
dia etirer-na ny kibo mba tsy hi stagne ny tavy courage aky a. za koa mankony mitady hisy kibo nefa tsy tena hoe matavy dia rehefa sady mijery tele iny dia manao abdo kely dia manaonao gym kely eny e fa izao koa, tsy misotro rano rehefa misakafo fa mampibontsika ny tsinay sy kibo
29. ikaretsaka ( 19/01/2005 16:57)
fa rehefa manao exercice koa.. dia jereo fa misy karazany 2 ny sport na ny exercice atao.
-Misy le hoe \"High impact\" ohatran\'ny manao biskleta sy mihazakazaka sy ny mandeha tongotra na ny sport misy baolina (foot, basket...) Io ilay ataon\'ny gasy hoe \"mikotrana\".
-Dia misy ilay hoe \"Low Impact\" io ilay milomano .. manao yoga, kata, tai chi , mibata fonjamby, gymnastique sns

Ilay heo \"low impact\" hono tsy mampihena na betsaka aza ny atao satria mampivelatra ilay muscle fa tsy mampisintona azy

Fa ny \"hi impact\" no mampihena satria sady mampiasa ilay muscle no mampisintona azy!


Exemple: jereo ny olona manao cyclisme na ilay pro ana maraton na mpanao baolina ireny raha tsy mahihihy kely .. ny cycliste moa no tena asainy jerena satria io ny high impact indrindra ,, fa tena marina hoe ry armstrong ireny tsy matavy be izany.

dia jereo ny mpilomano, ny mpanao gymnastique, ny mpanao lancera n azavatra mavesatra (poids marteaux) raha tsy ngozangoza aby!
30. ja ( 19/01/2005 17:31)
Vao2 indray izany.Nisy olona maro2 manko niteny tamiko hoe ny milomano hono mampihena kibo aingana dia lasa aho nandeha nianatra aingana.
Ilay manao beca ny mahasosotra azy an!marary ny fitombenanana rehefa afaka 100metatra eo ho eo dia masosotra @io rehefa avy eo tsy te hipetraka mihitsy.
31. ikaretsaka ( 19/01/2005 17:35)
ja> mety avo loatra ny laselinao.. na misisika any @ .....euh! fa mitadiava confortable kokoa e
dia mety io..
rehefa zatra ianao manoa eo 200km isankerinandro ro tsy tsaroanao akory
32. ja ( 19/01/2005 17:46)
andraso ary e!
ka kikina mihitsy za zao booboo a!
ka aiza aho no ahita confortable?misiska aiza ny lasely ry ikaretsaka?
33. ikaretsaka ( 19/01/2005 18:03)
ja> za ko aaza tsy nino fa nony nojereko ny manodidina ahy dia marina izany hoe ny mpilomano sy ny mpibata no komakomany..
de za noanjera sy tapaka t@ baolina dia nolazain\'ilay nampanao physical therapy no nilaza ahy an\'io..
sady tsara kao hono io @ taolana surtout ho an\'ny sipa
34. ikaretsaka ( 19/01/2005 19:03)
ja . any amin\'ny mpivarotra fitaovana momban\'ny biskleta no misy an\'ilay lasely..

Misitrika any @ ilay .. zavatra ao enalanelan\'ny fe re ilay lasely fa ianoa koa a
35. iriniaina ( 20/01/2005 07:35)
bichette> za aloha de tsy lasa raha tsy misotro rano kosa refa misakafo e! fa contrex no ady eo,
ary ilay crème hosorana ve efa mba nandramanareo?
36. mihanta ( 20/01/2005 09:28)
za njay d misotro rano b loatra mintsy njinja refa mikaly.
ikaretsaka pour une fois elà mba nana hevitra tsara,tohizo fa tsara :D
37. booboo ( 20/01/2005 11:57)
:-D
38. kinaoly ( 20/01/2005 12:50)
mihanta> le misotso rano bedabe tanjemo fa vô meka mampibontsina raha tsy mi-elimine tsara, tsemboka tsara sy manary matetika lol. zay vao tena we mibontsina, manao rétention d\'eau de lasa binabina dôly :roll: mampisy cellulites kou io rétention io an
fa manena kibo le milomano ka, ny cyclisme kou raha ny fahalalako azy dia ny volume musculaire takian\'ny effort (immediat : ngeza no ilaina - ou d\'endurance : kelikely fa maharitra) no mahatonga azy ho ngeza na kely araky ny discipline ataon\'ny sportif tsirairay avy.
ny mikazakazaka kou tsy manena kibo firy fa manampy @ élimiantion des toxines fotsiny( mais très peu de graisse part lol) ary manampy @ fanatsarana na fikolokolona ny circulaton sy ny rythme cardiaque
ny exercices abdo-fessiers ihany no sûr fa manena an\'io (solution haingana fa mafy courage be mihanta a (l) )
le citron njay de zao hono no henoko : mila atao massage profond hono vao mety (marary be le izy hono) de sinon misy efficaces ihany hono le menaka sy cremes anareo vhv reny eee
39. majakely ( 20/01/2005 14:13)
tena mahay zavatra i kinaoly an!!!!
40. ikaretsaka ( 20/01/2005 16:22)
kinaoly> fa tsy misy ho mpanao biskleta be vody be hoa. ampitovio ange ny an\'ny mpilomano sy ny mpitaingina bisikleta e??

na be fe be nefa ireny no tena kotranany.. izay ilay hoe lo impact sy hi impact.

tsy any @ le volume musculaire takian\'ilay effort ilay izy fa any @ le impact an\'ilay effort.

ny volume musculaire dia ny mpibata fonjamby no mampiasa izany indrindra.. nefa ireny ko ngeza fa tsy nihena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8672