fanalana kibo

81. iartistika ( 13/02/2005 12:39)
Fa le ikaretsaka ve vehivavy sa lehilahy :?: :?: :?:
82. youp ( 14/02/2005 11:53)
loza mintsy ry se ty problema na kibo ty!!toro hevitro:manaova abdom;hosory voasary makirana sy tantely de misotro rano betsaka;fa za zao efa 6mois no nanao an zay fa ny vokany??? :?: :-D TSY NISY!!!MAHEREZA DAHOLO AN!!
83. Ramaso ( 14/02/2005 13:41)
misy te hikoty an'i karetsaka ndray ato de we karetsaka vavy sa lahy!!
84. booboo ( 14/02/2005 13:54)
:-D
85. fijo ( 15/02/2005 21:32)
mampihomehy le fanontaniana."LE ikaretsaka ve..." izany "le " izany dia lahy fa raha vavay izy dia ikala ika.
86. ikaretsaka ( 16/02/2005 01:09)
hahahaha
apka anga mo rankizy fa tsss
87. fijo ( 17/02/2005 00:11)
eefa mazava be ve mbola mody hanontaniana indray ko
88. Nananie ( 18/03/2005 16:15)
ja: régime + sport. Ohatra hoe miazakazaka isan'andro. Natation mahatsara bika rehefa tsy diso be loatra, fa tsy manala kibo.
89. majakely ( 21/03/2005 09:32)
nanahoana ihany ny résultat ry ja ?mba tantarao e !!
90. methode ( 22/03/2005 00:41)
Hoan'ny matavy loatra dia voakazo sy légumes fotsiny no tsara ho heniny raha te-hampihena tena hono!!! Tsy tsara ny mihinana tubercule na zavatra be tavolo sy be siramamy ary be menaka fa ireo no tena mampatavy!!! Fa ilaina mitohy ny zavatra atao!!! Nisy namanay nanao régime dia tsy nihinana afa-tsy laisoa sy carottes fotsiny! Tsy asiana menaka!! Afaka iray volana izy dia very 5kg (amin'ny 100kg. Dia faly ery izy!!! Fa avy eo hoe efa nihena fa aleo mba ajanona kely ny regime dia nitombo 6kg indray afaka herinandro!!
Tsy tsara hono ny mampihena ratio raha matavy satria ny tavy mijanona fa ny nofo no mihena dia lasa malemilemy fotsiny ilay olona!! Tsy spécialiste za fa mba miteny ny experience niainan'ny namana!!
De mirary anareo hahita ny vahana tadiavinareo!!!
91. majakely ( 22/03/2005 08:12)
tsy dia matavy loatra anie fa mba misy ronduer kely fotsiny e !!!ny régime hono mafy loatra ,ny hanao gym irery koa tsy laitra e!dia vahaolana hafa no anjasana e !
92. Ramaso ( 24/03/2005 06:41)
mikotrana ihany e...
raiso ny baolina, ny biskleta, ny tennis, sns
93. fijo ( 25/03/2005 00:10)
izay aleo mikotrana dia mihinana fa ity regima nareo ity tsy lasa ka
94. majakely ( 15/04/2005 10:03)
Ilay regime marina manjeraka kalo e ! fa tsy maintsy miharitra beeeeeeeeee!! :D
95. Chiquitto ( 27/04/2005 13:59)
Toro-hevitra vitsivitsy fotsiny...anisan'ny nijaly be t@ fanenana tavy aho fa ireto atoroko ireto dia nahitako vokany tsara satria very 10kg aho izao :
citron hatrany no ampiasaina, 2 citrons atao ao anaty rano 1 vera sans sucre dia sotroina 30mn alohan'ny sakafo maraina atoandro hariva, t@ voalohany namaivay be ny vavony fa nihazatra hatrany avy eo, io faikana citron io ihany no somary hanorana mafimafy ny kibo na ny faritra matavitavy, tena ilaina koa ny fahazarana mampiditra kibo mandritra ny journée ary tsy mihinana anelanelany mihintsy saingy tsy mahazo mi-saute repas kosa fa mihinana ara-dàlana ary miandalana koa dia ahena ny fatrany ary farany aza moa dia ianao mintsy no tsy te hihinana be intsony!raha sendra ro koa ny laoka dia fadiana ny mihinana ro be loatra, laoka maimaina hatrany no tena tsara! raha noana anelanelany dia afaka mihinana voankazo na légumes saingy fady ny akondro. Fadiana koa ny misotro rano mandritra ny sakafo fa 30mn avant sy après ny sakafo ihany, fa misotro jus de poirreau 1l 1/2 kosa dans la journée...ny dian-tongotra koa dia tena ilaina !raha misy ny finiavana dia ho hitanao fa hisy vokany tokoa io...mazotoa ary an !!
96. fijo ( 04/05/2005 21:55)
za mikaly be fa mikotrana koa dia mihena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2299