fanalana kibo
61. fijo
(
25/01/2005 22:01)
za koa aloha tsy manao regim izany e.mihazakazaka foana aho isan\'andro dia izay fa tsy mila mampijaly tena tsy ihinana izany.
62. ikaretsaka
(
25/01/2005 23:34)
zay hoa..raha vao regime izany dia tsy any le.. mampihena izy fa de mora koa ny mampiverina azy..
kotrana ihany raha te hihena ka tsy hitombo intsony.. dia fidio koa ny kotrana mifandraika @ ilay toe batana tianao alaina..
ny hazakazaka no kotrana passe partout!
kotrana ihany raha te hihena ka tsy hitombo intsony.. dia fidio koa ny kotrana mifandraika @ ilay toe batana tianao alaina..
ny hazakazaka no kotrana passe partout!
63. ja
(
26/01/2005 10:25)
ie ilay manao regime tsy mety fa mampijaly tena fotsiny eo sady rehefa nona tsy misy fianarana miditra @ loha izany
64. petit
(
26/01/2005 11:56)
Ja â! t@ voalo za ko be kibo saingy a kofy dia tsy koa fa ny nanalako azy dia miazakazaka miaraka @ pull manao mafnabe. Zay lay hoe manitsana ê. Hitanao mitovy @ manao sauna saingy ilaina ilay mihetsika fa tsy mijanona eo fotsiny. Boisson misy houblon sy levure somary ajanona (biere ohatra,....). Ataovy ane fa tena efikasy io ê. environ 15min minim @ zay vetivety de tsy mande mafy fa vitesse norm et rytmik. :^) Courazy ê fa afak\'io. (raha tsy hoe be voka anga zay no tsy fantratro). :-D :-D :-D :-D
65. fijo
(
26/01/2005 22:53)
sady io mihazakazaka io mampahazo aina be an.na ny lamosina aza hafaka le mararirary ireny
66. kinaoly
(
27/01/2005 11:20)
eee raha hanao sport nge ka mila siramamy e, 8O (glucide) de mila proteine kou de mila menaka kou ampafana ny vatana,
ty rezima anareo vhv ty klou de fanjika e, vô meka io manosika hinana hihihi (ze parle en konesany de kozy) tsy manena kibo zany kou io fa ny nonouu no mihintsana volou de aveo ny takolaka refa tsy ampy sakafo de aveo ny tension arterielle - lol- fa faut se faire plaisir fotsiny sans tomber dans l\'excés
ty rezima anareo vhv ty klou de fanjika e, vô meka io manosika hinana hihihi (ze parle en konesany de kozy) tsy manena kibo zany kou io fa ny nonouu no mihintsana volou de aveo ny takolaka refa tsy ampy sakafo de aveo ny tension arterielle - lol- fa faut se faire plaisir fotsiny sans tomber dans l\'excés
69. ikaretsaka
(
27/01/2005 23:34)
ieeee.. ka zay .. lasa ohatran\'ny baolina hoa ialahy.. rehefa mijanona de mibontsina fa rehefa regime de mihena!
olona ny tena fa tsy baolina hoe paompiana (omena sakafo) de mibontsina..
de tsy paompina de mihena!
olona ny tena fa tsy baolina hoe paompiana (omena sakafo) de mibontsina..
de tsy paompina de mihena!
70. sariaka
(
29/01/2005 15:56)
Eh, fanalana kibo ? zah koa aza misy kouh. Fa izao mila manaraka regime sakafo, araka ny experience nataon\'ny vevavy sasany hitako. misy zany hoe, laisoa be ro fotsiny no hohanina, na anana fotsiny sns, traité io, tsy de minam-bary tahaka ny hafa, efficace hono io. 10 andro de efa mihena kibo, kilao. Asa alouh fa mba andramo ihany....
71. ikaretsaka
(
29/01/2005 17:50)
fa dia miverina ra kivo raha vao mijanona ny ron-daisoa e.. aleo leelaela fiverina ireny ihany
72. fijo
(
01/02/2005 05:47)
za aloha tsy mahavita izany tsy mikaly sy misivana sakafo izany e.fa ny ahy dia ny sport ihany,fa na mikaly aza mety foana io
73. majakely
(
01/02/2005 11:08)
tandremo koa ny laisoa rah' be loatra maha be gazy an :-D !lasa ohatrin'ny problème ny ilay ranamana ao amin'ny forum hatsikana sy lalao !!!tandremo fa ...wain be!vakio anie eh izay mbola tsy nahita
74. majakely
(
01/02/2005 11:26)
tandremo koa ny laisoa rah\' be loatra maha be gazy an :-D !lasa ohatrin\'ny problème ny ilay ranamana ao amin\'ny forum hatsikana sy lalao !!!tandremo fa ...wain be!vakio anie eh izay mbola tsy nahita
77. ikaretsaka
(
02/02/2005 21:13)
raha mifady hanina no mampaihy tena tsy 120 kgs intsony za le! :roll: