fanalana kibo

41. chipie1 ( 20/01/2005 17:06)
le manao velo ve tsy hahabô ranjo be eh ! :-D
42. ikaretsaka ( 20/01/2005 17:08)
za aloha manao fa za tsy bo ranjo e
43. kinaoly ( 20/01/2005 21:25)
ika> marina ane zany e, fa ny fiasan\'ny muscle eo ampanaovana anle sport no mamaritra ny endriky ny nofo na ny hozatsa
44. ikaretsaka ( 20/01/2005 21:27)
kinaoly> tsy ny fisany tsotra fotsiny.. fa ny fiantraikany any @ le muscle koa
45. fijo ( 20/01/2005 21:34)
ja za dia malaza be kibo ato ary tena be kibo tokoa ,saingy ny nanalako azy dia ny mihazakazaka sy manao bisikileta.le abdo fotsiny tsy mampihena azy fa manamafy.ny tsemboka no mampihena azy.
46. ja ( 21/01/2005 08:07)
ka ilay mikorossy sady tsy misy namana no mangitsy b ilay andro dia kamo b.
angamba rehefa vita ny natationko andeha akany @ salle fanaovana zym ireny za
47. majakely ( 21/01/2005 11:16)
Marina tokou ve fa ny abdo tsy mety hanalana ny pneu???
48. bichette ( 21/01/2005 15:03)
za zao tiako hiena ny fitombenako sy ny cuisse dia ahoana nefa za tsy te hanao regime
49. tsiperifery ( 21/01/2005 15:20)
Ny fen\'antitra no mihena ho azy tsy mila ezaka fa raha mbola mahatsapa ho tanora enareo dia tsy misy fanafodiny ankoatry ny ezaka mi-cross raha te hiena e ! Tsy voatery handrera-tena be izany fa atao miandalana. Ohatra
1) mihezaka mande tongotra 1/2 h isan\'andro
2) 1 volana avy eo mihanika tohatra in-1 isan\'andro fa tsy mampiasa ascenseur. Tsy avela ilay dia tongotra
3) Afaka tapa-bolana, ampiana hazakazaka madinika 15 mn isaky ny week-end eny @ parc
4) Ireo no averimberina miandalana sy ampiana tsikelikely. Fadio ny mijanona an-trano fa mahatonga hanoanana mahabe fakam-panahy. Mitondra voankazo toy ny paoma hatao coupe-faim eny an-dalana
Rehefa mitafy fikirizana vita foana izany e !
50. nanita ( 21/01/2005 20:43)
Za aloha dia tsy dia manao régime be loatra. Fa ny maraina na hariva kosa dia mihazakazaka mandritran\'ny 10 minitra isan\'andro. Ary tsy mety matavy mihintsy, nefa rehefa déc hoatr\'izao dia ny sokola no tena fakapanahiko.

Ja > ilay mihinana voankazo isakin\'ny mahatsiaro nona aloha dia tena efficace no sady mitondra vitamine tsara.
51. ikaretsaka ( 21/01/2005 21:38)
hazakazaka sy/na bisikleta ihany aloha ny ahy ny hitako fa garanti e.
ny ahy koa tapaka de tsy nanao sport elaela dia niha natavy de ny ahy aloha biskleta ny nampihena azy e!
52. nanita ( 21/01/2005 21:49)
ny mahatsara ny bisikleta koa dia mampihena ny fe (manala tavy) fa tsy ny kibo irery ihany. Ary tena tsemboka mihintsy ianao a!
53. ikaretsaka ( 21/01/2005 21:57)
ka raha tsy tsembola hono io tsy mihintana!
raha mahavita eo @ 20 a 30 km @ biskleta isakerinandro eo dia omeko 1 volana fa lasa io kibo be io
54. ja ( 22/01/2005 08:42)
20km na 30 km izany otrany ahoana?andohan\'analakely soaranao v?
55. majakely ( 22/01/2005 15:25)
20à30km à velo isan\'andro en plus 1volana be zao ???ela lôtra ,ela lôtra...... :-o Nefa ny mba te ho hananana dia resultat mba haingakaingana...
56. ikaretsaka ( 23/01/2005 00:02)
io mikotrana io de ny voalohany ihany no grave grave kely fa rehefa zatra ianao tena tsy tsaroana akory dia vita ny 30 km,

raha mitady resultat haingakaingana dia manaova chirurgie esthetiqie dia trohana aby le jabora ao @ kibo de tapak\'andro de vita e!
57. ja ( 23/01/2005 19:37)
ie mety marina izany teninin\'i ika izany fa ilay chirurgie aloha tsy lasa e!za v andana sosy @ zany?@io ange hita b ikay izy hoe chirurgie e!sady jereo ny fiafaran\'iJakson!tsy aleoko hividianana zavtra hafa ny volako?
58. faniry ( 23/01/2005 20:07)
aleo ferperana kou ny sakafo hohanina,izay b graisse alou d efa adinoy ,ny sucrerie kou,d kotsana kely fa milay k :-*
59. ikaretsaka ( 23/01/2005 23:09)
raha fifadian-kanina indray hono giravy be ny efefts an\'io fa lasa ohatran\'ny baolina i ianao !
rehefa abotsina (omena sakafo) dia mibotsina.. dia rehefa tsy mahazo de mihena..
raha manao spaoro manko dia mafy kokoa ilay \"fanabotsinana io satria lasa \" mamaky muscle\" aloha ilay tavy!
olona ianao fa tsy baolina sanatria
60. rambofrau ( 24/01/2005 10:54)
mandehana any amin\'ny fitness studio fa tena efficace.Tsy haiko ny any aminareo fa ny aty aminay efa misy cours special ventre plat(abdominaux ny tena betsaka),maharary aloha ilay izy fa dia miaritra eh.

Raha manao regulièrement dia tena efficace be ilay izy.

Mazotoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3972