MOt hafa
1. hascom
(
02/01/2004 18:25)
Ahoana kay ny fomba na teny hafahafa ahafahana mikoty sipa ankoatra ny teny mivantana be hoe "tiako ianao" .Mba omeo hevitra aho izay mahita fa tena tsy hitako izay ilazana azy
répondu par fijo le 02/02/2004 19:56
2. donemaskit
(
02/01/2004 10:00)
Voalohany indrindra raha hikôty elah : tsy miteny an'izany "tiako enao" zany! Manjary mahatsiaro aggressée lay sipa.
Ny tena mety dia tsy tenenina mihitsy ilay izy, fa ny fihetsik'ialahy no tokony ahalalàny azy > le résultat sera meilleur
NB : nefa raha efa manana bandy lay sipa, avelao > mankanesa elah eo @ toeran'ilay bandy

3. kally
(
02/01/2004 14:04)
Fantaro izay zavatra tiany ,ohatra tia mamaky boky izy,dia iresaho boky izy,raha tia mandihy izy,dia iresaho dihy,asao amin'ny hetsika misy dihy rehetra...mety hifanaraka ihany ianareo dia hifankatia ho azy!
6. xxx
(
03/01/2004 11:03)
ny any kofa anie mahafinaritra enao na mola @nao za na tara @nao za ihany ny tena hay teneniny!fa tsy mikozy mitsy hoetikao enao zany!aiz moa 3% tsy hihira ilay hira hoe rahoviana enao vao hikozy hoe"i live you"!
9. lema
(
04/01/2004 15:08)
ny sipa tsy mba mila tenenina izany fa manomé ilay top izy dé raiso ny tananany dé lalaovy dé tohizo @izay.................
11. rinakely1
(
05/01/2004 11:36)
zao tenenina e: "diso v aho raha honorina ny fiainako hiaraka @nao?"
12. moi
(
05/01/2004 12:22)
Izy ihany hanontaniana hoe :
"Inona no teny hafa azoko ilazana aminao ny sahala amin'ny hoe "Tiako ianao"?
"Inona no teny hafa azoko ilazana aminao ny sahala amin'ny hoe "Tiako ianao"?
16. isrine
(
05/01/2004 18:21)
de mampihomehy nareo, ataovy we:tiko enao ihany zany e! tsisy mot ghafa hahasolo an'io!
18. fijo
(
06/01/2004 09:18)
tratry ny taona e,
ary iza sahady moa io XXXX 04/01 mananihany io?bedy an.izaho moa ry zareo tsy mahay mikaoty sipa,ka dia tsy hitako izay lazaina.
ary iza sahady moa io XXXX 04/01 mananihany io?bedy an.izaho moa ry zareo tsy mahay mikaoty sipa,ka dia tsy hitako izay lazaina.
19. pattr
(
06/01/2004 16:56)
Tonga less de tsory a, hikoty anao a we fa henoy tsara, aza mba hodina fa alo le kofe, bye aza raha ts met enao e, à manaraka ndray we,e de tandremo so mtomany fa efa band lehibe an
20. pattr
(
06/01/2004 16:58)
Tonga less de tsory a, hikoty anao a we fa henoy tsara, aza mba hodina fa alo le kofe, bye aza raha ts met enao e, à manaraka ndray we,e de tandremo so mtomany fa efa band lehibe an