MOt hafa

41. kally ( 13/01/2004 18:53)
sss,io rehefa ho raikitra raikitra foana e!
42. fijo ( 14/01/2004 20:47)
voaroaka raha directe,fa mody hendry aloha e.fa rehefa raikitra kosa an.......izaho hendry aloha an.
43. donemaskit ( 14/01/2004 12:18)
Fijo hono hendry!!
... mety ho marina ihany!
44. ikaretsaka ( 14/01/2004 14:40)
taiza koa ialahy no nahita an-dra fijo maditra eo...
45. ikaretsaka ( 14/01/2004 14:40)
taiza koa ialahy no nahita an-dra fijo maditra eo...
46. ikaretsaka ( 14/01/2004 14:41)
taiza koa ialahy no nahita an-dra fijo maditra eo...
47. donemaskit ( 14/01/2004 17:48)
mila définition ny hendry sy maditra zay vao afaka valiana...
48. fijo ( 15/01/2004 20:47)
ialahy ramaskita an.tsy mahatoky ahy indray ialahy.
49. donemaskit ( 15/01/2004 20:49)
sarotra ho ahy : ny conseils-n'ingahy tsy matetika tsy mifanaraka @ convictions-ako!
50. ikaretsaka ( 15/01/2004 10:12)
araho ihany fa conseil na mpiady reny
51. donemaskit ( 15/01/2004 11:02)
tsy laviko ka, tahiriziko ho an'olon-kafa, na rehefa voa mafy aho!
52. fijo ( 15/01/2004 19:53)
rehefa tena voa ialahy mety efa zavatra hafa indray no azo atoro an.izahay izao koa anie radone tamin'ny voalohany mba tena hoe hatramin'ny farany ity e.tamin'ny 1976 izany.ary tena sosotra raha misy milaza zavatra hafa momba ny fitiavana.aiza anefa izao????
53. ikaretsaka ( 16/01/2004 20:09)
zay ny hoe ny ela nihetezana lava volo ary ny antitra antitra ihany....
54. ikaretsaka ( 16/01/2004 15:08)
mbola tsy ni rimorimo ramazkita e...Vo rookie @ zany tanana izy !
55. donemaskit ( 18/01/2004 13:13)
rookie of the century!
56. donemaskit ( 18/01/2004 13:14)
Fijo a, na izany na tsy izany aleoko manantena sy mifikitra ihany e!
57. ikaretsaka ( 19/01/2004 12:16)
dia ho faty an-kazotokana izany ialahy ry mazikita/? mbola kely ange letsy ialah6y e
58. donemaskit ( 19/01/2004 19:23)
c'est mon choix e!
59. fijo ( 20/01/2004 09:39)
tsy maninona ny manantena radone,ary tsara,saingy mahaiza koa mamoy rehefa voa,fa aza dia maty hoazy eo.ary mailo ihany fa fiainana io,ka malama maina e
60. donemaskit ( 20/01/2004 09:43)
c bon, voaray ny hafatra fa misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095