MOt hafa
82. pitchou
(
28/01/2004 16:49)
ny efa henoko sady nahafinaritra ahy d somary complot na 3 lahy izay ndray andro tao @ banky, b olona b t@ zay: "mahafinaritra ahy leisy iry sipa botabota iry" "inn leisy no tena mahafinaritra an là aminy" " ny masony leisy" "ny ahy leisy izy hita hoe faly @ fiainana" "mba jereo ange leisy ny molony e! mahafatifaty maha-te-hanoroka ..." fa niomehy daholo ny naheno d tafiditra ho azy ny resaka! tantara tena marina io!
toa marina ihany le hoe raha miomehy ilay sipa rehefa ampiresahanao d 80% chance fa hihaino anao izy ary efa 60% ny chance fa ho tia miresaka na miaraka aminao izy! fa raha masiaka b d elao lavitra fa lany andro eo!