MOt hafa

21. rinakely1 ( 06/01/2004 13:22)
"mitsonika @nao mitsy aho e! "zany indray tenenina azy!
22. fijo ( 07/01/2004 20:53)
mitsonika aminao ary aho rina a.
23. ikaretsaka ( 07/01/2004 14:28)
congelen rina eo ialahy ry fijo dia miverina mivongana eo fa ataovy
24. lema ( 07/01/2004 15:04)
ho anay lehilahy ratsy be zany mitsonika izany.tandremo zany ry rinakely fa aza miaraka @ bandy mitsonika izany.
25. fijo ( 07/01/2004 18:44)
rehefa voakitik'i rina letsy tsy hivaingana aiza a.mialona indray ralema le.bedy ialahy an.
26. rinakely1 ( 09/01/2004 11:14)
hihihihihhhihih avy aty amiko fa tsy hatsoiniko izany fa karakaraiko tsarany .
27. donemaskit ( 09/01/2004 15:20)
Il était une fois Rinakely... une vrai allumeuse du net!
28. donemaskit ( 10/01/2004 11:55)
Ohatra ny ahoana kay zany karakarain'i Rinakely izany ho an'izay efa nahita?

... tsy zany fa, on dirait qu'elle s'y connaît!!
29. ikaretsaka ( 10/01/2004 17:06)
ela ihany ny tara masinina eo ..efa feno ny fiara karetsaka fa mandeha mi battre ra mazkita a
30. donemaskit ( 10/01/2004 10:15)
c bien gentil leisy fa... non merci!
31. rinakely1 ( 10/01/2004 10:52)
donemaskit: tsy allumeuse ny net mitsy aho, azafady ! fa mba mahafinaritra ahy zany ny mandray anjara @ lé forum e!
32. rinakely1 ( 10/01/2004 10:53)
ikaretsaka: ka raha atao ao@ mal arrière ngah i masikita tsy zakanao?
33. donemaskit ( 10/01/2004 14:22)
Rinakely> chaude participation dis donc!
34. kally ( 10/01/2004 17:31)
rehefa tsy izany indray dia ataobvy hoe,aiza kay nareo no mipetraka?Izaho hanatitra anao!
35. donemaskit ( 10/01/2004 18:45)
Na koa hoe zah mba hatero...!
36. rinakely1 ( 12/01/2004 12:52)
ny lélà ndray v no miteny we aterina izy?
37. ikaretsaka ( 12/01/2004 14:41)
ataovy hoe mba fantatrao moa fa za efa manana 50% chance ny ho sipanao? raha manontany izy hoe hoe fa ahoana.. dia valio hoe satria za manaiky!
38. fijo ( 13/01/2004 09:41)
na koa hoe ndao fa ateriko ianao,dia rehefa tonga any,dia mody hoe efa alina loatra raha hody aho,fa mba aleo eto ambaravarana no matory.dia tsy maintsy hiteny izy hoe andao ary fa eo amin'ny canapé e,dia rehefa ao indray ianao dia hoe"tsy mahita tory aho,raha tsy mahazo hafanana,dia amin'ny manaraka ny tohiny.
39. rinakely1 ( 13/01/2004 17:41)
canapé an canapé! sao d we eo ambony fenao ary no tokony hoy izy!
40. ikaretsaka ( 13/01/2004 18:22)
aiz akosa no hoe hatory aho fa eo ambony fe nefa olona vao nifampikoty!.... mi dribble sy mi feinte aloha fa tsy tonga de but e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586