MOt hafa
61. ikaretsaka
(
21/01/2004 20:29)
reto koa koa nandramako fa nisy ny nety nisy ny tsy nety!
- He, andao isika hihinana pizza de avy eo orohako ianao raha vao tezitra dia atao hoe hey angaha tsy tia pizza indray ianao teo?
- He, andao isika hihinana pizza de avy eo orohako ianao raha vao tezitra dia atao hoe hey angaha tsy tia pizza indray ianao teo?
62. ikaretsaka
(
21/01/2004 20:43)
ity koa Frappe 1 nety tsara:
Raha mba fantatrao fa ianao no nahazo ny prix voalohany @ ny sipa manja indrindra ato.. ny lokan'ny sipa nahazo voalohany dia miaraka amiko
Raha mba fantatrao fa ianao no nahazo ny prix voalohany @ ny sipa manja indrindra ato.. ny lokan'ny sipa nahazo voalohany dia miaraka amiko
63. fijo
(
21/01/2004 09:29)
na koa izao,asaivo milaza isa izy,de 01 à 31.dia raha vao miteny hoatra hoe 12,dia atao hoe mahazo loka lehibe ianao,12 alina miaraka amiko.
67. ikaretsaka
(
21/01/2004 18:37)
O ry rinakely a.. vo manatsara resaka kos ave ianoa ohatra dia tiako ianao no afafifafy....
68. fijo
(
21/01/2004 19:46)
avy dia sirika be hoe mamba izany ry rina a.sady tsy misy ilay tsirony iny.any amin'ny farany indrindra iny vao avoaka.rehefa tena lany jejy.
69. ikaretsaka
(
22/01/2004 16:04)
ity koa mot hafa nandramako androany dia nety....
Mpihavana moa ny fianakaviantsika?
Raha mamaly hoe non
Dia ataovy hoe .. andao hataontsika sy enao lasa mpihavana rangahy an!
Mpihavana moa ny fianakaviantsika?
Raha mamaly hoe non
Dia ataovy hoe .. andao hataontsika sy enao lasa mpihavana rangahy an!
73. lema
(
23/01/2004 14:00)
rehefa mikoty sipa néna tsy asiako resaka fitiavana mitsy fa ny fihetsiko no mampiseho azy
75. fijo
(
26/01/2004 19:57)
ny ahy indray rehefa misaraka no tsy asiako resaka misaraka mihintsy,satria tsy hay izay any deriera any e
77. ikaretsaka
(
27/01/2004 17:54)
tsy mety indray izay ... lasa tsy ny vva no miteny @ izay fa ny vody
