Antson'ny fo

namanapoli ( 04/01/2006 10:51)
tratry ny taona daolo ry namana jiaby a! mila ny tonon-kiran'ny tarika remi(antsirabe)izahay aty: tsy nikely soroka, porofo-pitiavako anao. de rambao le we: misy olona mitovy aminao. d nantenaina r... suite
répondu par poucie le 21/02/2006 04:00
harisoa ( 03/01/2006 12:23)
faly miarahaba anao Jobily weber,henoko matetika ny hiranao henoko @radio gasy aty MADA surto ilay Titre FITIAVANA VRAI BE ary AZA JERENA ILAY HARENA(mampivaky loha).Mifelicite anao aho fa ny parole a... suite
répondu par karenja le 04/05/2006 06:23
sherillalove ( 30/12/2005 13:10)
Zao no olako rakizy a!Miaraka @ olona za ef ho 1an zay,mieritreritra ny hivady zay f saingy tsy nahita asa iz ra tsy any @ tany dezak tsy misy na réseau na BLU na internet(eto dago iany io f saingy a... suite
répondu par mandrindra le 30/01/2006 08:50
jade ( 21/12/2005 16:35)
izay mba mahalala an'i Lalaina Nomenjanahary na koa fantatra amin'ny anarana hoe Bolida mpana football ao amin'ny ajesaia dia mba omeo ahy ny adiresiny na asaivo manoratra ao amin'ny jaderotsy@yahoo.f... suite
répondu par fijo le 27/12/2005 22:03
cristal ( 20/12/2005 10:50)
(l)Tena mba miangavy antsika tanora aho ho ahatsapa fa raha mbola malagasy tsy mbola nifanavaka raha tsy tafiditra ao anaty antoko politika,mino ve nareo fa raha tsy resaka vola sy politika dia nisy i... suite
répondu par fijo le 24/12/2005 00:05
hajaniaina ( 20/12/2005 10:02)
mba mila namana aho ry reto a mba hifaneraserako ity ny adiresiko rahadjalegrand@yahoo.fr tsy maninona na lahy na vavy, misaotra mialoha eh mandra-pihaona... suite
répondu par moumouche le 17/02/2006 08:06
ragany ( 18/12/2005 12:51)
Fa ahoana ary notena fiasan'itony fika itony fa toa tsy ahitana akama mihitsy ry tary aaaa!... suite
répondu par poly le 26/03/2006 14:32
ibasan ( 16/12/2005 09:42)
isika malagasy dia malaza olonkendry koa andeha ho velomina indray izany ,inona anefa no atao tsy misy torolalana manao ahoana akory fa dia ny fombapiainanao andavanandro no mameno ny fiainanao rah... suite
répondu par Veloo le 20/12/2005 19:41
mahajilo ( 15/12/2005 20:49)
SAO DIA MISY ANCIEN COLO AIR MAD, FORT DAUPHIN 1981 ATO O! ... suite
répondu par fijo le 23/12/2005 04:34
vaovao ( 12/12/2005 08:07)
Za zany mba te hahafantatra bebe kokoa @ io tarika iray io ka mba mangataka ny fanampian'zay mahafantatra misimisy e!Tiko le tarika fa tsy hoe hataoko inn akory ry zareo an!... suite
répondu par hesham le 18/12/2005 23:37
iartistika ( 07/12/2005 17:41)
Mba mitady olona nipetraka tany ampefy-itasy(Mandridrano) raha mba misy ato am serasera ato! Misaotra.... suite
répondu par zandrikely le 08/02/2006 19:05
Naliy ( 05/12/2005 20:09)
Aiza eto Allemagne no azo antsoina raha te hahalala ny promotion billet paris tana paris. Mba billet moramora. Izay manana mba mila ny num tel. Misaotra mialoha. Depart mars 2006... suite
répondu par LazaRandri le 07/12/2005 01:27
kally ( 03/12/2005 11:37)
Misy namako izay ho'a tsy hitako intsony niasa tao Anosy tao fa raha sendra mba misy miasa ao ianareo namana dia mba anoraty aho fa tsy tiako antsoina eto ny anaran'ilay olona fa sao tsy tiany. Misaot... suite
répondu par fijo le 16/12/2005 21:40
Johman ( 02/12/2005 18:19)
Asa izay hevitrareo fa ny hitako dia hoe ny manohitra ilaina fa ny olona mpanohitra ao Dago tsy mamely. Mety nandroso ihany izay hevitra naroson'ny mpanohitra raha olona hafa no tao fa raha ireo ao ... suite
répondu par fijo le 23/12/2005 04:40
pissoa ( 01/12/2005 10:02)
mba omeo ny numero iantsoana ny RDB aho ze mahay, na ilay miditra mivantana amin'ny fandaharana, na hafa avy nitady tao amin'ny site aho fa tsy nahita n'inn n'inn :roll::roll: misaotra o!... suite
répondu par Veloo le 27/01/2006 17:06
rrgmt ( 30/11/2005 19:11)
midira amin'ny http://rrgmt.coupeci.com/... suite
répondu par fijo le 02/12/2005 05:46
balite06 ( 25/11/2005 08:27)
:evil:Za no Radadatoa aminy ary efa be ny zavatra nataoko sy nilain'ny olona tamiko ,haiko daholo ny fika rehatra ary tena mahomby , misy ny mpakany amiko betsaka , fa ny tiako ho fantatra ny hevitrar... suite
répondu par rzftsoa le 06/08/2013 13:23
Xmarty ( 23/11/2005 18:47)
ny vadiko hoa manana namana vehivavy ;namany niara nianatra t'@ taloha ary mifanoratra email @ kanefa izao no hafahafa;rehefa mahita ahy izy dia miavonavona be ,kanefany efa ny presenteny vadiko t @ a... suite
répondu par jennifer2 le 12/12/2005 23:30
Rainimaharavo ( 23/11/2005 16:09)
Miarahaba ny rehetra Mba misy OLONA tena mahay ve mitondra ny lohan'ny Mpanohitra eto amintsika sa dia fihetsiketsehana fotsiny no betsaka ê! Toa hoe nisy volabe azo avy any Frantsa hoenti-manana... suite
répondu par fijo le 02/12/2005 23:48
balite06 ( 15/11/2005 13:21)
[i]Italic text[/i]:evil:tany amin'ny fiainatsihita aho no nahazo hafatra ho antsika te hahalala zavatra miafina io. Any no hitoeran'ireo fanahy rehetra rehefa maty ary any koa no misy ireo fanahy mbo... suite
répondu par dadabe le 25/11/2005 15:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0576