Antson'ny fo
diamondra27
(
21/10/2005 11:23)
Miarahaba anareo rehetra ny tenako. Dia mba mAngetaheta ny namana zay nianatra tao barikadimy t@ 1987 - 1991 e!
Mba mahafinaritra manko le matsiaro ny fahiny e!...
suite
répondu par xxx le 26/10/2005 11:41
mevazara
(
20/10/2005 05:59)
Salama jiaby eh!
mizaha zanaka Mandritsara zay vonona juste ho namana tsotra
indrindra raha eto Paris na manodidina!
misaotra betsaka....
suite
répondu par mevazara le 07/11/2005 19:51
Levy
(
16/10/2005 11:32)
Tsy avy any akory ny tenanay fa maro ny namana fantatra amin'iny faritra iny, indrindra Mahitsy sy ny manodidina. Tia henan'akoho koa moa ka voasarika e ! Fa tsy izany fa misy olona mahafinaritra any,...
suite
répondu par gasykely le 27/10/2005 00:33
ratole
(
13/10/2005 09:04)
Mba mitady namana any New Delhi sy Bangkok raha misy misy ato @ serasera na koa mba mahafantatra e!
Misaotra mialoha...
suite
répondu par diloo le 26/10/2005 21:50
Achia
(
12/10/2005 16:31)
mialatsiny fa diso adresse io nataoko eo ambony io ry zareo a!:^):^)...
suite
répondu par routa le 19/10/2005 15:19
Achia
(
12/10/2005 15:44)
manahoana e! izho ihany;;ilay misionera saika ho avy androhany dia tsy tonga fa misy tsy ampy ny ttasiny; ka @ manaraka indray zany:valio raha voaray...
suite
répondu par dadabe le 22/10/2005 07:55
lezakely
(
06/10/2005 06:01)
Bonjour daôly ô!
Izaho dia mitady ny mpiara-nianatra tany Arivonimamo (kilasi- mandry na kilasi-mody)t@ taona 1978 ka hatramin'ny 1982 rehetra raha misy ato @ Namana Serasera. Dia mba manoratà r...
suite
répondu par Herimiafina le 10/10/2005 20:34
aly
(
03/10/2005 18:26)
Raha misy avy any @ zafindravoromanga ianareo dia te-hiresaka aminao aho...
suite
répondu par Clatou le 19/10/2012 14:31
Naina
(
03/10/2005 17:05)
Misaotra an'i scorpion na dia tsy fantatrao aza ireo olona notaaviko dia isaorana foana e!...
suite
répondu par fijo le 07/10/2005 19:26
Naina
(
03/10/2005 17:05)
Misaotra an'i scorpion na dia tsy fantatrao aza ireo olona notaaviko dia isaorana foana e!...
suite
répondu par xxx le 04/10/2005 06:12
Naina
(
30/09/2005 19:22)
Raha mba misy mahafantatra an'iAugson Murielle na Augson Johnny mipetraka any Nice France na koa ny mail-ny dia mba miangavy anareo mba hanoratra ho ahy;dia misaotra indrindra....
suite
répondu par scorpion le 09/10/2005 18:45
boubounezy
(
30/09/2005 18:30)
so dé mba misy mahafantatra ankizy nianatra t@ lyfre tao antsirabe nareo t@ tona 1980? ra misy oul avy any kou ka mahafatatra any boubounezy dé mba mandéfasa mail fa raisina antanandro na ny tsy ty...
suite
répondu par boubounezy le 23/10/2005 13:30
Herimiafina
(
16/09/2005 03:42)
Roapolo taona tamin'ny 4 août teo ny nandravana sy namonoana ireo namantsika, zanaka, Ray amandReny, sns mpanao Kung-Fu tao Behoririka, na tany amin'ny faritany. Tadidinao ve ireny vanin'andro ireny,...
suite
répondu par NiainaJ le 09/02/2012 14:40
teo
(
16/09/2005 02:14)
misy namana mipetraka any tana ve ato @ serasera ?...
suite
répondu par fijo le 16/09/2005 19:52
cristal
(
14/09/2005 11:43)
(l)Antsoina ireo mainty molaly tao Ambohijatovo avaratra kolejy t@ taom-pianarana 1997-1998-1999(Terminale t@zany)mba ho tonga hamonjy ny fety sy mba hifankahitantsika indray @ Asabotsy 08 octobre 200...
suite
répondu par estine le 25/10/2005 08:51
xxx
(
13/09/2005 17:04)
ny zavatra mampalahelo amintsika mpiray tanindrazana die tsy masy ny firaisankina aty ivelana toa mifakataotra izany ny fijeriko azy nefa dia mahafinaritra izany hoe misy mpiray tanindrazana amin ny t...
suite
répondu par xxx le 30/11/2005 15:49
xxx
(
07/09/2005 12:43)
tena kivy za ry zareo a
efa elaela ihany za no nisaraka t@ le sipa niaraka tamiko fa lasa any ampitra izy, tapakevitra ny hitady olotiana vaovao za, za aloha bandy an, akory nefa ny hagagana fa tsapa...
suite
répondu par kiali le 07/10/2005 19:57
jajaf401
(
06/09/2005 20:10)
Hoan-jy zareo ao frantsa na @ tany french-phone aloha ah(surtout): refa eo anelanelan'ny zana-tsoratra roa ny lettre "T" de ataon'ny french "S" raha ohatra ka "i" no eo aoriana. (oh: federation). Tsy ...
suite
répondu par itianaonline le 01/12/2005 09:09
jajaf401
(
05/09/2005 10:26)
Misaotra nareo alo efa nampiasa teny maro² fa mangataka zahay ho mondialiser-na ny eto. Zany hoe ny teny fampiasaina eto dia hatao internationaly. Oh:
- dago alo efa haintsika
- bera = vehivavy ...
suite
répondu par bozimanga le 20/10/2005 09:49
akamatiana
(
04/09/2005 23:15)
répondu par Sorate le 17/01/2006 10:55
