tsy hafahafa ve izany @ nareo?

1. Xmarty ( 23/11/2005 18:47)
ny vadiko hoa manana namana vehivavy ;namany niara nianatra t'@ taloha ary mifanoratra email @ kanefa izao no hafahafa;rehefa mahita ahy izy dia miavonavona be ,kanefany efa ny presenteny vadiko t @ aho taloha t'@ ny nianatra;izahay aloha tsy mifampiresaka fa izy rehefa mahita ahy tsy miarahaba no tsy hazoko mihitsy.sady @ izay anie miaraka eny izahay mivady dia izy ihany no salueny (tsy mifandray tanàna)fa izaho tsy jereny akory;zao aloha tsy mitomany ny harabainy fa ilay fihetsiny(MANAO TSINOTSINONA AHY°) mihitsy no hafahafa ohatrin'ny fihetsika vehivavy mangalabady sa ahoana ny hevitrareo?inona ary no tokony ataoko? normale ve izany ahatezerako izany sa izaho mihitsy no hafahafa?
novalian'i jennifer2 ny 12/12/2005 23:30
2. Ragadona ( 23/11/2005 19:27)
Sao d mba le vadinao no tokony hiresahanao izay mety tsy mazavazava aminao fa izy no voakasika voalohany ndrindra ary tompon andraikitra voalohany ra misy olana mitranga. .. mba dinidinika tsotra fa tsy fanadihadina polisy no tiko tenenina a
3. Herimiafina ( 23/11/2005 20:40)
Be dia be mahintsiny ny explication azo omena izany fihetsika izany: Ireto avy no mety ho possibla:

-Sipany taloha ilay kalakely, de tsy mety manadino.
-Mitantara zavatra tsy de tsara loatra momba anao any amin'ilay sipa ileiry.
-Miheritreritra zavatra ilay sipa de menatra refa mahita anao.
-Sipan'ileiry mihintsy le sipakely.
-Enao saropiaro be de matahotra le sipakely na ny hiarahaba anao aza.

Anjaranao no miverifier amin'izay, ny vy tsy mikitran'irery. 8)8)8)8)
4. annie ( 24/11/2005 00:58)
tsy azoko fa io milaza ny heviny io ve aloha vehivavy sa lehilahy e!
5. rabesa ( 24/11/2005 01:40)
Ny hevitro aloha dia tsy hafahafa mihitsy izany.C'est normal,surtout ilay sipa niaranianatra taminy taloha;sady efa tantara lasa taloha ny azy izany na tsara na ratsy.Ohatra omeko anao ny vadiko dia mifanoratra @ Email lehilahy maro isan'andro,izaho dia tsy manisy problemes @ zany .Ianao angamba saropiaro ? Raha tianao ilay vadinao tsy misy hatahoranao an'izany.Calme fotsiny ianao,c'est tout.
6. Herimiafina ( 24/11/2005 02:55)
Izany mahintsiny ry rabesa an. :wink:
7. kilalaki ( 24/11/2005 04:37)
tsy misy afa-tsy ianareo 2 ihany aloha no afaka miresaka hamaritana anizany,hasarontampiaro ve izany hoy ianao ??,tsy angamba fa eny satria vadinao iny fa ny any mba teneniko fontsiny de omeo ny toerany sahaza azy arakarak'izay fa sao de hampifanipaka zavatra ,hany ka ny hatezerana no lasa aloha noho ilay hasarotam-piaro diso toerana,
8. xxx ( 24/11/2005 05:23)
normale be zany é! ka ianareo sy ilay sipa ary zany tsy niresaka akory nge taloha hoy ianao é, noprésenten'ny vadinao taminy fotsiny ianao dé zay!, fa ilay vadinao no tena namany, dia na mifanena aminy aza ianareo dia ny vadinao ihany no hitany sy harabainy, aza asiana olana izany fa misy caractèran'olona ohatr'izany mintsy é!, dia ianao lasa ratsy saina nefa izy tsy misy n'inoninona akory ao an-tsainy fa dia heveriny fa mety ny hataony!; resao tsara fotsiny ny vadinao é, lazao azy hoe : ianao irery oé no arabainy fa izaho tsy jereny akory! dia tsy maintsy ho hitanao eo izay havaliny dia tsy maintsy mahita solution foana ianareo roa é!tsy misy afa-tsy ny miresaka ihany no mety eo @ olon-droa é, teneno @ vadinao daholo na ny ahiahinao aza! manjary lasa mieritreritra zavatra afa-@ vadinao mantsy ianao farany, nefa raha zavatra tsy mitombona dia manjary mampikorontana anareo roa fotsiny!
9. pika ( 24/11/2005 05:33)
Enao saropiaro be de matahotra le sipakely na ny hiarahaba anao aza.

zavatra mitranga matetika izany ny tompombady indraindray no tonga dia hafahafa dia mety sadaikatra koa izy
sao mba ianao no nisy fihetsika na dia fomba fijery tsapany ho hafahafa 1 dia maka distance izy
rehefa mifankatia ianareo mivady dia mifampatoky dia zay no tsara indrindra

tsara ilay miresaka @ vadinao saingy sao lahy hiheritreritra anao ho diso saropiaro izy dia toa iny indray no manosika azy ho ...... eritrereto tsara ihany aloha
dia anjaranao indray ny mihezaka misariaka fa raha iny koa ianao no .... dia mety ho ratsy ny tohiny

10. ari.malala ( 24/11/2005 06:20)
Xmarty:

ny vadiko hoa manana namana vehivavy ;namany niara nianatra t'@ taloha ary mifanoratra email @ kanefa izao no hafahafa;rehefa mahita ahy izy dia miavonavona be ,kanefany efa ny presenteny vadiko t @ aho taloha t'@ ny nianatra;izahay aloha tsy mifampiresaka fa izy rehefa mahita ahy tsy miarahaba no tsy hazoko mihitsy.sady @ izay anie miaraka eny izahay mivady dia izy ihany no salueny (tsy mifandray tanàna)fa izaho tsy jereny akory;zao aloha tsy mitomany ny harabainy fa ilay fihetsiny(MANAO TSINOTSINONA AHY°) mihitsy no hafahafa ohatrin'ny fihetsika vehivavy mangalabady sa ahoana ny hevitrareo?inona ary no tokony ataoko? normale ve izany ahatezerako izany sa izaho mihitsy no hafahafa?



tsy azoko we manao tsinontsinona ahoana moa, tsy miarahaba v d manao tsinontsinona? raha ohatra we hitany eo nareo mivady fa entiny mitanila le vadinao d zay no tokony ho hafahafa, ary sao d miarahaba ihany kosa izy fa enao no ts mahay mandray le fiarahabana d raisinao we hoan'ny vadinao ihany le izy? miresaha ihany alo nareo mivady fa saingy calme tsara enao miresaka ary ts mivatravatra. Mety we saropiaro v enao we vhv no naman'ny vadinao, mifanoratra @ sns, ts haiko, fa raha za manokana alo ts normal le hatezerana e, olombelona anie ny vadinao e, ary talohan'ny nahavadinao anazy efa nanana ny fiainany izy ka ts we efa mpivady nareo d maty daolo ny fiainany talo fa enao no centre du monde ny @zao fotoana izao. ary zay no fahavoazan'ny ankamaroantsika vhv matetika we ts mahazo miresaka @ ol namany talo tsony v ny vadintsika... amiko ndray alo refa ts misy fihetsika hafahafa d ts taitra ah e, ny arahaba ts vidiana hoy le vadiko zay :)
11. Herimiafina ( 24/11/2005 07:16)
Tena otsan'ny tiko be njy zany ry Xmarty raha tena saropiaro marina, zah zao mitady sipa saropiaro klé, hehehe:-D:-D
12. majakely ( 24/11/2005 07:50)
ari.malala .....tena hendry be ilay hevitrao ....:wink:
13. diamondra27 ( 24/11/2005 08:07)
mety ho tara aminao le kala an!efa miandry fotsiny izy, de sarokenatra izy tsy masa mijery anao fa fantasme fotsiny no ataony !tandremo ary sao manararaotra an!
raha miaraka aminy ela de lazaiko @ vadinao fa tandremo an!
14. bichette ( 24/11/2005 10:19)
herimiafina wa dé mampimé fona
15. marengarenga ( 24/11/2005 13:13)
raha izaho t@ toeranao dia nataoko ny hinamana @ ary asehoko azy ny hoe fitiavana azy mba ahafantaranao ny zava miafina rehefa avy eo satria tsy fantatrao manko na ianao no diso na ny vadinao de aleo le zazavavy inamao alo sa aona hoy ianao?????
16. Angie ( 24/11/2005 13:43)
anontanio fotsiny ny vadinao dia lazao azy fa tsy mety ny ataon'ilay namany. Raha tena namany dia ho resahany.
Sinon avelao any fa reraka ho azy eo izy, raha tsy nanao ratsy azy ianao no problem, ny tokatrano jerena fa tsy izay zavatra taloha any.
17. Herimiafina ( 24/11/2005 16:43)
bichette:

herimiafina wa dé mampimé fona

style vaovao io akia an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

18. hesham ( 24/11/2005 20:44)
Raha za in1 no teo @ toeranao an , dia norarako tsy hiresaka na mifanoratra aminy tsony ny vadiko zay za vo trankila , ny ahy ny lhl miaraka amiko ka misy relation intime be amina sipa dia efa tsy reveko .:-D:-D:-D:-D:-D
19. fijo ( 24/11/2005 23:31)
aza saropiaro wa nareo sipa fa izay no mahatonga izany zavatra rehetra izany.
20. ari.malala ( 25/11/2005 13:57)
hesham:

Raha za in1 no teo @ toeranao an , dia norarako tsy hiresaka na mifanoratra aminy tsony ny vadiko zay za vo trankila , ny ahy ny lhl miaraka amiko ka misy relation intime be amina sipa dia efa tsy reveko .:-D:-D:-D:-D:-D



d hanaraka azy erak'izay tany alehany zany enao? vitanao v zany? olombelona anie wa ny vadinaoe, ary talohan'ny nahafantarany anao d nanana ny fiainany izy ka ts azonao ferana hoe farano tsy hisy ny fiainanao taloha, toy ny anajàny ny lasanao d tokony hajaina ny lasany... amiko zao ny tokony atao ra za no eo @ le toerana d miezaka misariaka @ le vhv anankiray... ts manahirana anie zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4408