tsy hafahafa ve izany @ nareo?

101. Herimiafina ( 12/12/2005 00:06)
Ie, tinay mahintsiny le masiso amin'izay izahay tsy misy mangalatra otsanao any ambadika any klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
102. hesham ( 12/12/2005 00:29)
hihihi tsy misy mangalatsa za fa ifandrombahana fa manitsa beuu(l)(l):-D:-D:-D:-D
103. jennifer2 ( 12/12/2005 23:21)
o ry hesham a!, tsy fantantry njy angaha fa matsiro ireny masisosiso ireny, toy ny bononoka, ny tsonjo, mafilotra ery.

Herimiafina: alaivo ny entanao sisa tavela any @ hesham fa tsy tia ny fofombavanao izy. Raha tena tia mantsy de miaritra fa tsy manao teny toy izany.
Avia aty herimiafina a!

Fa hoy enao tary ambony tary hoe Zao vo fantatrao le ankizy. Iza kay? mba tiako ho fantatra koa mantsy.
104. Herimiafina ( 12/12/2005 23:25)
Jennifer: de ho teneniko eto ve akia ry malala?:lol:
Melsiii akia miaro anah amin'io Hesham io an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
105. jennifer2 ( 12/12/2005 23:30)
Tsisy fiasaorana akia a! Fa ataotsika mahita io hesham io raha vo manadala.
Teneno ary @ mail e! na yahoo, na serasera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602