tsy hafahafa ve izany @ nareo?

41. jennifer2 ( 03/12/2005 16:50)
An3 ka! tsy mitady haka ny vadinao zany za! Fa zay tiany ihany koa anie io e! nefa aza saro-piaro.

Zany moa ry Herimiafina o!:lol:
42. jennifer2 ( 03/12/2005 16:57)
hesham a!

aza saropiaro amiko njy! za anie henjy be tsy maka vadin'olona zany e! rehefa tia ahy fotsiny nefa de ekeko! :oops:
43. Herimiafina ( 04/12/2005 02:00)
Hesham, nataonjy inona njay i Jennifer toa lasa menamena be?
Ao daholo aza re fa :*:* daholo e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
44. jennifer2 ( 04/12/2005 02:11)
lazainy fa maka anao za de menatsa be
45. Herimiafina ( 04/12/2005 02:18)
Andao ary tsika telo hanao pro mikaly kalongany de avy eo nareo manao duel kely e, hehehehe=))=))
46. jennifer2 ( 04/12/2005 02:38)
andao ary fa za zany nona be mihitsy.
47. Herimiafina ( 04/12/2005 02:54)
Efa nihinana steack New-Yorkais ve i toi miaraka amin'ilay chope de bierre klé, favy an, hanadinoina hatsaran'ny vevavy mahintsiny. hehehehe:-D:-D:-D:-D
48. jennifer2 ( 04/12/2005 03:23)
steak buffalo no nohaniko, de za tsy tia zavatra misy alcool zany afa-tsy vin ihany.
Fa angaha mila adinoina le hatsaran'ny vevavy ry herimiafina?
49. hesham ( 04/12/2005 23:47)
jere ty izy 2 ato manararotra ery fa tsy eo za .
Za tsy mahatanty ampirafesina herimiafina fa aleo ho an`i jennifer ianao . SARAKA
Za ki jennifer tena saropiaro an , mataotsa za sode milay noho za nji hihihihihi:-D:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 04/12/2005 23:49)
Omeo steack buffalo any ary kalongany hanadinoiko an'i hesham raha izany, hehehehehe:-D:-D=))=))
51. jennifer2 ( 04/12/2005 23:50)
aza matahotsa akia njy ry hesham a! aza misaraka aminy zany fa manjary mampalahelo izy. za anie ka copin fotsiny e! :)
52. Herimiafina ( 04/12/2005 23:52)
Ka tsy fantatr'i hesham anie akia fa njy baviko e, hehehe:-D:-D:-D:-D
53. jennifer2 ( 04/12/2005 23:54)
eny marina, tena tsy fantany.

Hesham, aza matahotsa hoy aho.
54. Herimiafina ( 04/12/2005 23:55)
Ka ny an'i hesham kou ne fika fotsiny e, refa te hisaraka de fohazina daholo zao blem isankarazany izao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
55. jennifer2 ( 04/12/2005 23:58)
hesham a! mbola tinjy ve herimiafina? raha izany de aza ampijaliana toy izao izy. de rehefa te hisaraka de tonga de mitsotra fa tsy mampifilafila toy io.

Herimiafina a! raha vo mampifilafila be io heshama io de ovay tsonjo hafa. raha olona iray no tsy tia, mitotoa komba hatavy e!
56. Herimiafina ( 04/12/2005 23:59)
Misaotra akia ry bavy kely an, nefa aleo ihany izy ampifilafila fa otsan'izay ihany kou anie no nitiavako azy e, raha tia be mantsy izy de manjary tsy tiko tsony, hehehehe:-D:-D:-D:-D
57. jennifer2 ( 05/12/2005 00:06)
tandremo ary sao atoandro fitery ronon eo ka ilaozan'ny omby miahaka.

lasan'olo-kafa eo ny tsonjo mafilotsa fa variana @ iray mampifilafila eo fotsiny.
58. Herimiafina ( 05/12/2005 00:07)
Jereo aza ty izy efa tsy hita sahady kou, taloha nefa mazoto ery miresaka amiko eto, asa iza njay no mahavariana azy any amin'ny karajia any? hehehe:-D:-D
59. jennifer2 ( 05/12/2005 00:08)
o ry hesham a! aiza njy teo e! malahelo mafy mihitsy le anadahiko.

60. Herimiafina ( 05/12/2005 00:12)
Tairo tsika sy njy no hanao lova tsy mifinja ato kalongany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.154