tsy hafahafa ve izany @ nareo?

81. Herimiafina ( 10/12/2005 20:40)
Ie, de asina tsain tsain kely fanaovambeloma ve, tantara efa henoko njay zany klé, hehehehe:-D:-D
82. hesham ( 10/12/2005 21:20)
tsain tsain nga tsy mahay tsain i jennifer no haka faramparany aty ntssss .:-D:-D:-D:-D
83. Herimiafina ( 10/12/2005 21:22)
Ngah zay sy Jennifer tokony hanao an'izany klé, kay, ary zay njay no tsy nandalo tato antsaiko klé, hehehehehhe:-D:-D
84. hesham ( 10/12/2005 21:49)
fa atao iny fotsiny izy sa tatahana fotsiny de zay .:-D:-D:-D
85. Herimiafina ( 10/12/2005 21:54)
Ka izy anie baviko kely e, baviko masaka klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
86. hesham ( 10/12/2005 23:51)
zobako masaka ary e :-D:-D:-D:-D:-D
87. Herimiafina ( 10/12/2005 23:53)
Tsy aleonao zah mba autoriser-na kely kalongany mba hatory any aminy androany fa mila tantaraina angano mantsy izy klé? hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
88. hesham ( 10/12/2005 23:57)
misokatra be ny varavarana re aaa , ary za nga tsy mba itantarana angano:-D:-D:-D
89. Herimiafina ( 10/12/2005 23:59)
Nenao efa angano pour adulte knou, sady tsy tantaraina fa tonga de actes klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
90. hesham ( 11/12/2005 00:34)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
91. Herimiafina ( 11/12/2005 00:38)
Fa azoko hakana scenario kely kou ho azy raha mety ianao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
92. hesham ( 11/12/2005 00:49)
tsy mety ka , za tsy tia anganon`olondebe tampoka teo fa leo :-D:-D:-D:-D
93. Herimiafina ( 11/12/2005 00:51)
Kay leity é, de zao ve enao vao mikôzy klé, inn njay ary no tinjiko ty e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
94. hesham ( 11/12/2005 00:56)
otsan`ny leo fotsiny za klou ka , teneniko ihany toi refa haiko hoe inn njai no tiko :-D:-D:-D
95. Herimiafina ( 11/12/2005 00:57)
Iza njay moa no nahatonga anao leo anah tany amabdika tany klé, hitako no elabe tsy nody , hehehe:-D:-D:-D:-D
96. hesham ( 11/12/2005 00:58)
tena leo le fofombavanao za de naka aina kely fa sempotsa be lotsa kai misy rivotsa madio ihany aty ambadika kle :-D:-D:-D:-D
97. Herimiafina ( 11/12/2005 01:01)
Efa nisy nanadio nefa ny nifiko klé, efa nodiovin'i Jennifer tamin'ianao tsy teo. hehehehe:-D:-D:-D:-D
98. hesham ( 11/12/2005 01:44)
mety mitovy le fofonareo de tsy mifankaheno tsony :-D:-D:-D:-D
99. Herimiafina ( 11/12/2005 03:44)
Ie, fianankaviana iray ve tsy hitovy fofona klé, fianankaviana ao amin'ny Tompo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
100. hesham ( 11/12/2005 23:23)
hihihihi fianakams masiso hihihihi:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.173