tsy hafahafa ve izany @ nareo?

61. jennifer2 ( 05/12/2005 00:13)
tairo ary e. za vonona.
62. Herimiafina ( 05/12/2005 00:16)
De iny kalongany zany no fanombohana azy: :* , hehehehehe:-D:-D:-D:-D
63. jennifer2 ( 05/12/2005 00:22)
ie, de avy eo inona?
64. Herimiafina ( 05/12/2005 00:24)
De avy eo mivadika kely atsy amin'ny resak'olondehibe injay isika kalongany, hehehehe:-D:-D
65. jennifer2 ( 05/12/2005 00:28)
toy ny inona zany? za mantsy mbola tsy ampy taona ka sao de lalina be zany resak'olondehibenao zany.
E! attention fa mitady hitsikilo antsika i hesham an!
66. Herimiafina ( 05/12/2005 00:30)
Non, resaka sakafo izany kah, hoe inona no laoka anjoany, de hoe ity fotsiny ve no mba vola menao ry le tsy manjary ty, de hoe ary ty kou toa sarotra velomina mahatsiravina, izany no karazana resaka aolondehibe ao, hehehehe=))=))=))=))
67. jennifer2 ( 05/12/2005 00:32)
noheveriko fa resaka lalina be koa, zany teneninao zany le ataonay kilalao taloha de ataonay tantara vato. t@ za mbola mpianatsy neninareo.
68. Herimiafina ( 05/12/2005 00:37)
De mba inona hono no nampianarin'i mamanay anao tao ry Jenny? tantara vatokely ve? hehehehe:-D:-D:-D:-D

Nen'i zandrinay vavy ny vatokely fanaovany tantara tongany any Majunga refa manao vakansa izahay de misy anarany daholo, de injay anjo ary very le vato antsoina hoe Goupine izay fa loza fa nikoropaka izahay mianakavy nitady vato nitovy tamin,iny fa nitomany tsy ankijanona izy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
69. jennifer2 ( 05/12/2005 00:51)
=))=))=))
ny anay atao tsara tarehy be. de t@ za tany @ lycee, afenina fa bedin'ny dadanay.
Fa neninareo tsy nampianatsa tantara anay ka. zavatra hafa no nampianariny. nampianariny manao gateau de manjaitsa zipo.
70. Herimiafina ( 05/12/2005 01:01)
Zany ve no nampenariny anareo klé, ngah tsy kestion pour un champion njay? hehehehe:-D:-D:-D:-D
71. jennifer2 ( 05/12/2005 01:03)
ie QPC koa, de be de be fa tsy tadidiko ka!
72. Herimiafina ( 05/12/2005 01:06)
De njy kou zany le anisany nomeny bonbon fa nahay sa tsy le anisany? hehehehe:-D:-D:-D:-D
73. jennifer2 ( 05/12/2005 01:08)
anisan'le nahay za ka, sady faly ery nahazo bonbon.
74. Herimiafina ( 05/12/2005 01:14)
Zah daholo no nasiany nividy bonbon tamin'ireny de nividy boky de nividy akanjo fa nisy ankizy namapanaelo izany hono iray kilasy taminareo tao.:-D:-D:-D:-D
75. jennifer2 ( 05/12/2005 01:25)
zany ve? merci beaucoup ary e!
76. jennifer2 ( 05/12/2005 22:47)
de nolazain'ny nenirao ve hoe iza le izy?
NB: t@ taona firy koa aloha le izy e?
77. hesham ( 08/12/2005 03:11)
anjay zany ataonareo ana hhhuuummmm .
Sahirana be aki za cheri fa tsy hoe tsy te hiresaka amila an .
jennifer an , betsaka ny tsonjo fa tsy mbola misy milay noho ny tsonjo gasy e , le mahazatsa sady matsiro be fa tsy avy any ambohimanarina kosa an .hihihihi kony moa cheri malala o lah moa tiko be fona oooo nininnn mitsanga
Bisous mipoka be mintsy amizay henon`i jennifer .
Lova tsy mifindra a lova tsy mifindra amboariko ange nji eeee .:-D:-D:-D:-D:-D
78. jennifer2 ( 08/12/2005 03:18)
tsy henoko le bisou fa ataovy mafy kokoa.
Fa mialona njay angah njy @le lova tsy mifinjanay sy herimiafina? Zahay anie ka gasy e?
79. Herimiafina ( 09/12/2005 15:04)
jennifer2:

de nolazain'ny nenirao ve hoe iza le izy?
NB: t@ taona firy koa aloha le izy e?

Tsy noteneniny kah, fa izao vao fantatro.:-*:-*:*

80. hesham ( 10/12/2005 20:37)
tady ho lasan`i jennifer mintsy hermifina kle sa efa lasa mintsy ee hhuummm adino sahady ilay akoho kely tamantrano an :-D:-D:-D:-D:-D alaivo doli le akanjonao sisa aty :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0606