tsy hafahafa ve izany @ nareo?
21. Herimiafina
(
25/11/2005 18:11)
hesham:
Raha za in1 no teo @ toeranao an , dia norarako tsy hiresaka na mifanoratra aminy tsony ny vadiko zay za vo trankila , ny ahy ny lhl miaraka amiko ka misy relation intime be amina sipa dia efa tsy reveko .:-D:-D:-D:-D:-D
Otsan,ny reveko be zany raranao tsy hiresaka amina sipa izany, vao me misy tsirony le mangalatra kely aty ambadika klé, hehehehe :-D :-D
23. rurik
(
26/11/2005 14:47)
Xmarty:
ny vadiko hoa manana namana vehivavy ;namany niara nianatra t'@ taloha ary mifanoratra email @ kanefa izao no hafahafa;rehefa mahita ahy izy dia miavonavona be ,kanefany efa ny presenteny vadiko t @ aho taloha t'@ ny nianatra;izahay aloha tsy mifampiresaka fa izy rehefa mahita ahy tsy miarahaba no tsy hazoko mihitsy.sady @ izay anie miaraka eny izahay mivady dia izy ihany no salueny (tsy mifandray tanàna)fa izaho tsy jereny akory;zao aloha tsy mitomany ny harabainy fa ilay fihetsiny(MANAO TSINOTSINONA AHY°) mihitsy no hafahafa ohatrin'ny fihetsika vehivavy mangalabady sa ahoana ny hevitrareo?inona ary no tokony ataoko? normale ve izany ahatezerako izany sa izaho mihitsy no hafahafa?
rehefa mandefa mail ve nefa izy dia efa navelan'ny vadinao novakianao le izy tsy ny iray ihany fa izay mail alefany an avelan'ny vadinao vakinao ve?
24. hesham
(
27/11/2005 00:24)
ari-malala raha zao fihetsiny zao kosa aloha dia tsy tiako e , fa aona ny vadiko iresahany nefa za tsy ataony na salut ary , raha miarahaba ahy anie izy tsy maninn e , izy ve mifandray be @ vadiko nefa za tsy arabainy akory , asa aloha mety aminjiko le izy fa tsy mety amiko e . Za anga niteny hoe hanaraka azy @ zay alehany , ze ataony any refa tsy hitan`ny masoko tsy rarahiko .Afaka mifandray amin`olona ny vadiko ary tsy mandrara azy ny hanadino ny lasany za fa zay kosa efa mpivady dia mbola mifandray be amina sipa hafa taloha izy no no no , tsy mety amiko .
Herimiafina , ndana mangalatsa kely fa anga koa za ampianarina mangalatsa kely fa mahay koa dia hita eo ze tsy mataty , nareo lhl no tena tsy mazaka refa atao , ity moa za raha manana namana lhl dia mifanoratra fona dia miresaka be fona nefa ianao ary tsy arabainy akory dia asa ze fandraisanao azy hihihihihi:-D:-D:-D:-D:-D

25. Herimiafina
(
27/11/2005 03:44)

Zah tsy tia sipa tsy mampirafy izany, le izy mbola misy fofona bandy hafa iny mahintsiny no itiavako azy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. hesham
(
30/11/2005 02:11)
otsan`ny hisaraka ihany zany sika raha zany fa za tsy tia mampirafy anao .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. ari.malala
(
30/11/2005 11:34)
hesham:
ari-malala raha zao fihetsiny zao kosa aloha dia tsy tiako e , fa aona ny vadiko iresahany nefa za tsy ataony na salut ary , raha miarahaba ahy anie izy tsy maninn e , izy ve mifandray be @ vadiko nefa za tsy arabainy akory , asa aloha mety aminjiko le izy fa tsy mety amiko e . Za anga niteny hoe hanaraka azy @ zay alehany , ze ataony any refa tsy hitan`ny masoko tsy rarahiko .Afaka mifandray amin`olona ny vadiko ary tsy mandrara azy ny hanadino ny lasany za fa zay kosa efa mpivady dia mbola mifandray be amina sipa hafa taloha izy no no no , tsy mety amiko .
ko manin ndray nefa ra mamaly ko ndry refa miarahaba izy? ts ho menatra ihany v retsy izy @ farany...asa alo e...
28. hesham
(
30/11/2005 12:52)
ari-malala hihihihihi , izy no tokony iarahaba ahy satria za no tompombady . Tiako aseho azy aki hoe za tsy tia ny fifandraisan`izy 2 be lotra an.:-D:-D:-D:-D:-D za aki saropiaro an de tsy haiko ny miatsara velatsihy .
29. dadabe
(
30/11/2005 14:07)
mahagaga fa nero mianakavy miady hevitra eto nefa i xmarty aza efa tsy ao intsony :-D:-D:-D
anjekaky oo
anjekaky oo
30. ari.malala
(
01/12/2005 07:24)
hesham, asa alo retsy fa ra za ndray ts mampanin ana zany... ny lasa momba ny lasa ko na atao aza we niaraka mo zareo t@ zany, matoa za no nalaina d za zany no tena tiany sy nandrian'ny sainy...
31. Angie
(
01/12/2005 09:26)
Ka Xmarty ange tsy hita intsony e :lol: efa nahita solution ve? sa dia nanao mahaiza mionona? :-D
34. Herimiafina
(
03/12/2005 01:54)
hesham:
fijo fita aki kou , miombonkevitra aminji za .:-D:-D
Ary ndeha laviko njay le sipa ity fa kay zany tsy tia anah tsara akory, hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. Herimiafina
(
03/12/2005 02:07)
Non efa vadiko io fa jereo ty ataony ato,lol hehehehe:-D:-D:-D:-D
37. jennifer2
(
03/12/2005 02:10)
mitadiava indray hafa e! ny tsonjo ato bobaka be. Zay tianao na carpe na tilapia na tsonjo gasy na blakibasy, ...zay tianao e!
38. Herimiafina
(
03/12/2005 02:13)
Ianao inona? Sao de Orita fa zah mantsy te hihinana orita njay zany klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
40. hesham
(
03/12/2005 04:01)
herimiafina cheri an , za ange tsy miteny ny momba antsika e , oujjjyyy mbola misy mifankatia mihotra antsika koa ve eee.
Jennifer koa toa mitady haka ny vadiko , huuummm .:-D:-D:-D:-D:-D sady mampisafidy ery , za ihany no tiany ka :-D:-D:-D
Jennifer koa toa mitady haka ny vadiko , huuummm .:-D:-D:-D:-D:-D sady mampisafidy ery , za ihany no tiany ka :-D:-D:-D