Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i azrael666, milahatra araka ny daty
Azrael666 ( 13/10/2025 06:52)
MIARAMILA FRANTSAY HO ETO MADAGASIKARA?
Ahoana indray re zany e? Ngah tsy manana souverainneté nationale eto no hanihan'ny Frantsay? Fiarovana sezan-dRajoelina daholo ve no anton'izany? Ofisialy io vaovao io omaly nataon'ingahy Préfet any... tohiny
Azrael666 ( 11/10/2025 16:54)
VITA RAJOELINA: AZO NY 13 MAY 2025
Tafiditra amin'ny Tantara androany 11 Octobre 2025 ny Colonel MICHAEL CAPSAT androany! Nanao fanambarana goavana izy ireo androany maraina fa hiaro ny vahoaka izy ireo, ary hifampitana amin'ny GSIS sy... tohiny
Azrael666 ( 04/10/2025 11:02)
CYBERATTAQUE HONO
Tena tsy lany lainga Rajoelina! Mahita lainga foronina foana! Zao indray dia mamorona théorie de complot hoe cyberattaque avy any ivelany. Tsy filoha no tena vocation-nao fa gourou! ROBOT HONO E... tohiny
novalian'i Leworef ny 10/10/2025 04:42
Azrael666 ( 29/09/2025 17:28)
GUERRE FARANY
Rava androany 29 Septambra 2025 ny Governemanta NTSAY CHRISTIAN. Manomboka mivadika LEO RAJOELINA ny LEO DELESTAZY teny amin'ny BANDEROLES REHETRA: FIANARANTSOA, ANTANANARIVO, TOAMASINA,SNS. HALELOIA!... tohiny
novalian'i suzy02 ny 22/10/2025 04:11
Azrael666 ( 25/09/2025 06:52)
MASISO NY VEHIVAVY NOHO NY DELESTAZY SY FAHATAPAHAN-DRANO
Fanehoan-kevitra tao @ fandaharana RIVOTRA @ RDJ nampihomehy ahy androany alakamisy 25 sept 2025 io! Asa na ho raikitra na tsia ilay grevy io androany. LEO DELESTAZY NY GASY... tohiny
Azrael666 ( 24/09/2025 17:35)
NANANDRO VE RAVALOMANANA?
Nanao analyse tao amin'ny RADIO VIVA ny mpanao fandaharana AOKA HAZAVA hoe: "Numero 25 RAVALOMANANA Marc tamin'ny fifidianana, 25 Septambra, 2025". Dia hoy aho hoe samia misy maty sy velona ao e! Mank... tohiny
novalian'i suzy02 ny 22/10/2025 04:12
Azrael666 ( 23/09/2025 18:21)
Fandrebirebena saim-bahoaka 2025
Manjary fandrebirebena saim-bahoaka sy famerezan-dia koa ankehitriny ny fampiboridanana artista mpanakanto malaza eto Madagasikara: tamin'ny 2023 dia nisy an'le mpisipa nanao firaisana teny ambaravara... tohiny
Azrael666 ( 23/09/2025 17:30)
Grevy Alakamisy 25 Septambra 2025
Asa na ho raikitra na tsy ho raikitra ilay grevy amin'io Alakamisy 29 Septambra 2025 io. Ny mpitondra mantsy tsy hitsitsy mihitsy, satria azy ny fanjakana sy ny basy ary ny baomba mandatsa-dranomaso. ... tohiny
Azrael666 ( 04/09/2025 18:08)
Mpitondra Fiangonana sy Mpitondra Fanjakana
Intouchables ny mpitondra Fanjakana Malagasy, ary te ho intouchables koa ny mpitondra Fiangonana sasany ankehitriny. Hita taratra izany ohatra tamin'ny toriteny nataon'i Mpitandrina Zaka teny Antsonjo... tohiny
Azrael666 ( 28/08/2025 04:10)
BAREA SY NY POLITIKA
Ela ny ela fa mba tafakatra final ihany ny BAREA Madagascar! Faly ihany ny tena saingy lasa ihany ny saina. Hadinontsika daholo ny olantsika sy ny crises rehetra: ny vidim-piainana midàngana indrindr... tohiny
novalian'i Gazated74 ny 09/10/2025 08:07
Azrael666 ( 28/04/2025 13:12)
Inépties de Rajoelina
Tsy fanaratsiana na tsy fitiavana no itenenako fa ity filoha ity dia nahitako fa na izaho koa aza kay azo atao filoha. Tadidintsika ve ilay hoe hanafatra zebra, liona, elefanta, sns hanaovana parc fit... tohiny
Azrael666 ( 21/04/2025 16:19)
IL FAUT QUE LE PROCHAIN PAPE SOIT UN AFRICAIN OU UN ASIATIQUE
Pourquoi? Parce que chez vous les européens, les croyants se dimunient considérablement; d'ailleurs, vos sociétés se sécularisent de plus en plus chaque jours. Contrairement, chez nous en Afrique... tohiny
Azrael666 ( 21/04/2025 15:40)
MATY ANDROANY 21 AVRIL 2025 NY PAPA FRANÇOIS Ier
Nanaitra ahy loatra ity vaovao ity! Na dia tsy EKAR aza aho, dia nanohina ny foko loatra izao fahalasanan'ny Papa izao. Mahafantatra @ antsimpiriany ny tantaram-piainan'i St François d'Assise ilay ... tohiny
Azrael666 ( 20/04/2025 13:55)
PASKA FANDRESENA SY FIAINANA MANDRAKIZAY
Miarahaba ny Fiangonana Kristiana rehetra manerana izao tontolo izao nahatratra izao Paska izao. Velona Jesosy, velona koa isika! Nandresy Jesosy ka nandresy koa isika! Mila iainana anefa izany fan... tohiny
Azrael666 ( 18/04/2025 15:29)
ANDAO HAVERINA NY AMBIANCE FAHINY
Misy olona maro tiako ho namako nama nareo, fa tsisy hita intsony e? Fa nankaiza... tohiny
Azrael666 ( 18/04/2025 15:02)
ZOMA MASINA
Mahatsiaro ilay asam-panavotana teo ambony hazofijaliana nataon'i Jesosy Krisy isika androany. Misaotra Jesosy ô! Fa noho ny fijaliana mangirifiry niaretanao no nanomezanao anay ny fiainana mandrakiz... tohiny
novalian'i suzy02 ny 06/08/2025 07:42
Azrael666 ( 17/04/2025 19:02)
Alakamisy Masina
Tsahivintsika Kristiana androany amin'ity Alakamisy Masina ity: ny nanorenan'i Jesosy Kristy ny Fanasan'ny Tompo, ny nanasany ny tongotry ny mpianany, ary ny nisamborana Azy. Ny fiomanana tokony hatao... tohiny
Azrael666 ( 17/04/2025 15:26)
FITRANDRAHANA FASI-MAINTY AO TOLIARA
Mitondra am-bavaka anareo ao Toliara, fa tsy misy atody maharesy vato e!... Vahoaka tsy maharesy inona teo tokoa moa, hoy ilay raikalahy iry?... Mahereza mitolona am-bavaka, fa ny karazan-tolona ankoa... tohiny
novalian'i Sony1 ny 28/04/2025 11:35
Azrael666 ( 09/04/2025 10:47)
OVIANA IHANY ILAY BLAOGY RA-HERY A?
Salama tompoko, miandry an'le fanokafana blaogy eto @ serasera.org e! Tsy mahatakatra an'ilay mandoa vola mantsy. misaotra ô... tohiny
Azrael666 ( 09/04/2025 10:47)
OVIANA IHANY ILAY BLAOGY RA-HERY A?
Salama tompoko, miandry an'le fanokafana blaogy eto @ serasera.org e! Tsy mahatakatra an'ilay mandoa vola mantsy. misaotra ô... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088