Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 11/12/2007 15:21)
Reflexion ...
Tena lasalasa kely ny saiko hoe: Ahoana ny hoavin'ny serasera any aoriana any raha sanatria ka tsy eo ireo mpandrindra ireo?.... tohiny
xxx ( 11/12/2007 11:51)
Delestazy
[quote] [color=blue][b]Rehefa maty jiro Na injao minaianaina reo vahoakan'Iarivo Velona Taraina valaka sy reraky ny asa an-davanandro kanefa va ahandro ny ketriky ny anio anaty azim-pito tsy ... tohiny
novalian'i tynah ny 16/12/2007 13:48
xxx ( 10/12/2007 18:50)
Andry TGV est le candidat le plus fiable!!!!!!
On attendait depuis longtemps un éclaireur! Andry TGV a su dire les non-dits d'aujourd'hui surtout durant les différentes élèctions qui on précédées! Pourquoi il est le seul candidat fiable? ... tohiny
xxx ( 10/12/2007 17:36)
lamaody!
Inona no lamaody nisy tena mba mampihomehy anao indrindra? Atomboko: ny ahy dia ity pataloha borotsaka ankehitriny ity no tena mba manapaka ny tsinaiko. Mampatsiahy ahy le ankizy be lelo kely t... tohiny
xxx ( 10/12/2007 08:10)
mycose na champion @ vhv
efa mba tratra io ve ianareo fa tena mampinjaly re tsy mety afaka mihitsy, efa atao ny fitandremana rehetra fa ê tsy misasa @ ranon'ny jirama sns, ampiasaina daholo izao kazarana fanaody izay omen'ny... tohiny
xxx ( 09/12/2007 18:47)
Rindran-kira any Montpellier
Miaraka amin'i TOVO J'HAY, MAHERY, LUK ary RIJA RAMANANTOANINA Jereo ny andinindininy ao : http://www.croissance.com/images/pelier.jpg ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2007 00:54
xxx ( 06/12/2007 13:42)
toe-trandro.
Tsy tena haiko moa izay hatao lohateniny, fa izy ity dia tantara tena marina. Nisy tovolahy izay mpiara-mianatra tamin'ilay tovolahy akamako. Ririna ny andro ka tsy nanapa-bolo mihitsy izy. Ny volo... tohiny
xxx ( 06/12/2007 08:28)
Ny Ainga
Mba omeo ilay hiran'i Ny Ainga le misy hoe "...misy olom-baovao mahavita..." iny raha mba misy mahita zay fa mirary soa tsy haiko ny titre an'io hira io... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:33
xxx ( 06/12/2007 07:08)
johnny
toa oe ho avy any dago any hono lery @ 2009 e! "pour des fins humanitaires" hono ilay concert ataony. ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:36
xxx ( 05/12/2007 16:16)
tsy kofehy lehibe
"[b]didiko fehy lehibe[/b]" no izy fa diso ny hoe : didi-kofehy lehibe. Ny dikan'io dia hoe : "[i]Izaho no [b]fehy lehibe[/b] ka izay didiko ihany no tsy maintsy tanterahina[/i]". Somary mankara... tohiny
xxx ( 05/12/2007 07:58)
Raise your voice
Mahafinaritra ny Raise your voice fa tohizo foana e !:)... tohiny
novalian'i sitlo ny 05/12/2007 08:06
xxx ( 04/12/2007 19:38)
surf rapide
Salut dôly! Tsy hoe hanao pub akory ny ataoko eto fa mba andramo ity navigateur ity fa tena hitako tena rapide be mihitsy : http://ftpclubic51.clubic.com/temp-clubic-rx676/2test/safari_safari_3.04... tohiny
xxx ( 02/12/2007 21:09)
vhv tsy mety mahita sy mahatana lhl
Mba mangataka hevitra aminareo za: 1- za dia tovovavy 25 taona ary azo lazaina fa manana ny maha izy azy ihany, raha ny toetra aloha no lazaina dia tsy dia sarotra hiainana fa mahay mifankahazo @ ol... tohiny
novalian'i tsikih ny 10/01/2008 01:05
xxx ( 02/12/2007 17:20)
ny hevitrao
Ny marina mitavozavoza hono tsy maharesy ny lainga tsara lahatra... tohiny
xxx ( 29/11/2007 12:46)
Mitovy ihany kay
Nisy fotoana mba nandeha tany am-pitan-dranomasina tany ny tena ka nahita zavatra tsara maro be. Ary indray andro dia mba nentin'ny olona nitsangatsangana nijery tanana, ka akory ny hagagana nahita an... tohiny
novalian'i RyAnona ny 17/12/2007 12:40
xxx ( 29/11/2007 07:25)
raha bevohoka ve ny reny voan'ny cancer dia manaranaka?
Izaho dia olona efa nodidina (nisy tumeur tato anatiko). Voalazan'ny dokotera fa efa tamin'za mbola kely dia efa nitsiry izy ity, ka izao hita tety ivelany izao. Nisy vongakena ngeza be tato anatiko... tohiny
novalian'i niryna ny 05/12/2007 05:37
xxx ( 28/11/2007 17:01)
Fiangonana sy fasana
Inona kay no hitovizan'ny trano fiangonana sy ny fasana ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2007 22:39
xxx ( 28/11/2007 16:19)
separation
Slt. Mon copain me quitte pour qlq1 d'ôtre, il m'a dit sincèrement qu'il ne m'aime plus,qand je l'envoi un message il m'a plus repondu,ni ô tel.qe dois-je faire... tohiny
novalian'i meva2 ny 05/12/2007 09:20
xxx ( 28/11/2007 15:29)
paralysie faciale (indrindra ho an'ireo mahalala azy)
mba ombay mitady, tena mila fanampiana fa mijaly efa nanao kiné, fanafody marobe, fa mbola miverina foana ity aretiko ity mba mangataka amin'ireo izay mahafantatra hoe inona no mety ahafaka azy tan... tohiny
novalian'i xxx ny 01/12/2007 09:21
xxx ( 28/11/2007 09:26)
Mandalina sa manakatra ?
Misy heviny roa mazava ireo teny Malagasy ireo: - Ny mandalina dia ho an'ny siansa sy fandratoam-pahaizana - Ny manakatra kosa dia eo amin'ny lafiny Finoana. Mila manakatra ny hevitr'Andriamanitra... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2007 21:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3023