Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
15/11/2006 23:40)
alemana sy frantsay ny arte fa
tsy alemana fotsiny!! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:28
bazylou
(
15/11/2006 23:40)
nahoana no tsy sahy tao aminn'y arte!!!!!???
nahoana no nitsoaka sy nody fanina e!!!! izany ny anareo izany , misitri belona rehefa .......
tohiny
novalian'i akama2006 ny 18/11/2006 09:39
bazylou
(
15/11/2006 23:38)
Tandremo ary sao kendan'ny natelina eo ka hitsoaka aty
Tandremo hoa ny miara dia amin'ny fatsora lahy sy ny mpandainga, ny anay 5 taonaizay dia efa mazava fa vao maika nihitsoka. Ka ampio izay ia hifidy ilay 8nareo , jereo tao amin'ny arte fa tsy loyal ak...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:49
bazylou
(
14/11/2006 22:48)
ka rah ailay 8 aza no tsy maintsy lany eo , dia maninona no
tsy mety hiala amin'ny sezany lery fa mody fanina fotsiny!! izany ny porofo fa tsy loyal ilay zalahy io rehefa manao zavatra fa tsy maintsy manodina any ampaosiny . Avy eo dia ianao vahoaka ery no ses...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:52
bazylou
(
14/11/2006 22:45)
Mafy mihitsy ity fandrebirebena vahoaka ity an!!
Izay kery sahy ihany no tratrany ao, amin'izay ilay iray moa marivo sanosana izay ka na efa mihinana ny vary 6000fmg aza mbola mandady any aminy ihany!!
Tsy mba politikan'ny pokona fa fandrebirebena ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 19:35
bazylou
(
14/11/2006 14:41)
rahoviana no hisy stabilité i Madagasikara
indrindra fa ny ara toe karena.
Rahoviana no misy ekonomia mazava ao an tanana ao?
Rahoviana no hanana ny toe kareny ny gasy fa tsy atao copie colle frantsay foana???
Rahoviana no hanara dalana ny...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 29/06/2007 09:28
bazylou
(
14/11/2006 14:38)
tandremoa ry sao mangalatra ka diso fanatenana eo
Ny mpangalatra voalohany aloha izao dia efa kobo e,...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 19:57
bazylou
(
14/11/2006 14:32)
raha tsy voaatitra tokoa moa izany ny bulletin
de vote dia ahoana ny hanjo ny ambiny amin'ireo candidat ??
REhefa naka ny volany ihany ny fanjakana nahoana tsy nampiasa ny garantieny ny fanjakan, fa ny hitaky vola ihany .
Maninona no navela t...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2006 23:49
bazylou
(
13/11/2006 00:05)
Io aloha dia tsy maintsy mmisy 2e tour io e,
Rehefa atao tsara ny calcul dia tsy misy mahazo +50% ireo na ny irayaza amin'ny 1er tour, en plus 14 be izao,,...
tohiny
novalian'i tsingy ny 14/11/2006 09:59
bazylou
(
13/11/2006 00:04)
dia hoe tsy maintsy le8 no lany eo!!
Mahagaga an, hay fatra- mpangalatra toa izany ianareo tim ireto, sa mpijapy train...
tohiny
novalian'i kitjo ny 18/11/2006 06:00
bazylou
(
12/11/2006 23:59)
Dia kenda tokoa ianareo vahoaka ka
jamban'izao lalana sy tetezana etsy sy eroa izao. Efa tsy nahavita azy tokoa ny mpanjaitra teo antanana ka nomen'ny sinoa tablier hono ny ankizy!!!!
Mba fantatrareo ve hoe firy miliara isan'andro ny ...
tohiny
novalian'i tsingy ny 15/11/2006 08:35
bazylou
(
12/11/2006 15:47)
ity
http://www.eem-group.com/index.htm...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 16:15
bazylou
(
12/11/2006 13:00)
tsara tantana tokoa ny madagasikara
ka ny 1e= 6000 fmg taloha lasa 13000fmg 5 taona fotsiny;; maika fa ampiana 5taona manaraka...
tohiny
novalian'i kitjo ny 14/11/2006 18:16
bazylou
(
12/11/2006 12:59)
mazava ho azy
fa hikorontana io raha tsy lany eo ilay8...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 14:37
bazylou
(
12/11/2006 12:57)
raha ny kolikoly rehetra any
ambadika nolazaina eto dia tsy ampy ny site , aiza koa no misy mpampianatra hoforsena ho tim raha tsy izany tsy mahazo solde!!...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 13/11/2006 16:51
bazylou
(
12/11/2006 12:55)
tsy maintsy hoe manomboka
amin'ny fodiana fanina amin'ny fandrebirebena sy ny fivavahana ny hipokrity...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 14:38
bazylou
(
11/11/2006 18:25)
ka izany no izy ka
avoahy izay sahy manohatra izany, gasy nefa be taraina sy be hataka isan'andro izao, jereo anue fa tonga at daholo izao ireo hangataka e, sady raha tsy misy ny gasin'andafy tsy mikaly ireo !!!
nefa m...
tohiny
novalian'i belaza ny 12/11/2006 10:59
bazylou
(
11/11/2006 17:26)
le ra8nareo olona kerisay izay koa
tsy sahy mirotsaka amin'ny tena mazava fa ilaozana mody fanina fotsiny....
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 14:05
bazylou
(
11/11/2006 16:58)
ovay ho 25 na 30 taona
ny fanjakan'ny prezda dia lasa izao e, tonga dia lany izy amin'izay sady mety hana-karena be ianareo...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 12/11/2006 12:20
bazylou
(
11/11/2006 15:05)
site ofisialin'ny hcc aza moa
dia tenyfrantsay rano iray no ao ka aiza no hahzo resaka ny pokona, izany ve dia gasy... na izy prezda gasy aza mizity ny kabary frantsay ao antananany!!! tsssssssss...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 12/11/2006 12:23
