Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nenipita, milahatra araka ny daty
nenipita ( 03/07/2006 09:30)
yaourt
salut doly an, mba andefaso le fanaovanareo yaourt ko za sody mba matsirotsiro noho ny mahazatra fa le papoose keliko 'zay tena mamely be lery ra vao yaourt sady mba mitondra hery ho azy fa izy ko mbo... tohiny
novalian'i dailynews ny 14/07/2006 18:03
nenipita ( 19/06/2006 05:21)
sambos
aona daolo o, asio fampianarana manao sambos sy nem eo indray ankia ry zavavy isany a, ataovy an'ilay tena matsilo mampitelindrora ireny an, OK... tohiny
nenipita ( 14/06/2006 15:46)
fanabeazana aizana
manaona daolo iabnareo inona kay rey olona za mahalala ny mety ho effets secondaires -ny mihinana pillule fa za mantsy mihinana fa ny zanako mbola kely (1 1/2 ans) de aleo mitandrina fa rams tsy de ... tohiny
novalian'i raem ny 09/07/2006 14:26
nenipita ( 14/06/2006 14:46)
fete de père
aona ndray rey olona ny sakafo ataontsika amin'ny lahady zao an, fete de pere anie de inona no atao sakafon'i dada? ataovy anle matsirotsiro reny , de omeo ary ny re7e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:06
nenipita ( 14/06/2006 14:33)
crudité
rey olona ô, mba asio recette-na crudité indray moa ô mba omeo le tena matsiro be reo a, de sady efa ho avy koa izao ny fête de père de mba io ndray karakaraina ho an'i papah rehetra e, Merci ... tohiny
novalian'i Lilie ny 27/07/2006 17:59
nenipita ( 12/06/2006 07:05)
mitady mpanjaitra mahay
hono oa ry reto so de mba misy mahalala mpanjaityra mahay eto antananarivo renivohitra kay ianareo faz tena sahirana be mitsy za mitady mpanjaitra mahay fa le mpanjaitranay mantsy lasa nifindra any @ ... tohiny
novalian'i mmimi ny 25/07/2006 08:48
nenipita ( 06/06/2006 05:17)
te- hiteraka vavikely
aôna hono akia ry olona no mety ahazoana vavikely? za mantsy manana lahikely 1 taona sy tapany de tiako hasiana vavikely. Mbola tsy bevoka za 'zao fa aona ny fomba mety aazoana izany. Misy mantsy mi... tohiny
nenipita ( 06/06/2006 05:00)
Van tan mine
sô de mbô misy afaka manome ny fomba fanôvana ireny van tan mine lé atao amin'ny soupe van tan ireny ké ? ... tohiny
nenipita ( 06/06/2006 04:45)
entrée matsiro
ity misy recette entrée kely omeko an'izay te hanandrana azy. Macaronie Maillonaise Sardine Mortadelle voatetika madinika Fromage biba voatetika madinika Macedoine Sel Atody 1 Ampangotraha... tohiny
novalian'i booboo ny 24/07/2006 08:28
nenipita ( 03/06/2006 14:14)
boulety
ho hoa rey olona sao de mba misy mahay ny fanaovana sy ny re-7 momban'ireny boulette chinoise ireny kay e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088