Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
17/06/2014 11:09)
amidy
Manomboka rahampitso amin izay hono ny karbira vokatra tao tsimiroro e.......
Asa raha mba ho tyonga any ampaosin nynmalagasy tsy vaky volo izany.........
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/06/2014 11:32
bazylou
(
10/06/2014 14:11)
tsy mila
Vazaha sy ny forongony sy ireo mpisolelaka aminy rehetra i madagasikara sy ny malagasy....
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 12/06/2014 11:24
bazylou
(
08/05/2014 23:10)
any amin i rossy indray
Izao ny baolina ry zalahy....... Akijijy hono e.....
Beeuurk...
tohiny
novalian'i endriny ny 31/05/2014 05:55
bazylou
(
08/05/2014 23:06)
efa rajakom bazaha
Izao no filoha, dépité, minisitra... Mitondra an i madavfa mbola tsy tafavoka ihany.
Beuurrk...
tohiny
bazylou
(
04/05/2014 09:06)
iza no hahazo ny laka
Rakrisy sa i be....... Rahampitso ao amin ny antenimieram pirenena ?...
tohiny
novalian'i zazabel ny 10/05/2014 15:42
bazylou
(
25/04/2014 08:03)
Aleo atao mazava ilay resaka nisy manodidina
Efa miverina indray mantsy io resaka nisy kely ireo.
Efa mandeha ny feo sy resaka fa Alain ny madagasikara daholo ireo ary efa nahazo rating tamin ny ONU.
Ka asa ahoana ny tohiny.
Maninona raha zanah...
tohiny
bazylou
(
24/04/2014 08:51)
i faillite
Dia gasy tsy mahay teny gasy
Dia gasy hoamidin ny minisitrany
Dia rajakom bazaha.
Tena hotapahako ny tanako raha ry dadafara sy ry jaona eliten nyb téléphone copie sy fosika no hahavita antsakany s...
tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:18
bazylou
(
24/04/2014 08:42)
modia
Modia dia mitsangana daholo ary sahia manao zavatra ho an i madagasikara raha zanak i gasikara ianao.
Ny PM izao efa i faillite....
tohiny
bazylou
(
11/04/2014 21:34)
io fa gasin andafy safiotra
Ny PM ry gasin andafy izany. Tohano izy fa na teny gasy aza tsy Hainy.
Sady le gasin andafy fatritrany mihitsy an.
Hahazo taratasy daholo amin izay ny klandy rehetra fa efa andevo frantsay no eo.
Be...
tohiny
novalian'i hadji ny 17/04/2014 14:28
bazylou
(
26/03/2014 09:33)
hoe karen ny
Findramam bola amin ny vazaha izao no ataon gasin andafy mpitondra ao madagasikara. Dia avy eo izy mieboebo écran ny gasikara. Ny vazaha koa no manome ny PM.
Beuurrk...
tohiny
bazylou
(
26/03/2014 09:23)
mampidira foana
Tomobila brokatera any madagasikara fa ilain ny mpitatitra ireny e. Teny le 200 na 300 000 km ireny. Aza asiana frein sy CT.
Beurrk...
tohiny
bazylou
(
26/03/2014 09:14)
efa gasin andafy
Anie izao no mitondra e. Avy any Canada , France,...... Fa inona no ataon drajao ?
Manao tour du monde dia mangata bola etsy sy eroa.
Dia miandry baiko amin ny vazaha hoe iza no PM tinareo.
Beuuurrrk...
tohiny
novalian'i booboo ny 28/03/2014 17:24
bazylou
(
17/03/2014 19:29)
mba fantatrareo ve
Fa io tsy fihetsehana io :ihany no tsy Ananan ny gasin andafy solom bavambahoaka na loholona ?
Mizesta fotsiny izy ireo hoe : izahay manam bola sy manan tsaina nefa io aza tsy Hainy sy tsy takany.
1 i...
tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:11
bazylou
(
17/03/2014 10:53)
mitsangana oaaa
Dia Andao arodana dia soloina zavatra matotra io fitondrana io. Tsy misy resaka TGV sy le8 intsony Eto an.
Efa lany daty ireny tsinona.
Gasy zato isan jato no ilaina fa tsy t mbazaha izao rehetra iza...
tohiny
novalian'i andrywui ny 22/03/2014 14:53
bazylou
(
17/03/2014 10:00)
gasy ve ianao
Raha gasy ianao dia mitsangana manohatra izao fandrebirebena sy famonoana an i madagasikara izao.
Tsy afaka ny hahita masoandro mihitsy ny ambany lanitra raha izao fisolelafana vazaha sy metisy rehetr...
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 06/06/2014 11:42
bazylou
(
17/03/2014 09:14)
tsy mila
I madagasikara sy ny malagasy dia manana hazon damosina ary tsy mila hazava sy ny volam hazava. Esorina eo amin io seza io daholo izay rehetra maimbo vazaha.
Rehefa hanao vola mora sy hihinana ny vo...
tohiny
bazylou
(
23/01/2014 23:58)
raha misy
milaza fatsy bonne na ratsy izao ao madagasikara ao izao dia mitsangana aongany teo io vao nahazo seza io dia raiso ny fahefana ary asehoy anay fa mahery izy.
beuurrkk...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/02/2014 21:35
bazylou
(
23/01/2014 23:57)
madagasikara
ho an'ny malagasy ary ampandrosoin'ny malagasy. tsy mila gasy vazaha na saim bazaha fa gasy ho an'ny madagasikara.
Tsy mila ny firenena iza na iza .
Ny ahy tohanako rehfa mahatsangana hopitaly, ........
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2014 21:37
bazylou
(
18/01/2014 20:58)
hevitra voalohany
ho anareo gasin'andafy sy be menomenona ireo dia modia daholo. dia andao hanangana mada vaovao fa tsy be wawawa eto.
Rehefa tsy tafody dia miala teto fa tsy misy ilana azy.
Tadidio ry zareo fa tsy e...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/01/2014 20:03
bazylou
(
17/01/2014 23:20)
tsary ho tafody
mahitsy le8. TSy poinsa io....
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2014 13:49
