Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 26/02/2015 11:18)
soa ihany aho fa tsy nanome
tra boina. izao dia miseho tv mihitsyny olona any atsimo fa 3kg isam pianakaviana no azony ary avy misoratra hvm vao omen'ny bngrc sy rajao and co. beuuurrrk... tohiny
bazylou ( 26/02/2015 11:16)
brokatera ihany no ady eo
omen'ny vazaha avion brokatera 5 , atr 3 sy b 737 700 roa hoe ny gasy fa toto mahafatra po. beuurrrk... tohiny
bazylou ( 25/02/2015 05:27)
ny gasy hoaho tsy velona
ary tsy manao zavatra raha tsy misy volam bazaha sy t...mbazaha daholo. Na ny gasy any andafy aza io an... beuurrk... tohiny
bazylou ( 20/02/2015 11:40)
manomboka eo vasakosy hatreny anosy
ny fidinana an dalambe tarihin'i alain ramaroson rahampitso asabotsy 21 fev 2015. Tsy manaiky ny fizarazana an'antananarivo. ... tohiny
novalian'i hafahafa ny 25/02/2015 05:49
bazylou ( 20/02/2015 11:34)
ho ela velona i tgv
izahay dia manohana an'i tgv ary maneho fankasitrahana ny fialany ny fampihavanana ataon'ny ffkm. Satria mazava sy hita maso tsara fa fampiesonana io fampihavanana io. Mbola bestaka ny miseho milay ... tohiny
bazylou ( 11/02/2015 09:39)
atr 72-600
ve rangahy no mba takatry ny gasy nefa ny trondro sy ny andramena sy ny ambatovy ary million dolara isa tsegondra le. Raha hividy atr 72 2 ihany, tsy aleo maka boeing 777 iray. beurrk... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/02/2015 09:45
bazylou ( 11/02/2015 09:33)
ny afrikanina tatsimo
hono anampy amin'ilay fampihavanam pirenena. NY sinoa anampy hiaro ny sisin tanin'i madagasikara. Ny iranianina hoe anome satelita. dia iza koa izao no hanome abobo ny gasy manaraka eo ?? beuurrrk... tohiny
novalian'i hakim ny 12/02/2015 08:59
bazylou ( 09/02/2015 16:34)
io volam bazaha io
ihany no efa mamono sy mahafaty ny gasy dia mbola misolelaka any ihany. Tsy ilainany volam bazaha ary tsy ilaina akory aza ny volan'ireo gasy mpisolelaka. Tsy ilaina ko any voal'ny arabo sy karana ar... tohiny
novalian'i 5laody ny 10/02/2015 14:45
bazylou ( 09/02/2015 04:46)
maty ho azy
amin'izao hiainantsika izao dia mihamaro ny malagasy lahy na vavy maty hoazy mitsitra eny rehetra eny. Aretina ve , anoanana, resin'ny fiainana ? tsy hay intsony Anio , omaly , afak'omaly dia feo fa... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/02/2015 09:30
bazylou ( 07/02/2015 16:53)
fankalazana ny 7 febroary
ny atsasany teny mahamasina , nomena sy niady vola 15000ar avy amin'drajao . ny atsasany teny ambohitsirohitra nankalaza sy nampahery ny fony. Mafy ny fit adiavam bola marina................... be... tohiny
novalian'i endriny ny 09/02/2015 15:53
bazylou ( 06/02/2015 16:07)
http://www.mairie1tana.mg
io indray hono no malaza eeee beuurkk... tohiny
bazylou ( 06/02/2015 15:59)
hoy ny vazaha hoe
mihinana t..... dia manao ny gasy. amidio ny firenenareo ary ny harena ao anatiny ....dia manao ny gasy ampivadio vazaha ny zanakareo .........................dia manao ny gasy mitenena teny anglisy ... tohiny
bazylou ( 06/02/2015 15:55)
Aza misy manome ho an'ny tra boina
satria nahoana ?? Satria ireo nitondra rehetra teo dia nanao io atsimo io anaovana resaketotra fotsiny. Ireo filoha 5-6 ireo dia tsy nisy nanao vaha olana maharitra fa izao fanampiana izao foana. Ai... tohiny
novalian'i Strong3 ny 23/02/2015 08:10
bazylou ( 06/02/2015 15:46)
efa lasa lavitra
ary efa mba misy rirany tsara ny resaka informatika sy internet ary ny connection eto Madagasikara an. Efa mihabetsaka ny .mg. NY orinasa mamano ntic sy site web efa feno... tohiny
bazylou ( 06/02/2015 15:44)
efa mizara karatra daholoizao ny eto an tanana
ny av7 nizara, ny tim nizara , ny mapar nizara ny hvm vao hanomboka hizara..... firenena mizara karatra isika.... beuurrrk... tohiny
bazylou ( 09/01/2015 12:24)
i asterix irery
ihany no ekipan'ny tgv nihina kanina teny iavoloha androany. lery moa tsy mahagaga fa mpamadika foana e.... tohiny
bazylou ( 09/01/2015 11:58)
mba misy gasy 1 sahy
mandefa 1 eur ho an'ilay mpiray tanindrazana sahirana sy ory mitsindroka zoridira sy milona anty rano maloto ve ato ?... tohiny
bazylou ( 09/01/2015 11:56)
mba misy gasy 1 sahy
mandefa 1eur hoan'ilay mpitsindroka fako sy mihinana zoridira ary milona anaty rano maloto ve ato ???... tohiny
bazylou ( 17/12/2014 16:48)
hatao PM hono
i le8. Izay hono no handehanan'i rajao any amin'i lery. Asa aloha an...... beurrk... tohiny
bazylou ( 24/06/2014 08:13)
vita koa ny jirama
Lasa orinasa komersialy amin izay ny jirama. Ary dia vbeloma lava ry madagasikara fa tonga tamin izay ny jirama privée. Vita hatreo ny fanjakana ......... Lalana tsy azo ivalozana izany hoy ny mena ... tohiny
novalian'i ora ny 24/06/2014 08:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.04