manomboka eo vasakosy hatreny anosy

1. bazylou ( 20/02/2015 11:40)
ny fidinana an dalambe tarihin'i alain ramaroson rahampitso asabotsy 21 fev 2015.
Tsy manaiky ny fizarazana an'antananarivo.

novalian'i hafahafa ny 25/02/2015 05:49
2. bazylou ( 25/02/2015 05:25)
amin'ny 28 fev indray hon fa diso io daty io.
3. hafahafa ( 25/02/2015 05:49)

bazylou:

amin'ny 28 fev indray hon fa diso io daty io.

Izay no mahavoa antsika ny eo sy teo aminy fitondrana iany no mbola t ipetraka eo fa efa zatra ny lalao vola, raha tsy izany d asiana style olona vaovao fa dragona politika iany no ao ambadika.
Ny olontsotra t hitondra fiovana hampadroso tsy tafiditra aminy halabato.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0892