Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
23/05/2013 06:32)
lasa foana ny baolina e
tsy akiandry marary sy ny be blabla isany io. Na misy na tsy misy fifidianana.
Tokanana ny atsy , avaozina ny aroa, ..................... eny fa na dia mbola betsaka aza ny mbola miandry dia tsy matah...
tohiny
novalian'i moi ny 27/05/2013 05:58
bazylou
(
15/05/2013 22:47)
madagaskara tsy
bled. ampianaro an'io ireo zanakareo gasy aty ivelany raha tsy tehavahan'ny olona onga any mada...
tohiny
bazylou
(
13/05/2013 14:11)
andriamanitra, zanahary, andriananahary,
iray ihany tokoa ve ireo ??...
tohiny
novalian'i azara ny 14/07/2017 08:58
bazylou
(
10/05/2013 12:35)
fandemen tsaina
ny fivavahana...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/05/2013 14:02
bazylou
(
10/05/2013 12:35)
rah i rajoelina no
lava nify.
Mba lava inona kosa iretsy ambiny e?? Tsy mety mial aamin'ny governemanta sy ry kalalao.
NCy an' kalalao izany lava faroratra.
loooooooooooooooooooooooooooool
beuuurrk...
tohiny
novalian'i nilex ny 23/05/2013 05:20
bazylou
(
05/05/2013 00:03)
zavatra telo
no mety handehanan'ny firenena afaka kelikely, na fifidianana, na tsy fifidianana di atonga sy tanterahona i ffkm, na ny farany dia depute ihany no atao di aizy no hifidy filoha.
hoela velona i tgv
...
tohiny
novalian'i andrywui ny 09/05/2013 17:00
bazylou
(
04/05/2013 23:55)
io ilay hoe izay tratra farany ihany no manenina e...
io ilay hoe izay tratra farany ihany no manenina e.
Fa nahoana kosa ary moa o tsy hilatsaka i tgv ?? nahoana izy no nivadika tamin'ny teniny . dai tsotra ihany , ny valiny di any hoe i kalalaonareo az...
tohiny
novalian'i andrywui ny 06/05/2013 09:54
bazylou
(
03/05/2013 23:29)
ireto daholo e
1. Hajo Herivelona ANDRIANAINARIVELO
2. LAHINIRIKO Jean
3. RATSIRAKA Iarovana Roland
4. RABEHARISON Roland Dieu Donné dit VAHÖMBEY
5. RAJAONARIVELO Pierrot Jocelyn
6. JEAN-LOUIS Robinson Richar...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 17:18
bazylou
(
03/05/2013 23:10)
avelao ho betsaka e
amin'izay koa anie hohita eo izay tena milay e. NY vahoak ano tompony ka aza be menomenona e.
vive tgv...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 17:14
bazylou
(
28/04/2013 22:26)
antso avo sy iva
ho antsika rehetra any mada dia aoka mba handefa ny valim pifidianana eto amin'ny serasera mba hanaovatsika ady hevitra mitombina amin'ny manaraka.
Na aiza na aiza misy anao ao madagasikara dia mba am...
tohiny
novalian'i andrywui ny 02/05/2013 10:13
bazylou
(
28/04/2013 22:24)
ho ela velona naie ny demokarajia
CANDIDATS A LA PRESIDENTIELLE: Hajo Andrianainarivelo (Vondrona Politika Miaradia), Jean Lahiniriako (Komity Manohana an’i Lahiniriako), Roland Ratsiraka (MTS), Pierrot Rajaonarivelo (MDM), Sylvain...
tohiny
novalian'i nilex ny 03/05/2013 05:25
bazylou
(
26/04/2013 22:20)
dia hoe
i dada ihany no mama hono e, dia i le8 ihany no kalalao.
DAi tsotra e,
andao alefa eo ay dia arodana indray e.
beuuurrrk...
tohiny
bazylou
(
22/04/2013 23:59)
raha miova eo tokoa moa
i rajoelina k ahilatsaka hofidiana . Satria betsaka loatra ny mpomba azy etsy sy eroa no mivazavaza an'io di ainona no lazainaroe tim . t
dia hilaza hoe aleo hilatsaka ve fa ho hita eo zay maharesy ?
...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:13
bazylou
(
20/04/2013 22:24)
tia tanindrazana
sy tia an'i madagasikara hono ny gasy aty andafy nefa na ny makany mada aza tsy sahiny ary nan y zanany aza tsy mahay teny gasy akory.......
Beuurrrkk
Any mada no tena misy ny ady fa tsy aty ivelan'...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:46
bazylou
(
19/04/2013 00:07)
raha iny tokoa moa ka
milatsaka koa i mialy dia iza no alainareo ??
Inona no traikefan'i kalalao amin'ny resaka sosialy ?? 000000000000000000000000000
inona ny traikefan'i mialy ara sosialy ? fitia, fitia,fitia
tsy aleo...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:30
bazylou
(
15/04/2013 22:52)
hitanareo izany
fa marina ny kajiko . i kalalao ihany no solon'i le8 amin'ny fifidianana.
Raha io no ho lany eo dia aza manody ry goavy manta fa hiakatsehatra indray ny valifaty sy ny kibay an kelika e. Tsy maintsy a...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2013 22:53
bazylou
(
11/04/2013 06:48)
kristianina sa Malagasy
ianareo ?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 12/04/2013 16:59
bazylou
(
06/04/2013 17:14)
aminareo ireo
inona no atao hoe fandrosoana ?? ary inona no atao hoe tany mandroso na firenena mandroso ?...
tohiny
novalian'i bazylou ny 11/04/2013 06:33
bazylou
(
04/04/2013 15:35)
izahay tgv
manohan an'i andry rajoelina fa tsymanohana sy manaiky kosa an'i hajo andrianainarivelo nivarotra ilay tany 6000 ha any horombe io. Izay varo mora satria matim bola i lery hanaovana fifidianana.
Hajo...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/04/2013 16:45
bazylou
(
03/04/2013 22:27)
efa vonona ny terrain e
ny mpifanandrina koa efa niseho daholo ,ka andao tairina ny kombaka eee.
Izay maharesy ihany no anay ary izahay tsy mitaingina soavaly be lohalika mitsako billa any rsa an.
beuurrk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/04/2013 16:47
