Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i voromailala, milahatra araka ny daty
voromailala ( 11/09/2013 14:04)
Fa maninona no avelan'Andriamanitra mijaly ny olona?
Andriamanitra hoy isika no nahary izao tontolo izao. Fa maninona no tsy tonga dia nataon'Andriamanitra tonga lafatra daholo izao tontolo izao, fa lasa misy ny fijaliana sy ny adiady erak'izao tontolo... tohiny
novalian'i narynjato ny 05/10/2013 19:57
voromailala ( 11/09/2013 07:13)
Ny ankehitriny ihany
Misy tononkalo iray inty nosoratako hozaraiko aminareo "[b]Ny Ankehitriny Ihany[/b]" Aza mamiza-tena mitodika mijery ny lasa Mahatsiaro ireo jaly maloto tsy voasasa Na koa mamisavisa ny ampitso ho... tohiny
voromailala ( 06/09/2013 11:29)
Ilay Tsiambaratelo
Ahoana indray ny hevitrareo amin'ity tsiambaratelo ity. Hoe misy lalana izao tontolo izao, ka izay mahafantatra sy mahay mampiasa azy dia ahazo izay hiriany amin'ny fianana. Inty ny rohy: [url=http:... tohiny
voromailala ( 01/09/2013 18:05)
Fasan'i Jesoa marina ve?
Inty misy oronan-tsara mitantara an'ireo mpikaroka izay nilaza fa nahita ny fasan'i Jesoa. ahoana ny hevitrao? mety ho izy ve? sa olona mitovy anarana fotsiny? sa inona? [youtube]https://www.youtube.... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/09/2013 08:49
voromailala ( 25/08/2013 09:27)
Comment devenir un Chrétien?
Inty ny fijery iray momba ny Kristianina. [quote] Avant tout, il est nécessaire de comprendre qu'un Chrétien n'est pas un homme qui se dit Chrétien, ou que d'autres disent Chrétien. Un Chrétien ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:49
voromailala ( 23/08/2013 14:17)
Galata 3 : 28 - Tsy misy lahy na vavy intsony.
Anisany tena mafonja ito frapin'i Jeso ito: [quote] Ka tsy misy Jody na jentily intsony; tsy misy andevo na tsy andevo, [b]tsy misy lahy na vavy intsony[/b], fa tena iray ihany hianareo rehetra ao ami... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/09/2013 12:36
voromailala ( 23/08/2013 13:48)
Geobiologie sy ny fahasalama.
Ohatra iray mivaingana mampiseho fa manena ny hery sy ny hozatra ny fisian'ny Wifi ao antrano. Andramo anie e: ny tananao iray hapetrao eo amin'ny [b]box Wifi[/b], na[b] routeur wifi[/b] dia henjano ... tohiny
voromailala ( 20/08/2013 15:30)
Malagasy Mijaly Nefa Mpivavaka?
salama daholo izay indray vao niverina fa noho ny adidy aman'andraikitra. Inty indray azany ny lohahevitra vaovao: Inona no mahatonga ny Malagasy ankehitriny mijaly andro aman'alina kanefany mivavaka... tohiny
novalian'i Miharena ny 02/09/2013 08:41
voromailala ( 01/08/2013 08:34)
Ianao (fanahy) dia tsy ny sainao?
Inty mpanoratra iray inty izany no anisany nahitako ny fahasambarana sy fahamarinana amin'ny fiainana. Vakio anie fa mety hanampy anao ihany koa amin'ny fiainana. Ahoana ny hevitrao? [url=http://www... tohiny
novalian'i universal ny 12/08/2013 09:21
voromailala ( 26/07/2013 12:03)
Namana vahiny hafa finoana manontany?
Misy namako manana finoana hafa nametraka ahy ireto fanontaniana manaraka ireto. Amin'ny teny frantsay ila izy tsy novaiko fa valiantsika amin'ny teny malagasy. Tsy voatery valiana daholo fa afaka t... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 20/08/2013 06:50
voromailala ( 25/07/2013 12:06)
Evanjilin'i Tomasy: aiza no misy ny paradisa?
Nalaina tao amin'ny Evanjilin'i Tomasy [b]Logion 3[/b]: hoy izy i Jesoa tamin'ny mpianany : [quote] Si vos guides vous disent que le Royaume est dans le ciel, alors les oiseaux du ciel vous devancer... tohiny
voromailala ( 23/07/2013 08:21)
baiboly ve tenin'Andriamanitra ranoray?
Maro amin'ny malagasy mbola mino fa ny baiboly dia tenin'Andrimanitra ranoray. Kanefa dia maro ireo '[b]Contradictions[/b]" hita ao anaty baiboly. Misy ireo olona miezaka manazava fa tsy "Contradictio... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 16/08/2013 08:59
voromailala ( 19/07/2013 12:01)
Gasy voalohany 2000 av. J.-C?
raha sendra nikaroka momba no hoe misy Jiosy ny razambean'ny foko malagasy sasany, dia nisy fikarohana vao haingana mampiseho fa efa 2000 taona talohan'i Kristy dia efa nisy olona tany dago. Ito ny r... tohiny
novalian'i Nourouh ny 22/07/2014 18:19
voromailala ( 18/07/2013 12:14)
Sakafo Velona
Fantatrao ve inona no hatao hoe sakafo velona? Ny sakafo Velona dia sakafo manta, na nandrahoana tsy mihoatra ny hafanan'ny vatan'olombona, eo amin'ny 40° eo ho eo. Ny Tombony: mbola velona ireo En... tohiny
novalian'i niryna ny 03/09/2013 03:46
voromailala ( 15/07/2013 15:05)
Fantatrao ve i Mère Amma?
Salama daholo Misy vehivavy Indiana [b]Mata Amritanandamayi[/b] na [b]Mère Amma[/b] iray izay nahazo Prix Nobel de la Paix, mizara fitiavana maimaipoana. ahoana ny fahitanao azy? [url=http://www.do... tohiny
voromailala ( 28/06/2013 09:04)
Zavatra misy ao Vatican?
Sanatria fanenjehana ny fivavahana Katolika fa kosa filazana ny zavatra marina sy mitranga ao Vatican. Raha teo aloha dia nanaiky ny Papa ny fisian'ny Eveka miray amin'ny lehilahy, dia ity indray mi... tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2013 13:09
voromailala ( 27/06/2013 10:41)
Mety hotafita ve isika raha miala amin'ny BM sy FMI?
Mety hotafita ihany ve isika Malagasy raha miala amin'ny BM sy FMI? 4 taona izany tsy dia namatsy vola firy ry zareo ary voalaza fa 70% ny budget fanjakana dia avy amin'izy ireo daholo. Ahoana ny h... tohiny
voromailala ( 20/06/2013 09:41)
Sao dia itony no mety amin'ny fanabeazana any Dago?
Salama daholo Ary sao dia itony atsoina amin'ny teny vahiny hoe [url=http://poulettesurlenet.com/pedagogie-bonheur/]"Pédagodie du Bonheur"[/url] itony no mety amin'ny fanabeazana any Dago? Raha ny ... tohiny
novalian'i booboo ny 11/04/2015 19:14
voromailala ( 19/06/2013 10:34)
Ianao ihany no fanafody tsara indrindra?
Hoy ilay Dokotera Kardiôlôgy Frantsay iray hoe ianao ihany no fanafody tsara indrindra amin'ny aretina mahazo anao. Ahoana ny hevitrao? Inty ny rohy manazava ilay boky nosoratany momba izany: [url=... tohiny
voromailala ( 19/06/2013 08:33)
Essenien marina ve i Jesoa?
Anisany zavatra tena nahaliana ahy moa izany ireo [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Manuscrits_de_la_mer_Morte]manuscrites de Qumrân[/url].Raha fintinina izany dia tao no nahitana ny arsiva ny Baibol... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 24/06/2013 13:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299