Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsiambaratelo, milahatra araka ny daty
tsiambaratelo
(
11/12/2007 21:29)
HATSIKANA TSY AZO VAKIANA ALOHAN\'NY SAKAFO Ô
Tantarana boka izy ity!Voan\'ny tuberculose le ra-namana, dia nasian\'ny dokotera nampiasa kapoka handrehofana.Efa misy manolo foana le kapoka refa feno satria ilain\'ny dokotera ,hijerena raha misy f...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 20/01/2008 14:42
tsiambaratelo
(
10/12/2007 21:33)
TANTARANA-ELEPHANT SY TOTOZY KELY IZY \'TY É
Nisy nandoro ny tanety zay feno hatsoro maina,nohon\'ny afo be niredareda sy nihitatra hatrany,dia nandositra nitsoaka daholo ny biby rehetra.Nohon\'ny hatsara-panahin\'ity elephant dia nohentiny tao ...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 12/12/2007 04:47
tsiambaratelo
(
08/12/2007 21:46)
FANTARO IHANY NY TENA VARAVARANA É
Tantarana bandy mpisotro toaka izy ity.Nampireven\'ny namany hay tratra alina ra-namana, @zay tena efa midola saika tsy tonga tany an-trano.Nandona de novohaindra-matoa,nanala akanjo de hande hatory.Ã...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 08/02/2008 04:50
tsiambaratelo
(
02/12/2007 13:48)
NY ZANAKA SY NY RAY AMAN-DRENY
Ianareo zanaka,mpanaraka ny Tompo ianareo ka
maneke ny ray aman-dreninareo,fa rariny izany.
" hajao ny ray sy ny reninao";izany no didy voalohany miampy fampanantenana,dia ny hoe:"mba hahita...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:13
tsiambaratelo
(
18/11/2007 20:31)
\"FANALAN-JAZA\"
Maro ny antony mahatonga ny tanora hiroso amin\'ny fanalan-jaza,tahotra ny Ray aman-dreny,fitsoahana na fandrahonan\'ilay napitoe-jaza,faharerahana ara-batana,na fahabetsahan\'ny zaza eo an-tanana.Moa...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 19:20
tsiambaratelo
(
16/11/2007 15:13)
MOMBA NY FANANAN-JANAKA
Zavatra iray manitikitika ny saina,indrindra hoan\'ny tovovavy.Raha efa taraiky ara-taona vao manam-bady mety hisy fiatraikany amin\'ny fiterahana ve le taona.Ohatra hoe efa 30taona mahery izy vao mit...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 10/06/2008 15:32
tsiambaratelo
(
11/11/2007 13:01)
ZA TENA MILA FANAPINA KELY E
Za zany de tena vaovao be ato @site,
avy eto LIBAN zany za,tsy mbola misy
fantatro ny eto.Somary hafahafa ihany ny tena
satria avy aty LIBAN(l)(l):lol::lol:...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/12/2007 12:22
