Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravakamalala, milahatra araka ny daty
ravakamalala ( 24/09/2006 21:25)
fifehezan tena!
efa betsaka izao ny firenena eropeana (tsy mbola ao anatiny i Frants) no, rehefa mitady mpiasa (na employé) dia mampiditra ny "critere" hoe : olona tsy mifoka sigara, nefa resaka mpiasa birao tsotra ... tohiny
ravakamalala ( 21/09/2006 15:17)
"grammaire" malagasy
sendra tadidiko tampoka ny reaka enti milaza sy ny lazaina, fa inona moa ny filazana ny "sujet" amin ny teny gasy? azafady... tohiny
novalian'i belaza ny 18/10/2006 12:12
ravakamalala ( 18/08/2006 09:17)
nahoana kay?
amin ny teny frantsay , maninona no "tutoyer-na" Andriamanitra rehfa manao Rainay izay any andanitra, nefa i Masina Maria "vouvouyer-na" amin ny "Je vous salue Marie"? :?:... tohiny
novalian'i prime ny 31/08/2006 13:41
ravakamalala ( 06/07/2006 08:15)
bis e! bis e!...aleo ndray haverina ty resaka ty!
Tantaraiko zavatra nareo, sady nihomehy aho no nisendaotra!! Nisy olona hono taty frantsa, nametraka auto collant tam pare brise aoriana hoe "t'approches pas trop, suis pas PD." (teo aho le nihomehy)... tohiny
novalian'i MTN ny 10/07/2006 13:27
ravakamalala ( 13/06/2006 09:33)
tandimerina
Tena tsy haiko mihitsy izay mahazo ahy ity fa tena manao tandimerina be foana aho isan andro. Na mafana na mangatsiaka, na mihinan kanina na tsy mihinan kanina. Dia misy "bouton foana mivoaka amin ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:11
ravakamalala ( 12/06/2006 16:18)
tovo j'hay
fa naninona ry reto i tovoj'hay no lasa ohatran ny mibinabina be ohatran io? lasa ratsy tarehy be mihitsy nefa talou izy tena nahafatifaty be mits http://www.malagasy-people.net/photos.php anie e! ... tohiny
ravakamalala ( 12/06/2006 16:05)
SALADY
manomboka ny hafanana aty frantsa. rehefa mafana ohatran izao ny andro dia malaina ny hahandro sakafo satria na dia ilay mijanona ao andakozia aza dia manompotra, ny mampirehitra four moa dia fadiana,... tohiny
novalian'i cutie ny 25/08/2006 21:16
ravakamalala ( 12/06/2006 15:36)
hofantrano any Antsirabe?
saika mba hanontany an izay mahalala aho hoe ohatrinona eo ho eo izao ny hofan ny trano any antsirabe raha toa ka : - trano mitokana mifefy - misy rihana 1 - efitra fatoriana 3 sy efitra fandraisam... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2006 19:57
ravakamalala ( 23/05/2006 12:08)
vehivavy "blonde"
nisy vehivavy blonde 3 nifanena tamina "génie" iray. hoy ilay génie : afaka manao voeux tsirairay avy ianareo fa tanterahiko. Ny an lé voalohany : -te ho lava volo be aho, lava orona kokoa, fisa... tohiny
novalian'i Tokinao ny 23/06/2006 08:03
ravakamalala ( 30/04/2006 16:46)
hafatra
Rehefa mandray hafarta aho dia misoratra menamena be ery ambony am ankavia hoe hafatra vaovao, mamaky ilay hafatra aho, mamaly (raha ohatra ka...) na mamafa (raha ohatra ka...) dia avy eo aho miverin... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/05/2006 04:19
ravakamalala ( 18/03/2006 17:50)
"kyste eo am andrina"
sao mba mahafantatra ny momba io ianareo? misy zazakely izao herintaona mahery izy izao, misy kyste ny andriny, indraindray mivonto be mihitsy fa indraindray ohatran ny paozina mony be ireny fotsiny. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:44
ravakamalala ( 02/03/2006 11:55)
NY LEHILAHY SY NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA
Rehefa nandinika aho dia mahita fa amin ny ankapobeny ny lhl dia matahotra mandray andraikitra. Hany ka tsy sahy manapa-kevitra, tsy sahy misafidy fa miandry fotsiny eny, na manara-drenirano. Ny vehiv... tohiny
novalian'i Ragadona ny 07/05/2006 05:57
ravakamalala ( 17/12/2005 21:59)
fer a lisser
o ry reto a! nareo ve efa nisy nampiasa an ireny? ohatran ny toa hoe manimba volo be izy ireny rehefa ela ny ela. ny voloko mantsy matevina be dia mibontsina foana, ka mitady fika aho hanafisahana ... tohiny
novalian'i nenipita ny 06/06/2006 09:55
ravakamalala ( 05/12/2005 00:25)
Ho an i Rinakely1 :-*
Les hommes sont comme... le café. Les meilleurs sont riches, chauds et peuvent te tenir éveillés toute la nuit. Les hommes sont comme... le chocolat. On a du mal à résister, mais on es... tohiny
novalian'i fijo ny 24/12/2005 00:03
ravakamalala ( 01/12/2005 14:25)
Voka-tsoa ny fanjanahantany!!
Nisy lalana nivoaka tamin ny février 2005 taty frantsa hoe ampianarina ny ankizy any ampianarana ny "bienfaits de la colonisation". Raha ny hevitry ny depioté zany dia hoe tsy vokadratsy fotsiny no ... tohiny
ravakamalala ( 05/10/2005 15:40)
Fanekempinoana
Ny fanekempinoana katolika , symbole des apôtres, misy hoe : "...je crois au Saint Esprit, je crois à la sainte église catholique...". Dia ahoana izany rehefa mandeha ny protestant mivavaka any ... tohiny
novalian'i Elino ny 17/05/2018 13:03
ravakamalala ( 27/09/2005 13:38)
Vergeture
Mba toroy hevitra an izay mahalala hoe inn no tena efficace?... tohiny
novalian'i xxx ny 05/12/2005 12:58
ravakamalala ( 31/08/2005 11:20)
Je t'aime, moi non plus!!!
Misy miteny hoe ny fitiavana ohatran ny voninkazo ka rehefa tiana hamony sy hamelana ary hateza dia mila tondratondrahana matetika sy asiana zezika sy karakaraina. Nefa koa misy miteny hoe ny fitiava... tohiny
novalian'i IDEALY ny 05/09/2005 03:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1341