Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ludo, milahatra araka ny daty
ludo ( 14/08/2004 21:26)
Soa ny manandroa
Fa inona ny antony mahatonga ny leh manambady no mbola manao vady kely any ivelany????... tohiny
novalian'i mimich ny 13/12/2004 15:42
ludo ( 14/08/2004 20:55)
Ny mpivarotra sy ny mpividy!!!!
Efa mba nahatsikaritra v nareo we ra manao meti2 ianao miditra fivarotana 1 d mandray anao tsara sy mampiresaka lay mpivarotra fa ra antonontonony kosa ny fitafinao d odiany tsy hita ianao ,fa ... tohiny
novalian'i ramaso ny 17/08/2004 20:30
ludo ( 13/08/2004 21:45)
4x4 député
Tsara v raha eo @ entimanana amintsika no anomezana 4x4 ny député isaky ny voafidy? satria efa misy manana 4 zao ny sasany ! vahao ny olana inona ny hevitrao??... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 21:52
ludo ( 06/08/2004 06:42)
Ny arts martiaux sy ny misteriny!!
Azafady tsy we mitsikera ny mpakafy ny sy ny tariny fa resaka no atao eto MARINA VE FA NY MPANAO ARTS MARTIAUX SASANY MIVAVAKA @ SAMPY???... tohiny
novalian'i ZAPRO ny 14/01/2017 14:09
ludo ( 05/08/2004 19:09)
Fiantsenan'ny mpivady!!!
Fa maninona ny leh sasany tsy tia miara- miantsena @ vadiny???... tohiny
novalian'i pitchou ny 16/12/2004 06:09
ludo ( 04/08/2004 18:51)
fa inona ny antony???
Tsy mbola nahatsapa v nareo rehefa modyirery @alina avy mijery sarimihetsika mampitahotra iny na ravi kazo latsak'aza mampioro-koditra,hany ka raha vao mivoka ny salle d manontany ny namany we aiza el... tohiny
novalian'i ramaso ny 07/09/2004 02:49
ludo ( 04/08/2004 16:49)
Affaires Kotity
Mety aminao ve ny mbola higadran'iKotity?? Satria t@ andron'iZafy(president) no nogadrainy noho io totrany io d tafaverina lay raikalahy iry (deba) d navotsony d zao ndray migadra d iza ndray no amo... tohiny
novalian'i totty ny 20/12/2004 22:58
ludo ( 02/08/2004 05:38)
raha ianao marina no izy???
Mitady veh mba ho ravaky ny tokantranoko, tsy dia sarotiny loatra aho @ zvdrehetra fa ny fitondran-tenanao no hitsara azy ,za tsy mifoka tsy misotro tsy mijangajanga ary aoka ho otr'izany koa nao z... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2004 19:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086