Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i halloween, milahatra araka ny daty
halloween ( 26/06/2009 03:53)
arabaina onjakeli fa d tanteraka somantsara mali ny ...
d ankafaliana moa zany no iarabana an'i onjakeli fa d tanteraka somantsara ny faniriny ka d nahita oul fohifohy mitovy aminy izy mali ka d atao atoato ny raharahandry zareo, petsa ndray i onjakeli lé... tohiny
halloween ( 26/06/2009 03:06)
fiarabana ofisialy nifanarahanay sy ny mpandrindra ...
nifanaraka zah sy ny mpandrindra TIM fa d ataonay @ fomba ofisialy miaraka eto ny fiarabana antsika retra tratrin'ny asaramanitra k d mirary fety sambatra hoantsika rehetra zany é! Manao sonia tsy az... tohiny
halloween ( 22/06/2009 17:43)
da fety be da fety be ny ao @ tanana fa tsy tafa fampediana.
d fety be ndray zany é, faly be daolo ny Malagasy fa masabary mainty kitoza satria sady fetimpirenena no vitaketsa ihany koa lé8 sy ny mpanompony ka d raikitra ny fety ééééééééééééééé... tohiny
halloween ( 22/06/2009 10:11)
tompo baolina tezitra refa resy d tsy avela milalao ny .....
nareo ve tsy mahatsiaro fa t@ mbola boykely isika d milalao bol eo an-tokontany be, d ilay tompo bol no misafidy zay tiany hilalao miaraka aminy, d mbola miverina zany refa lehibe isika, d jereo ity a... tohiny
halloween ( 21/06/2009 09:33)
misy mangalatra ny sainampirenena @ alina é!!!
Mampalahelo ny ataon'ny mpiondana fa angalariny ny sainan'oul mitsangana @ alina fa aza tratranay alou fa d ataonay petsa é!hahahahahaha....... tohiny
halloween ( 18/06/2009 13:41)
petsa ndray lé8 sy ny taranany fa nialan'ny USA hahahaha...
Madagascar’s Political Crisis Department of State Washington, DC June 17, 2009 The United States regrets the suspension of the African Union- and United Nations-led mediation process in Madag... tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2009 18:31
halloween ( 18/06/2009 08:06)
mahaiza mionona ry mpinounou fa lany ny rounounou ha ha ha..
[b]La loi interdit le recrutement de mercenaires[/b] Face aux différentes rumeurs sur l’arrivée de mercenaires sur le territoire national, le juriste constitutionnaliste, Jean-Eric Rakotoari... tohiny
novalian'i halloween ny 18/06/2009 15:53
halloween ( 16/06/2009 03:43)
fikasana hanaovana genosida
mivazavaza ny very seza fa matahotra ny fiverenan'i lé8 ny TGV, ny tsy takatry ny lohan'ny mpiondana anefa d ny resaka mandeha any ambony any na d efa nolazain'i Ndafy ihany aza fa misy fikasana hand... tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2009 17:41
halloween ( 13/06/2009 04:12)
Efa tsy afaka any am fitondrana ny tim d
Aza sakantsakanana izahay raHery fa avelao hiainga. ... tohiny
novalian'i essera ny 15/06/2009 08:29
halloween ( 12/06/2009 12:54)
Tena resy lahatra aho fa tena tsy ho avy i Dada
Zany raha nisy resaka tao am dinika teny am Carlton intsony ny momba an'i Dada. Miova fijery am zay reto a, akoho maniry nify no andrasantsika rah izao no fandehany.... tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2009 05:03
halloween ( 09/06/2009 20:34)
Rahery a!velona ao ndray ravalotgv fa vonoy haingana tao !
mody niova kely tgvravalo lery !!! hanohy ny asa ratsiny ato ndray leio fa mailo ihany rahery a... tohiny
novalian'i general ny 10/06/2009 08:41
halloween ( 08/06/2009 12:22)
ZANY IZY REF MANOMBOKA MIHETSIKA RY PENGUIN A
Ny fametrahana ny Lehiben’ny Faritra Amoron’Imania no natrehin’ny Filohan’ny HAT Andry Rajoelina ny fametrahana azy tamin’ny fomba ofisialy. Nohamafisin’ny Filohan’ny HAT ary mbola namp... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 04:50
halloween ( 03/06/2009 09:08)
Midina be ny raison politika eto ra tsis demokrasia eto
Raha samy hano TIM daholo hianareo mianakavy de hianareo irery zany no hifandrotsirotsy eto ?? tsaratsra raha averinao le dinika natsangan'i andrywui ry hery fa lasa manamaivana le demokrasia eto ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2009 20:47
halloween ( 31/05/2009 10:12)
J-8 anio hoy andrywui !!
mazava zany letsy !!!... tohiny
halloween ( 30/05/2009 09:02)
efa madiva sy amoron'ny hirava tsy ho ela ny antoko TIM !
hamoaka didimpanjakna handrva ny antoko tim ny HAT ato ho ato fa be loatra ny fandikandalàna ataony araka ny fanapahakevitry ny ministra omaly hariva ! ho nofy sisa zany ry noue zany tim zany fa de m... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 17:45
halloween ( 26/05/2009 13:29)
Hamono sy handripak n Malagasy ny COMMANDOan'i Ravalomanana
--fa ity fampaherezana kely ho anareo TIM e!! efa nahavory mercenaires 500lahy matanjaka hono ny dadanareo hamotika an'i Gasikara !! -raha ny filazany de ho potehany eto daholo isika na TIM na TGV ... tohiny
halloween ( 25/05/2009 13:27)
nihataka am fifampidinihan i deba sy ravalo,disqualifié zan
Rehaf mihataka de mihatak e! donk diskal tanterak zan ry lerony ! vita ny aminy ! ny toro hevitra ho anareo TIM de izao : aza maty ankazo tokana amze olona tsy hipody tsony hianareo fa mitadiava solo... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 09:28
halloween ( 20/05/2009 09:55)
Vohay ny trano ry zanak'idada fa tonga vahiny isika a
Aza malaim-bahiny re ry zanak'i dada fa ny vahiny tsy hitoetra a! vohay ny trano de aleo hiroso ny olona e !! aleo mba haka hafanana kely ao atrano ny olona fa mba mahalalà fomba e !! nareo efa mba n... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:33
halloween ( 17/05/2009 18:44)
Ramosé Hery! 21jours sisa ndrematoa,ka mbola ao ianao an ??
Mbola ao tsar ve ianao andriamatoa hery fa akaikikaiky ihany ty lay fotoantsika !! ka asa na efa niresaka nivantana taminao ihany i Oay na ahoana fa milaza [b]mbola hiresaka io zavatra io face à face... tohiny
novalian'i accolade ny 18/05/2009 09:29
halloween ( 01/05/2009 08:08)
Mody ts nosakana le nivory ten amin magro def nihevitr fa ok
Ny ten mampime amin TIM anie de le fieboeboan rehef mba misy zavatr tafita iray e ! ohatra fotsiny zao tam le tsy nosakanan le namory olona teny am magro teny iny , nef efa nalef ny teny sy ny didimpa... tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0254