Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i gasyjean, milahatra araka ny daty
gasyjean ( 30/04/2009 20:54)
hiala
Ahoana kay ny fomba hialana tsy ho namana intsony ato amin'ny serasera.org fa tena simba ilay site web.tsy atokisana intsony.... tohiny
novalian'i tess ny 01/05/2009 10:24
gasyjean ( 30/04/2009 18:51)
simba ny dinika
Efa mba ela no nisiako teto @ tranokala iray ity(namana serasera) na resaka dinika izany na aiza? nefa izao dia hitako ary hialako tsiny amin'ny ny Hery sy ny mpitantana hafa,fa lasa tsy misy hilana a... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 31/10/2009 08:42
gasyjean ( 09/02/2009 13:28)
Fitaka
Samy mania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza Fasana misokatra ny tendany; Ny [u]lelany[/u] no anaovany fitaka; Ny poizin'... tohiny
gasyjean ( 27/01/2009 13:37)
mpamono olona
Miala any indray koa ny deba faharoa.Raha mivaha eo ny olana mila tsy exilena intsony no sahazan'ny olona tahaka itony fa tonga dia dorana velona(TGV)... tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/01/2009 20:15
gasyjean ( 17/01/2009 17:36)
namana
Manahoana daholo hita izao fa mitombo isan'andro ny namana eto @ serasera.org, sao dia mba misy avy eny Ambohitrimanjaka ianareo ireto? mba te hahafantatra fostsiny.... tohiny
gasyjean ( 17/01/2009 15:12)
Olana foana?
Fa inona marina izao mitranga ao Madagasikara ao izao ee? isaky ny manakaiky ve ny footona hifidianana mpitondra vaovao dia misy foana ny olana sy ny fikorontanana?, sao dia tokony handefasa miarami... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 09:57
gasyjean ( 05/01/2009 13:16)
Tratrin'... daholo eee!
Dia samy tratry ny taona daholo indray ary hono ,io no andian-teny reha matetika rehefa mifarana toy izao ny taona, dia ny valiny mety ho azo moa avy eo dia ny hoe" samy tratry ny ho avy" satria ny ha... tohiny
novalian'i xxx ny 06/01/2009 16:33
gasyjean ( 27/12/2008 18:59)
Misafidiana aminay roalahy Jehova sa Izaho?
Izao no fandehany,ity sipa iray niaraka tamiko ary tia hay hatramizay izany dia vetivety teo dia tsy tia ahy intsony satria nijanona tsy nankany am-piangonana aho,ka saika mba hanontany aho hoe norme ... tohiny
gasyjean ( 16/11/2008 16:10)
Faim sa fin du monde?
Mba maha-lasa saina ihany ity zava-mitranga amin'izao fotoana izao ity, miseho ny echauffement global, tonga koa ny crise economique mondial, miha-mihena ny haren'irteo firenena milaza ho ngeza sy mat... tohiny
novalian'i gasyjean ny 17/11/2008 13:32
gasyjean ( 11/10/2008 12:17)
sambos!!!
Manahona daholo sao dia mba misy afako manoro ny fanmboarana patena Nem na Sambos rangah fa dia mba te hihinana aa nikaroka ihany fa tsy nahita ee. misaotra... tohiny
novalian'i rurik ny 20/12/2008 17:59
gasyjean ( 29/09/2008 19:37)
Mahavelom-bolo
Raha mba mijery na mamaky ireo gazety avy any Madagasikara ny tena dia otran'ny mba velom-bolo ihany raha ny vaovao miseho ao no jerena mikasika ny economie malagasy fa toa mba hoe misondrotra kely ... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 03/12/2008 03:21
gasyjean ( 10/09/2008 17:25)
Petrole
Mba hono aho ry zareo,saika mba hanontany aho hoe; mba nanahoana ihany ny fandehan'ilay petrole ao Tsiminoro moa sa aiza izy izay? Toa tsy hita soritra eo amin'ny fiainana an-davan'andro akory na ami... tohiny
gasyjean ( 08/07/2006 08:47)
mitady tononkira
sao dia mba misy manana ny tononkiran'(JESOSY MPANAFAKA)antsan' i krsty azafady , raha mba misy dia mba ampetraho ato azafady na alefaso @ misaotra.... tohiny
novalian'i Aino ny 09/07/2006 18:06
gasyjean ( 04/02/2006 16:54)
fomba fanisana Beloty
Manahona daholo! sao dia mba misy afaka manoro ahy ny fomba fanisana(touteA sy sansA )kay fa tena tsy tadidiko intsony,raha mba misy mahay azafady dia mba alefaso amin'ity adiresy ity misaotra dia ny... tohiny
novalian'i booboo ny 03/04/2006 13:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151