Liste des messages
Liste des messages, inserés par colar, par ordre de date
colar
(
25/11/2006 10:41)
mangataka la gazette dgi
mba mangataka ny ol any dago zay mba afaka mampiditra ny dgi ato fa tsy mande mintsy ny site njareo e,isan andro mintsy ra mety e,politika farafaratsiny,misatra mialoha fa manana namana e...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 17:54
colar
(
22/11/2006 00:20)
la gazette
ra mba misy afaka mampiditra ato ny article politika am la gazette fa to lasa mila manao abonaka hono v vo mahazo mijery ny tohiny v nama,tsss,d misotra mialoha e,io zoky ravato mba ampidiro a,ataovy ...
suite
répondu par prime le 24/11/2006 12:16
colar
(
17/11/2006 23:45)
ra tsy maintsy hifidy
inn no vis tinareo vevavy koko am reto,samia we mba milaza zay heviny azafady ndrindra,LEHILAHY
mamono vady sa
b sipa sa
mpiloka sa
mamo lava sa
mpandainga sa
mafy ady sa
kaihitra sa
mpidaina ...
suite
répondu par ikaretsaka le 27/11/2006 20:50
colar
(
15/11/2006 20:00)
fitiavana,hifankahalalana,offre
misy trano 50m miala ny ranomasina, terasse privee,any ostia,30mn miala train rome,20eu par j,misy tele,misy lakozy,akaiky todis,fa milay b zany ho anzay t hanao noce kely aty am tanana ,otran tom cru...
suite
répondu par pimaso le 28/11/2006 14:44
colar
(
03/11/2006 20:37)
mbola inty aho
antson fo ty ra ol a,ary efa ho lava,
antso1,hoanao zay mamaly de miomana fa ho avy any aminao ny we zao sy zao iny,antso2:tandremo fa tsy lavittra anao ny hanimba ny fahasambaranao,antso3:
mety ho ...
suite
répondu par Fiffi le 20/11/2006 06:49
colar
(
30/09/2006 21:16)
inn marina ary
ny antson fo v mitady vady sa sipa sa namana sa revy sa .......
ny ana alo a,mitady hmmmmmmmmmm,tsy haiko ny milaza azy,mitady fotsiny,inn nefa,kilalao v,revy v,sa tena matotra b,sssssssssss,...
suite
répondu par Fiffi le 08/11/2006 16:47
colar
(
26/09/2006 21:35)
reveillon rome 2006
misy fety milay b eto roma refa faran taona, entanina ho tonga zay maniry ho avy,betsaka ny fanampina azo atao,maro ko ny akama eto,efa hita ny lesoka, hiezaka hanao revy milay tsara,atao zay tsy hial...
suite
répondu par colar le 19/10/2006 20:58
colar
(
11/08/2006 18:33)
rome tsikera sy sosokevitra
otran we vinonkazo daol no natolotra ,misaotra anareo rehetra ,fa mba teneno eto daol njay kosa zay mba indro kely sy zay mba sosokevitra avy aminareo hanatsarana ny ho avy,misotraooooooooooooooooo...
suite
répondu par fijo le 22/08/2006 20:29
colar
(
18/05/2006 07:53)
aza adino o,
aza adino o,ny voady nifanaovana a
cheri ,nga tsy we kilalao izy ty.,
fa malahelo an lay trano ary mintsy alo za we tsy mba nandraisana ol e,hatram le 8 de misy trano gratis aty italie,na antson fo...
suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 04:40
colar
(
11/05/2006 08:46)
antso miseho masoandro be
fa le antson fo ve mety we ho matotra sa sangisangy,de le izy ve tsy maintsy we misy misompatra fona refa mitady ho raikitra,fa ty alo de antso lava mandra pahitako an lay tena izy e,de refa itako le...
suite
répondu par Fiffi le 18/05/2006 17:56
colar
(
26/04/2006 08:10)
fanomezana
misy trano gratuit ho an zay ho aty italie hanao vac,zay tonga avant fin mai ihany an...
suite
répondu par sasa le 28/04/2006 04:31
colar
(
26/04/2006 08:05)
fitiavana
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o....
suite
répondu par kozboobak le 16/07/2006 04:48
colar
(
23/02/2006 11:26)
mitady akama
mba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih...
suite
répondu par njakal le 15/05/2006 12:07
colar
(
09/01/2006 10:44)
fanampina
zay te hanao vacance eto italie de gratuit ny guide,de ny trano ko ra vonona hanao ladina antany e,de miandry antsika rehetra ary o...
suite
répondu par jennifer2 le 22/01/2006 17:40
