Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bosista, milahatra araka ny daty
bosista
(
31/08/2007 11:47)
afaka manantona voyant(e) ve ny mpino kristianina?
manaona daoly,
mba saika manontany zah we: amintsika kristianina ,ahoana ny resaka voyance,voyant(e) ireny?mba afaka manantona azy ireny ve ny mpino kristianina sa tsia?tsy raran'ny finoana sy fiango...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/09/2007 14:51
bosista
(
28/08/2007 18:24)
fa manin ary ny pretra sasany no...
tsy resaka fanaratsiana izy ity sao de avadikan'ny sasany zavatra hafa indray fa zavatra tena misy ary afaka mianiana zaho ny amin'ny fahamarinan'izany ,misy pretra misipa sipakely manja be,zah tsy h...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/09/2007 16:08
bosista
(
23/08/2007 09:20)
ny anjely sy ny firaisana ara-nofo???
manao ahoana daoly,
de mba manontany zah ho an'izay mahalala, indrindra ireo izay mino ny fisian'ny anjely:
misy filahiany sy fivaviany ve ny anjely? ary mba manao firaisana ve izy ireny sa ahoana? ...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 19:39
bosista
(
20/08/2007 14:44)
tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama fa toa lab
zavatra misy iainana andavanandro ilay izy fa tsy fantatra ny tena antony sy ny nahatongavany fa hoe otran'ny mahazatra angamba ny filaza azy de mba manontany aho satria manitikitika ny saiko ilay izy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 29/08/2007 05:25
bosista
(
17/08/2007 12:57)
nampandova fahotana antsika marina ve i adama sy eva??
araka ny fampianarana misy amin'ny fivavahana ankehitriny de we nandova fahotana tamin'i adama sy eva isika ,((fahotana tamin'ny fototra no filaza azy))ary ny nahatonga antsika ho faty hono dia nohon...
tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2007 12:01
bosista
(
19/07/2007 16:47)
Aza mitsara fa mbola ho tsaraina!!!
manaona daoly,
malaza be manko io teny io eto,we aza mitsaratsara...aza mitsara fa mbola ho tsaraina..ka
azafady indrindra raha toa ka mametraka ity fanontaniana ity aho hoe inn marina moa no tian'n...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 23/07/2007 06:30
bosista
(
15/07/2007 17:30)
fitiavana ve no lohalaharana sa ny fivavahana
manaona daoly!
afaka mivady ve ny olona anakiroa samy hafa finoana ary samy mafana fo? ny ray katolika ny iray jesosy mamonjy oh, ary raha mifankatia be nefa samy mitazona ny azy, azo atao ve ny man...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 01/08/2007 05:29
bosista
(
07/07/2007 17:44)
KONFESY
Manaona daoly,
tsy haiko na efa nisy niresaka ity resaka ity na tsia fa sendra nanitikitika ny saiko lay izy de tsy hitako koa we aiza no hitadiavako azy ato, dia miala tsiny, izao lay izy:ny fampian...
tohiny
novalian'i booboo ny 04/08/2007 15:22
bosista
(
30/10/2006 16:40)
mitady tononkira!
manao ahoana daoly!
mba mitady tononkiran ny asco music ilay mitondra titre we tsy himpoly raha mba misy mahafantatra o!
de misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/10/2006 17:15
