Liste des messages

Liste des messages, inserés par Rabaradaka, par ordre de date
rabaradaka ( 04/08/2016 11:52)
Tsy mila mpanao politika i Soamahamanina
Miangavy anareo mpanao politika mpiady seza sy mpiatsara velatsihy tsy hiditra na hitsabaka amin'ny raharahan'ny Soamahamanina. Azafady indrindra tompoko, aleo ianareo tsy miresaka ny momba ny olana m... suite
répondu par angouz le 23/09/2016 17:38
rabaradaka ( 04/08/2016 11:47)
Mba tena tsy rariny intsony kosa e
Mba tsy rariny intsony kosa e : sipana ministra dia hasiana gyrophare toa ireny PM ireny nefa dia maika hamonjy an'ingahy ministra sipany dia hanao firaisana sy hilalao vody fotsiny. Mba tsy rariny ko... suite
répondu par thyna le 04/08/2016 13:09
rabaradaka ( 12/07/2016 11:14)
Ny hadalan'ireo Ministry ny Fampianarana
Tsy mahay teny vazaha loatra aho fa mba hitako dia zaraiko : Indépendamment de votre degré de compétence dans chaque matière, voici tout ce qu’on ne vous dit pas assez sur les oraux. 22 trucs et... suite
rabaradaka ( 11/07/2016 09:30)
Aza mitsangana ry Malagasy ! Mila olom-baovao isika
MITSANGANA RY MALAGASY Hoy aho indray hoe AZA MITSANGANA RY MALAGASY raha ireo jiolahy politika ireo no hitarika ny hetsika. Iza no tsy nahalala ny halatra tany an-tapitrisany hectare nataon'izay Hajo... suite
répondu par romi16 le 28/08/2016 18:50
rabaradaka ( 07/07/2016 10:21)
Taratasy misokatra ho an'Atoa KOLO Roger, sénateur de Madagascar
Andriamatoa KOLO Roger, Nandritra ny fotoana naha-Praiministre sy Lehiben'ny Governemanta anao no sady Minisitry ny Fahasalamana dia nilaza ianao fa homena fitaovana fitiliana (mammographie, radiograp... suite
répondu par romi16 le 28/08/2016 18:54
rabaradaka ( 29/06/2016 08:24)
Ny fitondrana HVM no tao ambadiky ny grenade teny Mahamasina
Ny 20 jona dia nisy manam-boninahitra Jeneraly namana niteny hoe misy grenade betsaka miparitaka eto Tanà ary ezahana haparitaka any amin'ny Faritra ihany koa. Ny tanjona dia hanosoram-potaka ny mpan... suite
répondu par rabaradaka le 11/07/2016 09:16
rabaradaka ( 26/05/2016 13:43)
Mitaky ny Filoha Rajaonarimampianina hiala am-pahamendrehana
http://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/5767-hery-rajaonarimampianina-le-jet-falcon-900ex-t7-z0r-lui-appartient-reellement.html Efa mibaribary ny adalana ataony ary manazi... suite
répondu par theomanja le 02/06/2016 05:11
rabaradaka ( 26/05/2016 12:42)
Misy farany ny zava-drehetra
manoloana ny kolikoly diso tafahoatra, ny tsy fahaiza-mitantana, ny tery setra atao amin'ny vahoaka, ny fanenjehana mpanao gazety, ny tsy fandriam-pahalemana sy ny sisa dia tsy maintsy hisy gouverneme... suite
répondu par theomanja le 02/06/2016 05:17
rabaradaka ( 23/05/2016 06:56)
tena fitondrana vendrana sy tsy misy ilana azy
Mpiasam-panjakana iray mandefa ny karamany any amin'ny Banky no milaza fa tsy manome ilay avis de crédit intsony ny fanjakana fa tsy maintsy mandeha eny Ambanidia hono maka ilay izy. Tena Fitondrana... suite
répondu par theomanja le 25/05/2016 14:46
rabaradaka ( 17/05/2016 06:59)
Dia ho izao ve sisa ?
Dia sanatria ho izao tokoa ve sisa no hiafaran'ity vehivavy tsara tarehy nahababo ny fon'ny lehilahy mpanam-bola rehetra na vazaha na gasy ? Lasa rangon'antitra ! Sary nindramina tamin'ny fihaonan'ny ... suite
répondu par theomanja le 24/05/2016 13:46
rabaradaka ( 17/05/2016 06:34)
Bado daholo ve ny ao Tsimbazaza ao e ?
Védétisme sa inona loatra ity ataon'ny député Nicolas fa dia ny TVM sy ny RNM mihitsy no manao déplacement rehefa ho any ivelany io député io. Fa angaha tsy misy olona manam-pahaizana ao Tsimba... suite
rabaradaka ( 14/05/2016 06:48)
Hanova sa hanandrakandrana ny MEPATE vaovao ?
Filan-kevitry ny minitrea ny 13 may 2016. Tsapa tao amin'ny MINISTERE AUPRES DE LA PRESIDENCE EN CHARGE DES PROJETS PRESIDENTIELS, DE L’AMENAGEMENT DU TERRITOIRE ET DE L’EQUIPEMENT fa ABROGES daho... suite
rabaradaka ( 13/05/2016 07:26)
Tsy voafehy ny mpiasa sa ny Ministra Narison M2PATE no bado sy tsy alehany
Ilay lahatsoratra ZONE ECONOMIQUE SPECIALE : UN AUTRE PLAGIAT FAIT PAR LE REGIME ACTUEL (Voir Midi Madagascar du 10 mai 2016, page 9) dia mampiseho fa na tsy voafehin'ingahy Ministra Rafidimanana Nari... suite
rabaradaka ( 03/05/2016 11:22)
Ny tsy ampy taona no tena mijery ilay fandaharana Sex ao amin'ny télévision iray
tsara be ilay fandaharana SEX ao amin'ny télévision iray ao Antananarivo ao saingy lasa ny ankizy hono no tena be mpankafy azy (ny tsy ampy taona io). Miangavy ny tompon'andraikitra mba arindrao tsa... suite
rabaradaka ( 03/05/2016 11:18)
PND sy PMO, lasa kilalaon-teny iomehezana sisa
Misy izany hoe Paikady Natao Dinasa (PND) sy ilay Paritra Malagasy zary Ohabolana (PMO) izay toa kilalaon-teny natao iomehezana fa tena hoe tsisy dikany mihitsy. Tsisy rafitra mijoro hitantana na hame... suite
répondu par rabaradaka le 17/05/2016 06:43
rabaradaka ( 02/05/2016 09:13)
Izao vao sahy milaza aho hoe tokony hiala ny Filoha Rajaonarimampianina
Nandritra izay fepotoana ela izay dia niezaka nilaza izay tsy mety sy manome sosokevitra aho, fa androany dia sahiko ny milaza hoe TOKONY HIALA NY FILOHA RAJAONARIMAMPIANINA... suite
rabaradaka ( 02/05/2016 09:04)
Miady ny tale jeneraly ao amin'ny MEPATE, ady seza e !
Miady sy mifamely an-toerana ny mpiara-miasa amin'ny Ministre Rafidimanana Narison nandritra ny fampahafantarana ilay PNDIE tao amin'ny Hotely Colbert Antaninarenina. Raha ny tokony ho izy, hoy ireo m... suite
rabaradaka ( 02/05/2016 06:16)
Asan'ny maizina no fototry ny loza teny Mahitsy
Torotoro ny fo, valaka ny saina, mirempirempy ny fanahy ny amin'ny nahafaty tampoka ireo zaza vokatry ny lozam-piarakodia teny Mahitsy. Ifonako aminareo mpamaky raha milaza izao aho na dia saika tsy h... suite
rabaradaka ( 30/04/2016 09:03)
Politika inona indray ity PNDIE ity e ? Efa tena lany resaka ve ny Mpitondra e
Politikam-pirenena ho fampiroboroboana ny fotodrafitrasa sy ny fampitaovana (na ilay Politique nationale du développement des infrastructures et de l'équipement : PNDIE). Fa dia izany ve leretsy no ... suite
répondu par rabaradaka le 02/05/2016 06:19
rabaradaka ( 30/04/2016 09:00)
Politika inona indray ity PNDIE ity e ? Efa tena lany resaka ve ny Mpitondra e
Politikam-pirenena ho fampiroboroboana ny fotodrafitrasa sy ny fampitaovana (na ilay Politique nationale du développement des infrastructures et de l'équipement : PNDIE). Fa dia izany ve leretsy no ... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0316