Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Kwasi, milahatra araka ny daty
Kwasi ( 10/10/2007 10:57)
Fahitana sy nofy
Misy maha samihafa azy ve ny Fahitana (vision) sy ny Nofy (reve, dream). Ao anaty baiboly manko dia indraindray avy @ fahitana no andraisan'ilay mpaminany ny hafatra, indraindray @ alalan'ny nofy. Ra... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 20:33
Kwasi ( 03/10/2007 17:26)
Fizahantany: Ambondrombe
Efa azo vangiana zany izao Ambondrombe, ho an'izay liana. Vaovao tao @ les-nouvelles.com tandroany io.... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 10:34
Kwasi ( 24/09/2007 17:17)
mamaky avy any @ farany
Inona kay izay mahafantatra ny iantsoana ny olona mamaky teny dia any @ farany no manomboka? Toa hoe aretina hono izy io, sao dia mba misy afaka manome informations. Tsy izany fa izaho manko tena za-d... tohiny
novalian'i arialy ny 10/10/2007 11:07
Kwasi ( 20/09/2007 16:28)
Tononkira: Raozy vao maraina
Inty ny tonon'ilay hira [b]Raozy vao maraina[/b] nangatahin'ny namana iray teto: Vao omaly aho nitaraina, nitomany Reraky ny adin-tsaina, lany hery Toy ny raozy maty masoandro, na lasa nalazo ... tohiny
novalian'i ikalamako ny 20/09/2007 21:26
Kwasi ( 19/09/2007 12:35)
ze masaky
I Belzika hatr@ 10 millions euros, [url]http://fr.news.yahoo.com/afp/20070917/tod-belgique-internet-encheres-insolite-7f81b96_1.html[/url] raha i Md/kara re dia mba nahatratra hoatrinona e?... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 19/09/2007 19:21
Kwasi ( 18/09/2007 09:24)
regroupement familial
Lasa ady hevitra indray ity test Adn ho @ lalana vaovaon'ny frantsay momba ny regroupement familial ity. Samy mahita ho tenenina daholo moa na ny mpomba na ny mpanohitra ilay izy. Fa ity nolazain-draz... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2007 13:07
Kwasi ( 17/09/2007 11:26)
ady lava
Dia tsy hifarana mihitsy ity ady ity fa dia i Iran indray zany zao no tandrohana, ny eo tsy voaravina. Izaho aloha tsy miraharaha izay ifanarahan-dry zareo fa ny mampanahy dia ny fisasasan'ity fiakar... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:26
Kwasi ( 17/09/2007 11:15)
fampitomboam-piterahana
Ny governoran'i Ulyanovsk any Rosia dia hanome fanomezana (fiara, tv...)ho an'ireo izay mpivady miteraka @ 12 jona 2008 (fetim-pirenena rosiana). Koa ny 12 septambra lasa teo dia natao andro tsy fiasa... tohiny
Kwasi ( 07/09/2007 01:39)
Dia ho lasa zava-mahadomelina koa ve?
Asa na mba efa nisy voan'ity fa dia loza ny nahazo ahy t@ ity indray mitoraka ity. Asa hoatr'izany ve no mahazo ireny olona tapaka sigara na tsy ampy kafe ireny na ahoana, fa ny ahy na ny tele, na ny ... tohiny
novalian'i mandy ny 08/09/2007 09:11
Kwasi ( 29/08/2007 17:31)
mpaminany sandoka
Ahoana no ilazana fa Mpaminany sandoka ny mpitory na mpitarika fivavahana iray, raha samy ao anatin'ny valaben'ny kristianisma? Mifampiampanga daholo manko ka tsy hay intsony hoe iza no izy na iza no... tohiny
novalian'i Kwasi ny 07/09/2007 02:07
Kwasi ( 28/08/2007 12:56)
Hatao tsaky hono!
Fa taitra be aho teo fa nisy basy nipoaka nifanandrify t@ varavarankely. Dia avy eo nisy feon'alika nikonaina. Tazako fa iny nisy bandy niaraka t@ machette, fa tonga dia nokapain'i lery in-3 tsotra iz... tohiny
Kwasi ( 27/08/2007 15:36)
sipa intelligente
Rehefa anontaniana ny bandy ny @ qualiten'ny sipa na vhv tiany dia ao foana ny hoe intelligente. Ka inn no tena dikan'izay? -Sipa be diploma ve? dia raha izay dia inn no dilpoma farafahakeliny tok... tohiny
novalian'i Kwasi ny 07/09/2007 01:44
Kwasi ( 22/08/2007 14:03)
alamo
Inona kay no solon'ny alamo ampiasainareo vhv any andafy? en supposant hoe mpampiasa alamo tany dago.... tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:58
Kwasi ( 17/08/2007 11:56)
Fa toa tsy hita ao anaty baiboly ny hoe Jesosy nanao...
... batisa ny mpianany e? Dia ho hadinon'izy 4 mirahalahy ve ny nanoratra izany raha nisy, eny fa na dia ohatra aza hoe batisa natao t@ mpianatra anankiray fotsiny aza? Sa iza no nanao baatisa a... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2007 21:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348