Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou , milahatra araka ny daty
bazylou
(
18/05/2010 20:12)
ririnina marina ny andro le
Raikitra daholo zao revin gadra rehetra izao. Maketsy tgv e , toa izao e handeha ho any harvard e.
Ny etsy indray d oe ny harvard tsy mila bado. Efa hitanareo ve oe mankaiza daholo zay promotion harv...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/05/2010 11:59
bazylou
(
17/05/2010 19:50)
ny gasy
Oa olona tsy reactionnaire fa olona soumis.
Apinan I tgv dia wawawa ihany ny azy. Ny vava anie tsy maharesy basy e.
Milaza izy fa nofa be TGV nefa jereo fa io ihany no tompoiny eo.
Naninona ary t...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2010 20:08
bazylou
(
14/05/2010 11:19)
ny hendry mody voky
Fa ny adala manesika ihany. Ary na efa any ivelan ny vala
Aza izy dia ny hiletra ihany no hainy.
Beuuurrrkk
Vao iny fotsiny aza nokozin I tgv dia miforitra ianareo mianakavy be wawa.
2 taona izy n...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 14/05/2010 22:43
bazylou
(
13/05/2010 16:35)
tena maty hozatra le
Olona anao am TGV leaza. Na niabana aza I lery tsy nisy sahy fa be wawa fotsiny.
Aiza re zany e. LoooooOooooooool
Ry vatmifototRa atsy mitantara angano fotsiny. BeurRrkk...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2010 19:34
bazylou
(
13/05/2010 11:15)
io ho aho efa vita
Mbola hisy zavatra ho mafy noho io ary. Hita be ry tim and co fa tsy amidin ny TGV mihitsy.
Asa mba fantany ve ny hiseho manaraka efa voamboatra ao?
Io raha vao misy an ilay soara milatsaka eo dia...
tohiny
novalian'i sylvain ny 13/05/2010 22:18
bazylou
(
13/05/2010 09:39)
ho ela velona i tgv
ioihanyno ady eo e...
tohiny
novalian'i pink ny 13/05/2010 13:00
bazylou
(
12/05/2010 07:51)
an ny tgv izaony laka
rehefa samy vendrana iray lavaka dia tgv ihany no ady eo eee...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 18:38
bazylou
(
08/05/2010 18:15)
aiza ihany le anao amin'ny tgv
sa efa maty hozatra ry be wawwawawa isany?? lany andro magro e, behoririka e, ambohijatovo e, tsy misy atao angaha ianareo??
vive tgv ary tgv ihany no ady eo.
makanesa any rsa daholo ze te hanom...
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/05/2010 19:14
bazylou
(
08/05/2010 17:35)
hafatra ho an'ny rehetra
ho an'ireo izay manenjika ahy eto , dia ho diso fanantenana izy aloha e,
fa tonga eto foana ny bandy e
vive tgv :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
bazylou
(
07/05/2010 15:17)
ary ino na no
Ipetrahan ireo andevo kelin le8 ao mdg fa tsy nanaraka azy any rsa ???
Naninona no tsy niondrana any rsa daholo ry 8ista fa tsy mety milay ho azy I mdg?
Tsy mazava,
Ra terrywii, any am ip ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 08/05/2010 17:45
bazylou
(
05/05/2010 04:38)
ny gasy anie
Olona kamo velona izay ihany ka ny hataka etsy sy eroa no ivelomany e.
De rehefa tsy omen ny vazaha vola kely tonga dia maty e.
Efa zadratsy loatra ka izao no nalehany.
Vive TGV...
tohiny
novalian'i bonazy ny 06/05/2010 09:14
bazylou
(
04/05/2010 05:24)
vita ny baolina eee
31 desambra. Heheheh
Janvier 2011 any vao hisy fifidianana raha hisy.
Tsy misy iraharahin I TGV an le pretoria 2, poto3,......
Merci TGV
VIVE TGV...
tohiny
novalian'i xxx3 ny 04/05/2010 07:40
bazylou
(
03/05/2010 04:36)
Merci TGV
Tonga dia lasa izao fa tsY misy intsony ze pretoria anie eeee.
Merci,Merci
Aleo vitaina irery fa ze reo alika antitra mpijapy train ireo ve no andrasana eo.
BEuuurrkk
Vive TGV...
tohiny
bazylou
(
01/05/2010 19:13)
na iza miteny eo na iza
Dia TGV ihany no ady eo.
Gasy maty hozatra daholo ny ambiny. Na ny rasila aza tsy sahy.
Merci TGV.
Wawa no betsaka, le magro tsy misy kilian e. Lool
Zany gasy miala frantsay izany tsy misy r...
tohiny
novalian'i pink ny 02/05/2010 16:22
bazylou
(
30/04/2010 20:16)
resaka ka resaka
Fa zany le8 izany aloha dia tsy ho tafaverina tsony eto Mada e.
Raha tsy hoe efa maty lery.........lollll
Le tena fifanarahana efa vita ela ary tsy nisy an le8. Lool...
tohiny
novalian'i milamm ny 02/05/2010 12:01
bazylou
(
28/04/2010 20:22)
Efa lany daty le GTT
Efa lany daty io fA efa tsy any intsony ny baolina izao.
Lany andro mizesta ao am ambassade nefa le ambassade aza hita be hoe tsy misy mpijery akory.
Fa naninona ary ireo no tsy nipetraka tao ra...
tohiny
novalian'i pink ny 30/04/2010 21:23
bazylou
(
28/04/2010 17:25)
hehehehe za efa nikozy
Za efa nampitandrina fa ianareo no nisiska ka dia raiso ny valin kafatra ary e.
Vita le8.
Miala any ny gvt vaovao.
Tsy ampy amidin ny frantsay sy ny tgv wa ianareo mianakavy
Mazava be ny baoli...
tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2010 23:44
bazylou
(
27/04/2010 18:29)
hahita zavtra isika
omano daholo ny fika rehetra fa ho raiketina ny kombaka ary e.
vive tgv,
ny anay efa ao ny 150 vazaha anendy maramila gasy maty hoazy :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i diloo ny 28/04/2010 15:49
bazylou
(
22/04/2010 19:36)
na hijapy daholo aza ny mpisera rehetra
Tsy problème fa zahay eto mijoro amin ny hevitray e. Ny an ny sasany zany atao
daholo ny pseudo, ny ompa , ny ozona fa tssssss, tsy nahazaka dia mijapy sisa e.
O raHery e, ahoana ianareo amin ny...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 28/04/2010 02:49
bazylou
(
22/04/2010 19:35)
na hijapy daholo aza ny mpisera rehetra
Tsy problème fa zahay eto mijoro amin ny hevitray e. Ny an ny sasany zany atao
daholo ny pseudo, ny ompa , ny ozona fa tssssss, tsy nahazaka dia mijapy sisa e.
O raHery e, ahoana ianareo amin ny...
tohiny
novalian'i diloo ny 23/04/2010 15:00
