ny gasy

1. bazylou ( 17/05/2010 19:50)

Oa olona tsy reactionnaire fa olona soumis.
Apinan I tgv dia wawawa ihany ny azy. Ny vava anie tsy maharesy basy e.
Milaza izy fa nofa be TGV nefa jereo fa io ihany no tompoiny eo.
Naninona ary tsy nilefa tany rsa daholo le le8iste ireo fa niforitra ao mdg ao.

Eny e, manompo andriana vaovao fa efa resy le ray tsinona.
Beuuurrrrk.
Ereto ao e. Mbola ho aiza. Mahay startejia koa ny anay ny TGV ka.

Vive TGV
novalian'i fijo ny 18/05/2010 20:08
2. Toumba ( 17/05/2010 20:52)
@ izay indray aho dia d'accord 100% amin'ialahy rabazy ,ny gasy koa tia mamono vorona sy tia manindry fa rehefa jerena kely aina ,eny fa na ireo milaza azy ho miaramila an'i rajoelina aza ,jereo i lelison sy charle fa ry manandafy sy pasitera lala ihany ary ry ihanata no mba sahiny bedaina eo @ tendany ,fa raha mafy ry lerony ireo maninona no tsy ny ao @ FIGN aloha no atao @ ireny nahazo an'i manandafy ireny,ary za sahy milaza fa raha misy OFFICIERS militaire iray manana couille eo vrai couille ,fa tsy couille molle koa,latsaka tain'i charle sy lelison ireo ary col8 , ary petit hitler iny lasa mitsoaka any @ ambasade de france indray fa tsy sahy manao otage ny 20millions malagasy ,saingy indrisy le force de l'ordre lasa force desordre
sarimbavy sy kanosa daholo :evil: :evil: :evil:
3. zefalahy ( 17/05/2010 20:54)
marina aloha izany e,tsy mbola nisy officiers nitsangana teto nanao beloha ka natahotra izahay ,si non na izaho zefalahy ity nety lasa namboly tany ambanivohitra
4. zefalahy ( 17/05/2010 21:21)
AZA MISY MITENITENY FA HENOKO HOE ALEFA ANY AWARD HONO PETIT HITLER HIANATRA NEFA NA NY TENY ANGLISY AZA TSY HAINY ,TENA MAHA VEWATOIRE MIHITSY IZANY RESAKA IZANY TENA SONEGALY NAHAZO BAIKO MARINY INY WADE INY RAHA NY MARINA

Harvard. Sur une autre déclaration de Andry Rajoelina qui a annoncé qu’il ne se présentera pas aux prochaines présidentielles, la communauté internationale ne voudrait pas s’en méler. S’agissant d’un choix personnel du locataire d’Ambohitsorohitra qui verrait sa cote de popularité dégringoler au fil de temps. En tout cas, une proposition aurait été faite à Andry Rajoelina qui a souligné qu’il a encore de l’avenir devant lui. En effet, avant ses déclarations du 12 mai, le président sénégalais, Abdoulaye Wade, aurait promis au locataire d'Ambohitsorohitra de l'introduire à l'Université de Harvard (la plus prestigieuse des universités des Etats-Unis) pour « se préparer à étre un bon président dans 10 ans ». Cette proposition du Me Wade, une personnalité étrangère qui avait joué son rôle dans la résolution de la crise politique malgache de 2002 (Dakar I et II) aurait été portée à la connaissance des chancelleries à Madagascar. Des membres du gouvernement de la HAT et des militaires gradés seraient également au courant. Reste à savoir si Andry Rajoelina pourra attendre ces 10 ans pour retourner au pays
5. zefalahy ( 17/05/2010 21:23)
HARVARD FA TSY AWARD E TENA ZAFELAHY MARINA ZA KLE
TSY MAHA VEXATOIRE AKORY IZANY HIHIHIHIHI
6. Noue ( 18/05/2010 07:06)
miainga any indray rabazilozotra taimbaza eee :-D :-D :-D :-D :-D
7. Mandefitra ( 18/05/2010 07:30)
sans qualité, c pas un homme d'etat, il ne sait pas ce qu il veut ... laisse lui apprendre pdt 10 ans pour etre un bon president :wink:
8. fijo ( 18/05/2010 20:08)
midawawa any iny kle????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0741