Liste des messages
Liste des messages, inserés par wooda, par ordre de date
wooda
(
05/01/2013 19:43)
Mitady correspondant any canada
Salama daoly ô!
Mirary ny soa ho antsika rehetra amin'ity taona 2013 ity,
Ho fikarakarana ny dia izay hatao any canada amin'ity taona ity, dia naika hanontany anareo izay mipetraka any sao dia mba ...
suite
répondu par tiris8786 le 30/10/2015 16:54
wooda
(
16/03/2008 10:27)
wap serasera
Manao ahoana o!
Efa nisy dinika momba an'io "wap serasera" io nande tato fa notadiaviko fa tsy hitako,
Momba ilay adiresy fidirana aminy no tena tsakaraiko.
Tsiky :D...
suite
répondu par wooda le 16/03/2008 16:44
wooda
(
19/10/2007 20:13)
Mampieritreritra!
Tao @ bar malaza anankiray izay:
Nisy joba izay niditra tao, izay bandy rehetra tao dia samy nitodika nijery anazy daholy. Izy @zay, tarehy mahafatifaty kely ery, vatana tena ao tsara. Ny akanjo mo...
suite
répondu par kiadi le 28/10/2007 17:44
wooda
(
09/10/2007 16:08)
Tena tsy rariny!
Tiako mba ho hita ny ataonareo raha tsy mahita jiro ao anatin'ny iray herinan'andro, aleo tenenina hoe ao anatin'ny tapabolana raha fara fahakeliny!
tena efa tsy antson'ny fo intsony fa hatezeranan...
suite
répondu par bonbongasy le 10/12/2007 19:23
wooda
(
25/09/2007 23:44)
Inona no mampiavaka ny tena namana sy ilay akamakama?
Tohizo we raha mbola mety ampiana.
Ny tena namana dia eo foana izy na inona manjo anao.
Ny akamakama dia ireo manao salut fotsiny.
Ny tena namana dia ilay olona mahavita miantso anao na mijer...
suite
répondu par xxx le 11/10/2007 09:41
wooda
(
22/09/2007 17:30)
windows live #%&è!?#/
Androany vao hitako ilay zavatra tsy nety nampatory ahy omaly, niasa saina aho satria rehefa nalefa ilay messenger de nande tsara aloha, de rehefa andefa message @zay @reo akama dia tsy hita tampoka t...
suite
répondu par kallie le 25/09/2007 11:42
wooda
(
24/08/2007 00:23)
Mitady vavolombelona
Tokony nataoko tary ity dinika ity fa ato no tsapako fa mampisy lanja anazy.
Inona no zavatra vitanareo @ fitiavana?
Ohatra: tiako be ny sipako (na ny vadiko), miezaka za ny hamalifaly anazy sy ...
suite
répondu par kallie le 28/08/2007 15:12
wooda
(
02/06/2007 23:55)
Neny
[i]Andro tsy toy ny zato ny andro androany kanefa kosa isan'andro amiko no tena fetin'i Neny!
Bizz be ho anareo Neny rehetra izay mizaka ny jaly sy mitantaina lalandava @ fitaizana anay!
na de ...
suite
répondu par sympa le 29/06/2007 12:00
wooda
(
30/05/2007 23:49)
ny adala ihany no tsy mety miova hevitra!
tena manao azafady anareo re ry akama isany ah!
tena hitako fa tsy mety hilaozana ianareo, na za aza de tena mahatsapa fa tena tsy mety hadino mintsiny nareo, na de misy zvtra tsy tiako aza ity pseud...
suite
répondu par Fiffi le 01/06/2007 20:53
wooda
(
19/05/2007 08:26)
Fanaovam-beloma serasera
Manao ahoana daolo!
tena tsy haiko ny hanazavana azy tsara fa ity angambany ny soratra farany andraisan'i wooda anjara @ forum sy ny serasera rehetra ato!
bdb ny zavatra tsara hitako t@ fotoana...
suite
répondu par rhina le 25/07/2007 10:52
wooda
(
09/04/2007 22:21)
dedicace ho an'i ririmena
Blague hita t@ internet
Dans un hôtel, en France, un touriste français prend tranquillement son petit déjeuner : café, croissant, baguette, beurre et confiture. Un touriste américain mâchant ...
suite
répondu par nathie86 le 16/04/2007 09:17
wooda
(
18/02/2007 02:50)
mitady vady vaovao !
Ankamaroanareo izay manoratra ato @ ity takelaka ity izao dia mety mampiasa windows daholo. Ny tenako aloha dia tena anisany!
Vao vetivety izao aho no mba niova kely nijery système hafa (linux kae...
suite
répondu par wooda le 01/03/2007 01:25
