Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsoraka, milahatra araka ny daty
tsoraka ( 12/07/2008 01:24)
Efa miharihary ve ny tian'i kidoropamba ahatongavana e ???
Nanoratra aho tamin'ny vao niditra ity kidoropamba ity fa manao tetika ankolaka. Dokafana ny TIM dia mihevitra ny olona fa TIM tokoa ary ho tezitra. Dia iny tokoa fa misy milaza hoe efa TIM adala iton... tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:46
tsoraka ( 20/06/2008 08:57)
Tsy mavoa intsony ny tsikera ka mody dokafo hanitsaka???????
Miseho daholo ny mpitsikera rehetra fa tsy ahoan'ny pokona, aseho ihany ny resaka tekinika sy ny sisa fa mbola hifiran'ny olona, mivoaka ny sinoa firazanana fa tsy maha-koty olona, farany dia hoe anda... tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:39
tsoraka ( 19/06/2008 06:21)
Miandry ny 'stage' hamahana vidin-tsolika entin'i badboy ?
Tsy hita ary sahirana kely badboy fa manao 'stage' ka asa na ho vovahany mora ihany ity resaka solikany ty. 'stage' mahafaokabe, sady momba ny lalana no toekarena iraisampirenena manko io. =)) =)) ... tohiny
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:25
tsoraka ( 18/06/2008 11:40)
Makasitraka an-dRa8 Jeankely dia nesorina
Efa narahako hatramin'ny naha-mpiserasera ahy fa izay manenjika an-dRa8 dia palan'i Jeankely. Misy ny tezitra ary mifamaly aminy. Hitako koa fa toerana tiana mba hanomezana vahana izay mpanimbazimba F... tohiny
novalian'i kanota ny 24/06/2008 06:58
tsoraka ( 13/07/2007 06:51)
Fa iza no faly amin'ny Zanak'Arema
Anay vozaky amin' Zanak'Arema. Avy nangorona sy nanao rapadango ny fananan'i Madagasikara avy eo mitsikera tsy misy vokany. Inona no vtanao ary tonganao taiza i Madagasikara fa tsy ianao no faly miant... tohiny
novalian'i tsoraka ny 17/07/2007 08:52
tsoraka ( 08/07/2007 05:45)
Nivadika Politika SESIKIDORO hono i bazylou
Rehefa tsy manao copy and paste dia mikorontana bazylou mitady hamelezana ny Malagasy. Mikorontana fa SESIKIDORO. Izay koa anaran'ilay bazylou SESIKIDORO oooo=))=))=))... tohiny
novalian'i kanota ny 10/07/2007 08:26
tsoraka ( 02/07/2007 09:35)
Fanontaniana mikasika ny Ampanjaka
Amin'izao fotoana izao dia mbola misy ny Ampanjaka any amin'ny Faritany isankarazany ary izay mikasa ny hirotsaka ho solombavambahoaka na Filoha dia misy ny maka tsodrano any amin'ireo Ray amandreny i... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:39
tsoraka ( 29/06/2007 02:26)
Ny ahy Tezitra tsak tsak zato arivo no ataoko President
Mba hampandroso haingana dia tsara raha i Tezitra tsak tsak zato arivo no atao President manaraka fa izy mbola tia Madagasikara fa tsy sahala ilay bazylou. Tsy maintsy io ariary io no ataony Franc sad... tohiny
novalian'i ranitse ny 29/06/2007 10:28
tsoraka ( 28/06/2007 05:03)
Indroa mahita ny maizina raha ny mpanohatra Malagasy
Ny fitenenana Malagasy dia hoe: INDROA NAHITA NY MAIZINA TOY NY TAIN'OMBY NATSETSINDAVABARY. Raha ireo trataniny marina aloha aleo tsisy toy izay....mpanohatra lany andro amin'ny tsikera nefa tsy mafo... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 09:57
tsoraka ( 28/06/2007 01:09)
Tezitra=tsak tsak zato Arivo
Mbola mitoetra ny Tsak Tsak zato Arivo Ry tezitra o.... tohiny
novalian'i tsoraka ny 29/06/2007 09:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537