Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i sahia, milahatra araka ny daty
sahia ( 16/03/2018 10:10)
taom baovao malagasy 17 martsa sy 18 martsa 2018
Misy affichage tazako izay mikasika an' izy io mirakitra ny fandaharam- potoana eo Mahamasina, nanintona ny masoko ilay hoe 'tsimandrimandry'--> fomba tsy maintsy atao ve io rehefa taom-baovao malagas... tohiny
novalian'i endriny ny 20/03/2018 17:56
sahia ( 11/12/2017 13:32)
voyant sy voyante- ireo oe milaza fa mpahita
Mba ahoan n fomba fandraisanareo ireo olona milaza ho voyant sy voyante eto madagascar ireo? Misy tena miseho ao anaty fahita-lavitra mihitsy manambara ny zavatra tiany avoitra. Misy tena azo raisina ... tohiny
novalian'i booboo ny 08/01/2018 10:33
sahia ( 27/07/2017 09:09)
BEPC 2017
Fa inona marina no tena tian'ny fanjakana ahatongavana @ ilay fanasivanana mahery vaika tamin'iny fanadinana teo iny e? Aiza ka misy sujet natao laza adina nefa lesona izay tsy nataon'ny mpianatra tan... tohiny
novalian'i Ajnal ny 28/07/2017 10:12
sahia ( 15/04/2016 13:09)
hon oa e rzalà
zah band ef manambad, nampiresk sipa (ef manambad)teto zah d ten sariak b lay sipa. Tsis resk oe hiarak nef f mb oe mpinaman fotsin alou n anay hatramzao an, dia ef nifampiseho sary, ten ohatran tarai... tohiny
novalian'i fanotina ny 27/04/2016 16:03
sahia ( 07/03/2016 10:51)
mba mila fanampiana maika
Sao mba misy mahalala hoe AIZA HO AIZA eto Tanà moa no misy izany LA MAREE izany, tena tsy fantatro tsara ilay izy na ESPACE na RESTAURANT aloha fa dia izany no hiangaviana anareo izay afaka mba man... tohiny
novalian'i sahia ny 14/03/2016 08:05
sahia ( 05/03/2015 12:05)
JIRAMA mapme B
Efa nentiko teto ihany lay fampidirana jiro efa t@ 2010, dia FALY aloha ry zareo ny tena fa na ela aza ilay izy dia mba NIVALY IHANY afaka DIMY TAONA TATY AORIANA e, tonga nanao ny installation ry zal... tohiny
novalian'i Maningana ny 11/03/2015 06:55
sahia ( 09/10/2014 06:10)
hiran'i VICTOR SOLO
SLM DôLY SAO MBA MIS MANANA CLIP na hira MP3 izay an'i Victor solo fa i NOROSOA ilay zanany no mihira azy, ireto lay hira mba ilaiko: Neny ô, Dada sy Neny, vavaka, misôtr e, vao maika tsara raha mi... tohiny
novalian'i ora ny 18/12/2014 12:14
sahia ( 12/09/2014 08:00)
NAMANA TSY FANTATRA MAZAVA
Ho anareo tompon'andraikitra voalohany ato amin'ny serasera no tena iantefan'izy ity: Mba azonareo hazavaina ve hoe MANINONA NO TSY MISY MIPOITRA eo amin'ilay hoe namana rehetra rehefa mba hijery ny m... tohiny
novalian'i ora ny 02/05/2016 04:17
sahia ( 18/06/2014 12:27)
sakafo maha BE SOKATRY
Maheno foan isika hoe ny papay , ny ravitoto, ny voanjo no sakafo maha be nono, fa mba inona KOSA ARY NY SAKAFO MAHA BE SOKATRY E? mety mba betsaka izao no mila izay toro hevitra izay any ho any an... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/06/2014 21:19
Sahia ( 05/06/2014 07:23)
AMBASADY Frantsay Ambatomena...dia gaga enw
Mba nikarakara Visa ho any Frantsa izany ilay namako izay, antony mazava hoe hanatrika raharahan ilay namany any, 1 mois no nangatahana , manana asa TENA tsara eto Dago izy izay tsy sanatria hoe HIALA... tohiny
novalian'i endriny ny 25/07/2014 04:48
sahia ( 23/05/2014 06:58)
VOLO MIHINTSANA
Mba inona ry zareo no tokony atao amin'ireny volo mihintsana ireny fa ny an'ilay vadiko woa isa-maraina avy mibango volo dia indroa n'ny tanana no raraka sy raofina aveo amin'ny tany an? volon-doha no... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 07/04/2015 18:58
sahia ( 23/05/2014 06:32)
TEE SHIRT
Mba aiza woa no ahitana ny mpivarotra ireny " T Shirt NAMANA SERASERA" ireny e, omaly mantsy zah nahita olona nisalotra ilay izy, teny ambony taxi be zah dia tsy afaka nidina fa rah toa ka nandeha an-... tohiny
novalian'i sahia ny 10/07/2014 07:27
sahia ( 22/05/2014 05:07)
Tadiom-pitiavana
Ato no eritreretiko fa mety hampidirana ity fanontaniako ity nefa raha diso aho dia miala tsiny mialoha, ilay tantara an-tsoratra hoe "TADIOM-PITIAVANA" nosoratan'i Kelymaditra toa TSY HITA HATRAMIN'... tohiny
novalian'i hery ny 22/05/2014 07:49
sahia ( 19/05/2014 11:41)
Inona ny MARINA amin'ireto Jirama ireto e?
Tena tsy azoko mihitsy ny fomba fiasan'ireto Jirama ireto e, izahay efa tamin'ny JUIN 2010 no nahaloa ny devis amin'ny fampidirana herin'aratra, hatramin'izao dia mbola tsy mivaly , KANEFA NY OLONA NA... tohiny
sahia ( 12/05/2014 07:29)
Paompy vita malagasy
Mba mitady ireny olona MPANAMBOATRA PAOMPY VITA MALAGASY ireny zah raha mba afaka manolo-tanana ahy ianareo. asa raha azonareo ny tiako lazaina, tsy robinet an'ny jirama akory fa ilay ahafahana mampia... tohiny
novalian'i sahia ny 22/05/2014 04:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135