Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i roxanaha, milahatra araka ny daty
roxanaha ( 21/09/2010 09:02)
Misaotra ny Tompo aho! bevoka ihany enfin!
salama daholo! Herintaona mahery zay, nanokatra forum za, tsy tadidiko tsony na tao @ rubrique "fahasalamana" na tato ihany hoe" vehivavy tsy mety bevoka"(pseudo roxanaha). Ankehitriny bevoka soa a... tohiny
novalian'i herim ny 21/10/2010 12:25
roxanaha ( 18/03/2010 12:06)
atodin'omby
Mba misy afaka manazava ve zay mahalala hoe fanaovana inona zany? dia ôtrany ahôna ny pôziny? sns.....Inona ny soa azo avy aminy? Nahita annonce za t@ site hafa zay dia hoe mivarotra atodin'omby... tohiny
novalian'i Legagneur ny 16/04/2015 14:59
roxanaha ( 22/01/2010 07:36)
moneybookers
Manahôna daholo Saika mba hanontany hoe azo antoka ve ny mandray vola alefan'olona @ alalan'ny moneybookers? tsy misy resaka arnaque? Mba mila torohevitra avy @ zay efa nampiasa na mahafantatra t... tohiny
roxanaha ( 13/11/2009 20:21)
Mangata bavaka tompoko
Miarahaba antsika rehetra, Izaho dia efa nanoratra dinika teto @ forum fa manana olana @ tsy fanana anaka. Natao anefa ny analyse isankarazany dia salama daholo izahay mivady. @ alahady zao aho no... tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 10:47
roxanaha ( 27/10/2009 11:21)
God is good, tsara Andriamanitra, Dieu est bon
http://www.youtube.com/watch?v=cdClvbdhTpc... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/10/2009 11:42
roxanaha ( 16/10/2009 19:39)
samy hafa ve ny gynécologue????
Misy ny hoe gynécologue accoucheur dia misy ny gynécologue obstétricien. Samy gynéco aloha zareo, le accoucheur azoko ihany hoe mpampiteraka fa lay obstétricien no tsy azoko. Inona no mampiavaka... tohiny
roxanaha ( 25/08/2009 10:45)
tsembo tànana diso tafahôtra
sao dia misy mahafantatra ny fanafody na zay tokony atao @ tànana tsemboka be kay nareo? Misy fotoana ny tànako tena tsemboka be mitete rano mihitsy. Hany ka raha mandray taratasy dia sahirana. Ny m... tohiny
novalian'i kamongo ny 05/05/2011 12:57
roxanaha ( 05/08/2009 16:31)
Ny antony tsy maha bevoka ahy hatr@ zao
Manahôna daholo Efa ho ela ela zay nisy dinika napetrako "vehivavy tsy mety bevoka". Natao ary ny test sy analyse ka hita fa normal zaho hatreto(hormone, ovulation). t@ farany teo dia hita fa hoe ... tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2010 10:54
roxanaha ( 01/08/2009 05:25)
fomba famafana zavatra tsy ilaina @ cd?
Hono ho aho ry zareo, ahôna ny fomba hanesorana sary na élément hafa tsy ilaina intsony @ cd? Manana cd zà, feno sary saingy misy ny sasany ratsy be ka tiko esorina nefa tô tsy mety. zany hoe ... tohiny
novalian'i rhina ny 03/09/2009 13:09
roxanaha ( 11/07/2009 09:12)
tsy nisy ovulation nefa tonga ihany lay red red
possible ve zany ry zareo???... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:36
roxanaha ( 15/05/2009 11:41)
tsy manembona ny tsenan'ny mahamasina ve nareo?????
www.youtube.com/watch?v=2QSHfARIQrk... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2009 05:44
roxanaha ( 09/05/2009 09:57)
tasy @ helika
Bjr! Sao dia misy mahalala ny fomba fanadiovana helika mba hanalana reny tasy mainty reny. Tsy haiko na lay mi-rase volokelika na lay nanao alamo na déodorant tsy zaka na inona no mahatonga ny helik... tohiny
novalian'i roxanaha ny 18/05/2009 16:59
roxanaha ( 23/03/2009 20:09)
mitady clip gasy mp3
manahôna daholo Sao dia mba misy mahita site ahafahana mi télécharger fichier mp3 hira malagasy ranoray ianareo? ohatra hoe poopy mp3 intégral, ambondrona mp3, sns.... misaotra mialoha... tohiny
roxanaha ( 11/03/2009 10:28)
Minomino fôna ve sa...?????
Miarahaba antsika rehetra Zaho zany t@ mbola kely(nanomboka 12taona) ka hatr@ zao dia tena tian'ny zaza kely. Manana attachement be amiko ny ankizy. ôtrany hoe zà no reniny. Na ny zanaky ny havan... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 25/03/2009 03:47
roxanaha ( 04/02/2009 11:33)
hira @ internet vers lecteur mp3
ahôna ny atao raha te hi enregistre clip vidéo @ mp3, na clip audio fotsiny? Possible ve zany? Misaotra... tohiny
novalian'i comptezo ny 06/02/2009 10:53
roxanaha ( 29/01/2009 10:06)
MADAGASCAR PARMI LES 44 MEILLEURES DESTINATIONS POUR 2009
Madagascar parmi les 44 meilleures destinations pour 2009 (12-01-2009 ) - Les actions de promotion de la destination Madagascar ont porté leurs fruits. Le très sérieux journal new-yorkais The New ... tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 12:27
roxanaha ( 17/01/2009 14:39)
Mirary soa ho an' ny ekipan' ny serasera.org!!
Enga anie samy ho tonga @ tanjona iriany avokoa ny malagasy rehetra tsy ankanavaka na ny any dago na ny aty ivelany, n'aiza n'aiza misy azy!! Misaotra manokana ireo namaly ny lohahevitra" vehivavy tsy... tohiny
roxanaha ( 23/12/2008 09:27)
vehivavy tsy mety bevoka
Bonjour daholo grave ry reto zany hoe tsy mananjanaka zany a! Za mba efa te hiteraka satria efa feno taona ho @ zany(26ans @ taona ho avy). Mba efa nanao le test d'ovulation ihany ary tena hitan'ilay... tohiny
novalian'i roxanaha ny 06/02/2009 09:37
roxanaha ( 20/12/2008 14:19)
vehivavy tsy mety bikina
Bonjour daholo grave ry reto zany hoe tsy mananjanaka zany a! Za mba efa te hiteraka satria efa feno taona ho @ zany(26ans @ taona ho avy). Mba efa nanao le test d'ovulation ihany ary tena hitan'ila... tohiny
novalian'i rmxx ny 24/11/2012 04:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8735