Liste des messages

Liste des messages, inserés par rasera, par ordre de date
rasera ( 01/04/2024 14:01)
Baiboly
 Saika nampiditra ilay baiboly diem aho fa tsy mety amin'ny version  android ko ilay izy fa mila ilay taloha hono  Samsung s8 ny findaiko  Mirary Alatsinain'ny Paka feno fifaliana any am-pitsa... suite
répondu par maruusa0106 le 30/09/2024 02:47
rasera ( 29/01/2009 20:44)
demokrasia, hery setra, ratsiraka, andry
rehefa doma (fanafohezana ny dokam-barotra malagasy) fa dondrona koa no azo andikana azy. Ka raha doma anie dia tsy mahagaga raha tgv avy eo e, tena gasy vendrana. Noheveriny angamba fa tsy ilaina ny ... suite
répondu par naughtyboy le 30/01/2009 05:09
rasera ( 28/01/2009 21:06)
fomba fiady efa hita fa mila mitandrina ny malagasy
fomba fiady efa hita fa mila mitandrina ny malagasy. misy mpandroba efa vonona (TTS) inona no vokany, fampiadiana an-trano fanakorontanana sns.. iza no hiverina eo i Radidy indray? ny azy aza tetezana... suite
répondu par xxx le 29/01/2009 10:05
rasera ( 29/03/2006 19:57)
padesm sns..
Aoka tsy ho saribakolin'ny frantsay intsony no hiakatra eo fa mba olona vonona hifanandrina aminy ara politika. mampanahy ahy anefa ny mahita ireo mpanao politika toa mila mandalo maka tso drano @ re... suite
répondu par fijo le 05/04/2006 19:16
rasera ( 19/03/2006 21:19)
exportation divx
Sao mba misy manana hevitra nahomby @ fanondranana video divx. Manana pinnacle studio 8 aho, afaka hanaovana montage video source analogique, nefa hiaraha-mahalala ny maha antonony ny sary ka noheveri... suite
répondu par ds le 21/03/2006 10:51
rasera ( 20/12/2005 19:16)
adi-poko
io foana no atao fitaovana. Efa nilaozan'ny toetr andro izany hoe i Ramaromisa izany afaka miantso ny fanampian'ny vahoakan' ampefiloha hiaro azy satria voavono teto antananarivo, torak 'izany koa i Ã... suite
répondu par fijo le 10/01/2006 21:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0114