Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i psykatr, milahatra araka ny daty
psykatr
(
30/04/2004 11:46)
Hino an'Iza .... ?
Izao no tsapako t@ fandinihina ny forum tato: Ny mpino dia miandrandra fa misy Andriamanitra kanefa tsy afaka manome porofo mazava, ny Tsy mpino kosa indray dia manizingizina fa tsy misy Andriamanitra...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/05/2004 00:06
psykatr
(
29/03/2004 17:49)
Fanontanian'ANKIZY
Izao no karazana fanontaniana apetraky ny ankizy matetika(Ary mila fandinihina):
Pourquoi "séparé " s'écrit-il en un mot alors que " en un mot " s'écrit séparé ?
Si Superman est tellement m...
tohiny
novalian'i psykatr ny 17/04/2004 18:00
psykatr
(
25/03/2004 17:04)
Test d'intelligence
Inona ary no tokony hatao mba hampifalifaliana vehivavy @ alalan'ny molotra sy ny tanana?...
tohiny
novalian'i isalo ny 04/11/2005 07:38
psykatr
(
29/02/2004 20:31)
Tiako ianao satria...
Ny zavatra rehetra hono dia misy antony daholo (Cause-Effet). Noho izany, matoa ianao tia olona iray dia misy antony ao. Kanefa inona ny antony itiavan'ny olona iray olon-kafa(ankoatra ny attirance ph...
tohiny
novalian'i pitchou ny 13/04/2004 16:15
psykatr
(
18/02/2004 11:53)
Mbola hino an'Andriamanitra ihany ve nareo raha toa ka....
Raha toa ka mahavita dingana lehibe ny Fitsaboana(Médecine) ka mandresy ny fahafatesana dia lasa tsy mety maty intsony isika(Immortels). Koa mety mbola hino an'Andriamanitra ihany ve ny olona @ zany ...
tohiny
novalian'i psykatr ny 31/03/2004 18:34
psykatr
(
06/02/2004 19:35)
Safidy masina
Misy zvtr tsy mety azoko mihintsy t@ fanpahan-kvtr' Andriamanitra:
Izy dia mahalala ny ZV-drehetra, koa maninona ary no mbola napetrany tao anaty Edena ilay hazo misy ny fahalalana ny tsara sy ny rat...
tohiny
novalian'i librepenseur ny 03/03/2004 09:28
psykatr
(
05/02/2004 20:34)
Fandalinam-pinoana
Inona ary no mety hanjo ireo olona
tsy mahalala an'Andriamanitra nefa
mba manao ny tsara ihany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:17
psykatr
(
05/02/2004 20:30)
Fenoy ny banga
Fenoy fotsiny ny banga mba
ahazoana mahafantatra ny resaky: A sy B.
A-Manahoana........................., ............?
B-........................, kanefa....................!
A-Marina ve?.........
tohiny
novalian'i rurik ny 30/04/2005 16:31
