Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i peugeot, milahatra araka ny daty
peugeot ( 11/03/2008 07:50)
CLUB DE CELIBATAIRE ATO @ SERASERA ORG
eny ary :aleo ary samy manoratra ny PS eto isika ze celibataire ,de tsy maninona fa i [b]tess[/b] no efa atao presidente sa aona hoy ianareo .de samia ary manoratra ny PS any e ,de reglement oe tsy ma... tohiny
novalian'i wallace ny 21/05/2008 16:05
peugeot ( 04/03/2008 06:05)
Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony
Misy bandy akama zay mahavarina mitsy. Tena mankahala tanteraka ny fianakamsany lery, ze resaka avokan'ny vava'lery de fankahalana sy fanaratsina daolo. vitany maintsy aza ny mivazavaza sy manopa ary ... tohiny
novalian'i peugeot ny 15/03/2008 08:46
peugeot ( 28/02/2008 10:13)
VAVOLOMBELONY FITIAVANA NY SERASERA ORG
betsaka tokoa isika no mifankatia ato nefa tsy mifankahalala e ,afaka misy mijoro vavolombelona ve ? de misy afaka milaza ny PS ve ? ... tohiny
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 21:40
peugeot ( 28/02/2008 08:09)
TSARA VE OLONA KRISTIANINA?
ahoana ny hevitrao @ olona kristianina ,tsara ve izy ireny mihoatra ny slamo ?... tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:58
peugeot ( 01/02/2008 16:50)
Ratsy taiza sa ......
Iza tamintsika no efa nanao tsinotsinona ny ray sy ny reny? Naheno tantara iray zay mantsy aho dia gaga sy talanjona ihany ,nilatsaka avy tany andanitra sa niforona ho azy fotsiny teo fa dia toa m... tohiny
peugeot ( 19/01/2008 06:44)
FAMPIRAFESANA AO ANATY TOKATRANO
mety misy maha tsara azy tokoa ve ny fampirafesana ao anaty tokatrano?... tohiny
novalian'i tess ny 24/01/2008 18:51
peugeot ( 10/01/2008 08:45)
METY VE NY TOKATRANO MASO?
mety tokoa ary ve ny manao tokatrano maso ,misokatra ny adihevitra ho antsika... tohiny
peugeot ( 04/01/2008 14:17)
LHL MAMONO VADY
Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity e... tohiny
peugeot ( 13/12/2007 08:05)
HO ANAY NANOHANA NY TIM
manaiky izahay fa resy fa miandry kous izahay ra mavita otrany vitanay i TGV ny tsia... tohiny
novalian'i peugeot ny 16/12/2007 05:56
peugeot ( 13/12/2007 06:17)
TSY HANDRAY KARAMA HOUN NY MAIRE SY NY MPANOLOTSAINA VAOVAO?
mety azo inona ve zany ?sa resaka fotsiny mba andemena ny sain'ny vahoaka ? aminareo mpamaky aona ny hevitrareo ?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0745