Liste des messages

Liste des messages, inserés par olomboavonjy, par ordre de date
olomboavonjy ( 23/01/2008 21:52)
tgv sy rafalimanana
raha samy olondra8 ihany moa izy roa lahy ireo nefa ny malagasy any antanindrazana mifandrafy nohon'ny fiandaniana atsy sy aroa . izay zany ve ilay atao hoe politika ry zareo ???... suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 03:12
olomboavonjy ( 23/01/2008 21:33)
vous les femme
fa maninona ny vevavy no mi se maquiller ,sy be ranomanitra:)) ... suite
répondu par meva2 le 25/01/2008 07:43
olomboavonjy ( 22/01/2008 12:26)
acariens
hono hoa efa laniny acariens ve nareo:?: za matsy de raha tsy voakopako ny fandriana @ maraina iny de tena mandadilady ohatran'ny parasy mitsy ry zalahy mandrtra ny alina :^) ahoana kay no fomba ata... suite
répondu par niryna le 01/02/2008 06:00
olomboavonjy ( 19/01/2008 11:08)
femme de menage
ahoana ny hevitrareo @ ity hoe :misy olona tsy te hanao femme de menage (aty france io) fa dévalorisant fa aleony miasa birao manao 35 heure de mandray 900euros net eo ; kanefa @ izao 17euros brut pa... suite
répondu par kiadi le 04/02/2008 17:19
olomboavonjy ( 17/01/2008 13:04)
akanjo
hoa antsika namana rehetra raha handefa akanjo ho any havana any dago de AZA atao ny mandefa ankajo militaire ka mampigadra marian ve izany ?... suite
répondu par olomboavonjy le 18/01/2008 14:57
olomboavonjy ( 17/01/2008 13:02)
teny hafa
nahita soratra ahoe ny olombelona tsy maina fa lena :roll: mila mila s'essuyer ve de lasa maina sa ahahy @ masoandro :o....vazivazy ireo fa inona no tena dikany izay misy mahalala... suite
répondu par kanota le 26/01/2008 05:06
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:59)
sary
ry mpiandraikitra maninona kay raha ilay pisera mametraka sary ihany no mba afakamametraka comms eo @ ilay sary mivoaka @ izay mantsy mifankahita eo de tsy mila manao polisy intsony ianao ... suite
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:55)
endrikolonkafa
ho an'izay manambady ianareo ve refa manao lamour @ vadinareo (na lahy io na vavy)de mijery ny tarehiny ve nareo sa mikipy mandrevy??? ... suite
répondu par tess le 21/01/2008 15:27
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:50)
taikafé
manaona doly an'ny vevavy raha tinareo haniry tsra ny vonoinkazo nareo interieur hono de ilay taikafé iny no atao eo zezika.Marina ve zany?... suite
répondu par ora le 06/06/2014 09:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077