Liste des messages

Liste des messages, inserés par miarana, par ordre de date
miarana ( 19/09/2015 08:27)
FMBM chômage technique :'(
Voatery hiroso amin'ny chômage technique ny FMBM na ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Ny Antony dia nohon'ny fasahiranana ara-bola satria tapaka ny fanampiana ara-bola avy amin'ny Fikambanana... suite
répondu par Strong3 le 29/10/2015 13:57
miarana ( 26/11/2014 08:27)
Karatra fikiky
Mitondra aretina ny mikiky ny karatra fikiky amin'ny hoho toy ny fahana na ny karatra misy loka miafina... Misy afaka manamarina izany ve isika ?... suite
répondu par bichette le 08/12/2014 16:21
miarana ( 17/09/2014 08:27)
Ireo nivoaka farany
Mba te hahala aho oe inona ny CPU nivoaka farany. - Refference - Socket - Frequence Misaotra mialoha.... suite
répondu par sitlo le 29/10/2014 20:57
miarana ( 15/09/2014 08:49)
Iza no mahay ?
Misy amintsika ve mahatadidy : 1 - Taiza ary ny fihaonana mivantana voalohany niarahan'ny namana teto amin'ny serasera ? 2 - Milaza mpikambana vitsivitsy nanatrika izany 3 - Inona ny sakafo niroso t... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 10:06
miarana ( 22/08/2014 10:21)
Fivavahana sy ny foto-keviny
Mba misy ireo fivavahana tsy haiko ka sao misy mpikambana ao na mahalala ny foto-keviny ? - FVKFM : inona ny fanalavana azy azafady ? Inona ny foto-kevitra hijoroany ? - Hebraique : Ctic Ctac Dou ... suite
répondu par endriny le 29/08/2014 06:27
miarana ( 22/08/2014 09:42)
Raovina va ho lasa Kristiana ny Malagasy ?
"Madagasika ho an'i Kristy ary Kristy ho an'i Madagasikara." Ho tanteraka ihany ve io teny io ? To ireo samy milaza ho Kristiana ihany aza no mifanenjika. Iza no tena marina e ?... suite
répondu par endriny le 02/09/2014 04:11
miarana ( 22/08/2014 09:07)
Nankaiza ireo mpihira malaza e
Mba manontany tena ihany aho oe nankaiza ireo mpihira malaza na malagasy na vahiny. Mbola mihira ve sa lasa mpankafy hiran'ny hafa sisa ?... suite
répondu par shmaisrael le 08/12/2014 09:43
miarana ( 16/02/2013 07:24)
Isaia 43 : 21
« [b]Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy.[/b] » (Isaia 43:21) Ndeha hanambara ny FIDERANA AZY fa mendrika izany IZY. Raha mety ianao dia mametraha izany eto, ary hadin... suite
répondu par smileyah le 27/02/2013 07:04
miarana ( 01/02/2013 06:02)
"Raha tsy miady tsy mifankatia" ahoana tokoa mo izany ?
"Raha tsy miady tsy mifankatia" ahoana tokoa mo izany ? Betsaka ny manohana io hevitra io na ny mpivavaka na tsia, fa inona tokoa ny ao ambadiky ny "ady" ? voatery tsy maintsy miady ve vao tena azo l... suite
répondu par amig0 le 06/03/2013 22:19
miarana ( 21/12/2012 12:36)
"Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika"
"Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika" (Mk 9,40). Maninona no tsy io no entin'ny Kristianina miatrika ny Kristianina tsy mitovy fiangonana aminy? Rehefa mitory an'i Kristy koa izy (miaraka... suite
répondu par toriteny le 21/01/2013 10:07
miarana ( 10/12/2012 08:38)
Mitandréma amin'ny mpangalatra Moto (mpamono olona)
Ny harivan'ny Alakamisy 29/11/12 teo : @ 7 sasany eo ny ora teny Nanisana (Ampasapito mankany Analamahitsy). Nisy roalahy niampita ary rehefa teo akaiky dia nikapoka mafy ny casque : tsy nahavoa ahy n... suite
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:37
miarana ( 21/03/2012 20:07)
Olana eo anivon'ny Fivavahana, Finoana
Mahay Tenin'Andriamanitra loatra isika, manankarena fahalalàna Soratra Masina isika. Any ny olana araka ny mpandinika iray. ... suite
répondu par Miharena le 27/03/2012 08:11
miarana ( 21/03/2012 09:11)
Marary nify.
Fa maninona kay no rehefa misy fianakaviko akaiky (zokiko, na vadin'ny zokiko, na olona ao an-trano) bevoka de izaho no ampijalian'ny areti-nify mila tsy ho zaka, indrindra ny alina. Ahoana no hialako... suite
répondu par bichette le 19/04/2012 15:02
miarana ( 08/12/2011 12:01)
D’où vient le mot Noël ?
D’où vient le mot Noël ? Dans L'Ancien Testament il est écrit: Car un enfant nous est né, un fils nous est donné, Et la domination reposera sur son épaule; On l'appellera Admirable, Conse... suite
répondu par miarana le 19/12/2011 19:10
miarana ( 06/09/2011 17:07)
Inona kay ny verset tinao indrindra ao amin'ny Baiboly ?
Inona kay ny "verset" tinao indrindra ao amin'ny Baiboly ?... suite
répondu par rijadolly le 09/09/2011 03:35
miarana ( 03/09/2011 07:47)
Graine de SESAME
la graine de sésame - Riche en Vitamine A, B1, B2, B6, C, Calcium - Oligo éléments, Magnesium, Potassium, Fer, Cuivre - Aide mémoire - Nutritif, Rajeunissant - Equilibrant du système nerveux - P... suite
répondu par miarinkery le 03/07/2015 11:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.029