Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i maditra, milahatra araka ny daty
maditra ( 17/03/2009 15:47)
Ontsa aloha ny fo e
Mampalahelo i Madagascar. Dictateur manandra-tena no mampiatra ny habibiany amin'ny mpitondra ara-dalàna. Manao tous le moyens possible ny forongony manao lavage de cerveau ary ny mpanaradia azy dia ... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 16:16
maditra ( 16/03/2009 08:56)
Aza be safary e
Referendum atao dia vita. Alaivo doly izay mety ho mpanara-maso neutre rehetra any ary mba mandraisa koa andraikitra mba ahatomombana azy ara-dalàna sy araka ny marina sy ny hetsiny ary indrindra ind... tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 10:18
maditra ( 11/03/2009 16:41)
Atsaharo ny fifampihantsiana e
Ajanony amin'izay zalahy e. Juste manamafy ny hevitry ny namana etsy ambany fotsiny e. Izao izany ny regle de jeu e, manoratra ny anarany ato ny tapa-kevitra fa hanajanona ny fihantsiana. Ireo izay mb... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:29
maditra ( 10/03/2009 23:04)
Mgr Odon
Amin'ny maha katolika ahy dia menatra ihany aho amin'ny zavatra ataon'i mgr odon. Otrany mivaona amin'ny tsy tokony alehany izany ny zavatra ataony. Raha zohina ny fandehan'ny tantara dia ny pillage n... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 22:05
maditra ( 27/02/2009 12:56)
Ho an' i Mgr Odon Razanakolona
Voalohany aloha dia miala tsiny fa manonontonona ny anaran'olon-dehibe. Katolika ny tenako ary manaja tsara ny structure mifehy ny fiangonana Katolika na eto madagasikara izany na any Vatican. Kane... tohiny
maditra ( 21/02/2008 13:30)
mbola tsy ao ny fampitam-baovao
Taorian'iny cyclone Ivan teo iny dia mba niezaka ny fampahalalam-baovao sasany hitatitra ny vokatr'ilay rivo-doza tany amin'ny toerana rehetra nandalovany. Tany amin'ny faritra antsinana ohatra dia vo... tohiny
maditra ( 11/02/2008 12:18)
Imaginons ensemble un avenir meilleur
Nahavariana ahy be io loha hevitra amin'ny Madagascar tribune io. Vakio fa mahafinaritra tokoa. Amin'izao taona arivo fahatelo izao dia tokony fomba fisainana hafa no entintsika mivoy ny raharaha pol... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/02/2008 10:11
maditra ( 18/10/2007 03:13)
Otrany tsy normale kosa izao!
« Condamnations à mort pour Tsimibosy » ... titrait l'Express de Madagascar dans son édition du 12 Octobre 2007 dernier. Rappel des faits : en Janvier 2005, ledit Tsimibosy et 3 complices s'en ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 13:58
maditra ( 04/08/2007 18:57)
ilaina ny fahaizana politika
Be resaka be isika ato raha hanaratsy ny mpanao politika sy ny politika. Ny tsy fantantsika dia izao. Tsy ny mpanao politika ihany no mitantana ny firenena. Manana mpitsara avo isika (adala izy ireo r... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/08/2007 08:48
maditra ( 08/05/2007 17:26)
Jeankely sy Bazyou
Lisany ve tsy leo e? ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:27
maditra ( 23/04/2007 23:59)
Ny vehivavy maneran-tany
Tsy hoe te-hanao resak'i zandry salmo1 fa mahafatifaty be mihitsy ny namana Dreamm. hmm, lol!! Gasy ka manja izany e Fa tsy izay no foto-dresako, haha Raha categorise-ko ny vehivavy araka ny tan... tohiny
maditra ( 08/04/2007 19:04)
mangataka tononkira
Sao dia misy manana ny tonon-kiran'i Ejema: "Mbola ambarako anao" iny. Mety hadikako ihany aloha ilay izy raha tsy misy efa manana e! Misaotra amin'ny fiaraha-miasa! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 20:11
maditra ( 11/05/2006 20:18)
Jacques Sylla, le premier ministre
[b]Jacques Sylla : l’homme inutile[/b] Les remous qui ont entouré la destitution de Jean Lahiniriko sont une aubaine pour le chef du gouvernement. En effet, cet événement a masqué les nom... tohiny
novalian'i arson ny 15/05/2006 12:20
maditra ( 05/03/2006 17:47)
aza misy mile.., mile.., mileeeeeeeeeeeeefa
Ity no voalohany nanaovanao azy. Nihenjana doly ny hozatrao rehetra eo ampandriana mijery an’ ilay lehilahy. Mitady excuse maro be ianao mba tsy hanaovany azy ity androany, nefa odiany tsy heno. ... tohiny
novalian'i Veloo ny 09/03/2006 21:16
maditra ( 23/10/2005 19:06)
ny malagasy ankehitriny.
Ireto avy ny vokatry ny tsy fandalana ny maha-malagasy, amin'ny fahitako azy: -Tsy manana ny maha izy azy intsony ny Malagasy. -Izay rehetra hita amin'ny tele sy video tian'ny zatovo hatao daholo sa... tohiny
novalian'i angelgirl ny 12/11/2005 20:43
maditra ( 26/08/2005 19:54)
mpihira ankafizina indrindra
Ndao samy hilaza izay mpihira tena ankafizina indrindra sy ny antony ankafizana azy. Oh: Hira, bika, feo, dihy, tarehy, sns e Zah manomboka azy. Din Rotsaka Itiavako azy: rithm.... tohiny
novalian'i bozimanga ny 20/10/2005 13:00
maditra ( 15/06/2005 21:44)
Mpanao politika
Manaja an'ireo olo-maventy (Pr Zafy, Andriamanjato Richard, Voninahitsa, Saina Michel, sns) izay mitarika ny opposition ny tenako, ary manaja ny mpitondra koa. Olona samy tia tanindrazana ireo, ary iz... tohiny
maditra ( 24/04/2005 22:19)
detournement de mineur!
hihi, tsy tratra maditra an! F'ahoana ny eritreritrareo momba io. Firy taona izany ny olona eo anatrehan'ny lalana (Malagasy) vao afaka miaraka tsy misy olana amin'ny lalana? 18 ans? Dia ny cas hita... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:19
maditra ( 20/04/2005 02:56)
manadino tsy misy ratra
Araka ny hevitrareo, atao ahoana no ahafahana manadino fitiavana an'olo anankiray izay miara-miaina aminao isan'andro, nefa te hifampitondra toy mpianadahy aminao fa tsy fitiavana. Na farafaharatsiny ... tohiny
novalian'i sonwin ny 29/04/2005 13:33
maditra ( 20/02/2005 04:11)
maditra vs maditra
Zah misy fanontaniana momba an'ilay karajia. Raha mba nitsidika ny chat zah tamin'ny omaly, ka saika hampiasa ps-ko(maditra), dia lasa anonyme satria hono efa misy manana io ps io ao. Lasa eritreritra... tohiny
novalian'i welie ny 02/03/2005 20:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0244