Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i madamakely, milahatra araka ny daty
madamakely ( 03/04/2009 10:22)
Iny eny i Dada ô, nitondra "miaramilan'ny sadeky ô"
Ela ihany oa no naha tany ny tany fa tsy mbola nisy dada avy nandeha ka nanontanian'ny zanany hoe "nitondra mofo ve dada" de namaly hoe " eny lesy a, olona handripaka an'ilaisany no netiko". Bizaaaaa... tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 13:36
madamakely ( 05/03/2009 07:09)
Andrywui
Mitenena lesy Andrywui fa heverin'ny olona resitondromaso ange isika e.... tohiny
novalian'i KALACK ny 05/03/2009 10:38
madamakely ( 17/02/2009 07:13)
Ifampilazao fa....
Ifampilazao fa [b]misy andian'olona mampiely fofon-drongony eny amin'ny olona mpitolona eny @ 13 mai ka manadonto ireo olona ireo sy mandrangitra azy[/b], ka izay no mahatonga ireny fitabatabana tamp... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 12:29
madamakely ( 12/02/2009 10:57)
Nakaiza i kala bozy eeeeeeee
Hono oa ry NyAvo2000, ry Tsiafoy1, Noue, VONGAN-TSIRA angaha ny havantsika [b]boziboleta[/b] ka [u]levon'ny orana[/u] teny Mahamasina omaly fa toa tsy hita eto amin'ny serasera intsony? Mafy tokoa al... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:20
madamakely ( 10/02/2009 13:26)
mbola ra8iste ihany no fototr'iny firohotan tampoka iny
hay ka mbola voakarama-ndra8 indray ireny olona tonga dia nirohotra tampoka teny ambohitsirohitra ireny ka tsy nahandry ny fifampiresahana tamin'ny miaramila akory. mampalahelo le toe-tsaina.... tohiny
madamakely ( 02/02/2009 08:39)
teny atsipy
Fa nareo ve reto efa tena jamba a? tsika ange zao efa tena tsy mahafantatra mitsy hoe ohatrinona no tena tokony tena ho vidin'ny menaka 1 l eh, satria monopole io é, de lazaina ve fa miteniteny foan... tohiny
madamakely ( 30/01/2009 12:13)
mba taitaitra amin'izay ry Malagasy a
Misy milaza fa TGVendrana i Andry, eny e ny tsotra ange vendrana foana no filaza azy e, nefa ve moa raha ny taonany zay tsy ho afaka ho mpitondra akory aloha raha tsy afaka taona maromaro dia tsy me... tohiny
novalian'i Koditra ny 30/01/2009 15:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083